Ao amin'i Jesosy Kristy irery ihany no misy fandresena

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 23 ธ.ค. 2020
  • Jaona 19:30
    Ary rehefa nanandrana ny vinaingitra Jesosy dia nanao hoé:VITA:dia nanondrika ny lohany Izy ka nanolotra ny fanahiny.
    Anisany asa vitain'i Jesosy Kristy teo amin'ny hazofijaliana ny fandresena koa izany no mahatonga anao mpandresy eny manoatra noho ny mpandresy aza.
    Koa manàna fitondran-tena toy ny efa mpandresy hatrany fa tsy toy ny olona resy ka mihorohoro eo anatrehan'ny fahavalo.
    Amena

ความคิดเห็น •