REAL NEWS / NY
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 11 ก.ค. 2024
- Mpanolotra : Nancy RANAIVOSON
Vinavinan'ny toetr'andro : Miora RAMANDIMBIARISOA
REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 12 JUILLET 2024 #madagascar
#madagascar #actualitésmadagascar #realtvmadagascar #direct #actualité #realtv #abonnezvous
Tsy aleo aloha ny volan olona. matoa iz mahasahy mitory de manana ny marina izy. fombanareo ihany le mitokana zavatra tsy vita . Ataovy mafy fa ny anay Dada ihany.
Aza matahotra fa atao minisitra i Augustin de atao vpan rabuilding e. izahay tsy nifidy anao an. Andraisoro efa leo rabuilding
Tohizo foana e tohizo ihany miriorio foana ny angidina ...
Makaleo ny mijery ny menasofina mpanjanaka
Tsisy antenaina daholo ilay député, na IRMAR na Firaisankina na Tsy miankina (mpanao film daholo)
Tsy hisy malagasy ho tafarina raha mbola dj Rajoela Andry no eo
Indrisyyyy ry fireneko fa dia nankaiza aby ny olomanga manampahaizana fa dia Ntsay ihany PM sa ve hanoy hery famoretana dia tazonina ihany Ntsay Christian mampahantra firenena 😢😢
Toa mpanarakefa fotsiny ny tsy miakina sy ny moanohitra ny akabeazany
NY Andraholidinina Naivo tsy mba hoe tateraka ny sitrapon'Andriamanitra fa hoe taterakany hono ny sotrapon" Dj Rajoela ANDRY. 😮
Tena nahay film kosa Kay I Tatandraza a, Tena niverina i Ntsay,
Heeeee d mbola hinanfatiny ihany zany ragasy eee vendratay koa moa koa aiza koa mbola feno mahamasina tam 26 !!!!
Sady tsy hainao zany Ministra zany Raolidina a;oainina be de mody miteny ianao e😅
Mpizara gâteau miaraka i DJ Rajoela Andry. Samy mpanondrana harempirenena antsokosoko tsy misy toy izany ireo.
Asio arrosage ary aloha raha tena faly fa tsy lany ho Vpan e.
Siteny = sadasada = filoha lefitra ??????
Sady tsy aleo ve MBA miova praiminisitra e?
Marina ary tokony hisy ny equilibre na balance politique, geographique, culturelle, Tsy lalana io na aiza na aiza eto ambonin ny tany na @ ireny organisations internationale ireny Dia Izany no izy. FA SAINGY I RAVALO NO NANDRODANA AZY IO, DIA TSY NAHOTSINY NY TATO AFARA
Nahazo toerana indray I pety nefa atraminy izay tsy hita