Mamaky commentaire zah dia hita taratra mihitsy fena mampalaelo ny fomba fisainantsika malagasy. Tsy mba misy fitiavana fa feno fankahalàna. Mba farafahakeliny mba mahalala fomba rehefa mamaly resak'olona e. Atsipy ny teny ho an'izay mahazo.
tsy hoe izany fa inona moa no hidiranareo amin'ilay vatany na izany na tsy izanay?? raha drogué ledala inona ny olana?? raha mahia?? inona ny olana?? sa hoe mba te hiteny fotsiny??
marina mihitsy zany! tsy antsika ny itsara ny fiainany, ts hay zay zavatra zakainy any. izy ary no tokony mbola isaorana mizara ny talentany amintsika mba itondra hazavana am ty fiainana manahirana lava ty
Doooooope dude yyeeeeaaaaah
Mamaky commentaire zah dia hita taratra mihitsy fena mampalaelo ny fomba fisainantsika malagasy. Tsy mba misy fitiavana fa feno fankahalàna. Mba farafahakeliny mba mahalala fomba rehefa mamaly resak'olona e. Atsipy ny teny ho an'izay mahazo.
ouéééé marn zan raHERIZO adala b mts a
aouèèèè milayyy
in wa n titre zay hira zay e?! de dispo sur youtube version original?
Masokely : Moajia. Misy version eto @ youtube
Merci :D
Mahafinaritra e,
Nifanena tamiko teo Ambohijatovo le bandy mihira io fa tena gaga ahi nahita azy .Mahia kely ny volo menamena izy otrany olona drogué zany
ny talentany no itsaraina anazy raha miseho itsara fa tsy ny paozy sy ny bikany
Holy B. Vexé ?????? Tsy marina angaha zany ??? Nify ary ty tsy vitany .Fa izy aloha manana Talenta tsara ny hira fa mba mila mahavatena ko indraindray