Ay ve tonga tao kou ry RAJAO sy R8 eee😂😂😂. De tsy ay hoe milaza manohitra mitarika vahoka iady nefa anaiky made any iany. 😮😮 Fetsarabelatsy vee sa nanaiky iany fa resy ianareo ??
Arabaina ianao andriamatoa filoha, ary misaotra anao tamin'ny fianihanana nataonao fa nahazo toky tokoa ny malagasy. Mirary koa raha mirary ny hahatanterahanao ny velirano nambaranao ombieny ombieny ny vahoaka malagasy fa tena miandry anao fatratra izahay. Leo ny tsy fahamarinana, tsy fandriampahalemana sy ny fahantrana izahay tompoko. Maereza fa miaraka aminao ny vahoaka
Arabaina ianao Andriamatoa Filoha. Filoham-pirenenan'ny Malagasy rehetra ianao ary mirary anao mba hitondra fampandrosoana an'i Madagasikara ntsika ity. Mirary fahombiazana sy fahasalamana ho anao sy vady amanjanaka ny tenako.
Ho ela fanapahana ianao PRESIDENT. ENGA ANIE KA MBOLA HITONDRA NY TANY SY NY fIRENENA @ 2023
Ay ve tonga tao kou ry RAJAO sy R8 eee😂😂😂. De tsy ay hoe milaza manohitra mitarika vahoka iady nefa anaiky made any iany. 😮😮 Fetsarabelatsy vee sa nanaiky iany fa resy ianareo ??
Arabaina ianao andriamatoa filoha, ary misaotra anao tamin'ny fianihanana nataonao fa nahazo toky tokoa ny malagasy. Mirary koa raha mirary ny hahatanterahanao ny velirano nambaranao ombieny ombieny ny vahoaka malagasy fa tena miandry anao fatratra izahay. Leo ny tsy fahamarinana, tsy fandriampahalemana sy ny fahantrana izahay tompoko. Maereza fa miaraka aminao ny vahoaka
Mankasitraka re Tompoko