FANDAHARANA DINIKA ALAHADY 20 JANOARY 2019

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 24 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 22

  • @gasikarazanatany
    @gasikarazanatany 5 ปีที่แล้ว

    Fanamarihana, tsy nahazo fahaleovantena izany ny Malagasy. Niverina amin'ny fahaleovantena no tena izy. Talihan'ny fanjanahana dia nahaleo tena tanteraka i Madagasikara. Aoka hiova ny fijery. Raha tsy miova io fijery io dia ho fadiranovana toy izao foana ny firenentsika ka hany ka na dia ny ingénieur du son aza dia tsy miraharaha akory hoe zava-dehibe izao resahina izao ka andeha hatao izay tena hampazava ny feo iandraiketako.

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 5 ปีที่แล้ว +1

    Merci, pasteur mazava tsara mihitsy, izay voalazanao zay

  • @gasikarazanatany
    @gasikarazanatany 5 ปีที่แล้ว

    Tsy mba azo atao ve ny manao essaie ny sonorisation vao manao enregistrement ry teknisiana isany. Tsy ny fitaovana no tsy ampy. Iangaviana ny ingénieur du son hiverena manao stage rehefa tsy mahafehy ny traikefa fa tena mahakamo be.

  • @JustJacquieR
    @JustJacquieR 5 ปีที่แล้ว

    Mazava. Misaotra Pasitera.

  • @sahazarandri6496
    @sahazarandri6496 5 ปีที่แล้ว +1

    REHEFA KELIKELY KOA MBOLA HOVANY KOA IO HIRAM- PIRENENA IO FA MANELINGELINA NY ANDRIAMANINY.

  • @thierrylemmens4530
    @thierrylemmens4530 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra anao Pastera!

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 5 ปีที่แล้ว +1

    Virginio Mahafaly, mba haino moa hoe inona no mahatonga ny vahoaka hitroatra 2009, raha tena gasy ianao dia hainao tsara histoire Madagascar sy se passer tao ? ????

  • @nicolassanluis3867
    @nicolassanluis3867 5 ปีที่แล้ว

    Tsy sanatria hamoha fotamandry fa fanamarihana fotsiny satria misy filazana mahavarina manamafy fa fanonganam-panjakana no nisy t@ 2009: iza no ho sahy hifampitana @ olona tao anatin'ny heriny t@ 2009 raha tsy ny vahoaka, ary matoa ny vahoaka nihetsika dia satria ve ho fankahalana fotsiny ? Tsy anisan'ireo ireo izay voahitsaka zo angamba izy ireo ka manao filazana manafitohana, ary raha nisy zavatra simba, iza no tena tompon'antoka, tsy moa ve ireo izay tsy nanaiky ny fangatahana fa niziry t@ heviny ? Tsy tokony hiresaka izany intsony izao kanefa voatery manao fanamarinana mba tsy hiverenana @ tsy rariny intsony, noho ny tombon-tsoa iombonana ihany.

  • @sahazarandri6496
    @sahazarandri6496 5 ปีที่แล้ว +1

    RAHA NINIANA T@' ANDRIAMANITRA AZA ILAIKELY FANTANY TSARA ILAY ANDRIAMANITRA HIANIANANY FA ILAY ANDRIAMANITRY NY LAINGA SY FITAKA.

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 5 ปีที่แล้ว

      SAHAZA RANDRI BRAVO BIEN DIT 👍👍👍👍👍👏👏👏👏👏

    • @radidyfihavanana8753
      @radidyfihavanana8753 5 ปีที่แล้ว

      raha azoko tsara ny tianao hambara dia tsy tokony ho noraisina iny fianianany iny satria tsy nianiana t@ Andriamanitra-Andriananahary izy fa t@ andriamanitra (hafa)! Andriamatoa filohan'ny HCC ô sy ianareo mpikambana 8 mianadahy ao, misy vice de forme tokoa anie izy zany e???? sa diso aho! ifonako raha misy fahadisoako e!

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 5 ปีที่แล้ว +1

    2009, pasteur hetsim-bahoaka fa tsy fanonganam-panjakana, merci

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 5 ปีที่แล้ว

      ZA MBOLA MIANDRY ILAY MARIAZY É TADIDINAO VÉ 😃😃😃😃

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 5 ปีที่แล้ว

      @Virginio Mahafaly O TENA LATSAKA AHO TSY RARAHANTSIKA IZANY É NY VEHIVAVY ANGAHA NO TSY MISY IRAY NO TSY TIA 20 NO MANANTONA É VAZIVAZY NY ANTSIKA MIANADAHY AN MANDRA 'MPITAFA INDRAY É

    • @rhubertl
      @rhubertl 3 ปีที่แล้ว

      Izao 2021 izao aho no nijery an'ity fandaharana iity. Rehfa niaina ny zava-nisy nanomboka tamin'ny 2009 ka hatramin'ny 2018 dia tazoniko ny teniko hoe fanonganam-panjakana no nisy fa tsy fihetseham-bahoaka izany.

  • @niniratsimba7704
    @niniratsimba7704 5 ปีที่แล้ว +5

    MISAOTRA ANAO PASTEUR NILAZA FA NISY FANONGANAMPANJAKANA T ' @NY 2009 MISAOTRA TOMPOKO

    • @tsitorabe3644
      @tsitorabe3644 5 ปีที่แล้ว

      mitondra inona oan firenena ankehitriny moa ra tena fanonganam-panjakana marina ny tam 2009 na tsia ??? ny ho avy no mila banjinina satria ny fandrosoan firenena zao no mahamaika

    • @bilakely1287
      @bilakely1287 5 ปีที่แล้ว

      Nisy nominations nataon'i Andry Rajoelina teo. Tsy misy osy na iray aza. Avotra ny firenena.

    • @odettelisinirina2458
      @odettelisinirina2458 5 ปีที่แล้ว

      @@bilakely1287 enjeo fona Ravalo fa mpanompon'ANDRIAMANITRA iny fa Andriamanitra no henjihinty!!

    • @bilakely1287
      @bilakely1287 5 ปีที่แล้ว

      Izaho indray rehefa bandy mpandainga na mpanompo na tsy mpanompo dia tsy maintsy enjehiko.

    • @bilakely1287
      @bilakely1287 5 ปีที่แล้ว

      Ny olona rehetra efa nahafantatra an'izany fa toa ianao irery no tsy kopy?

  • @nicolassanluis3867
    @nicolassanluis3867 5 ปีที่แล้ว

    T@ 1789 tany Frantsa, tsy ny Katolika no olana fa ny fitsabahan'ny Fanjakana t@ resaka finona, tranga nantsoina hoe "Gallicanisme": lasa mpiaro anjambany ny Fanjaka Frantsay ny mpitondra fivavahana, toy ny "Anglicanisme" tany Angleterre, ny "Joséphisme" tany Autriche. Ny "Gallicanisme" tany Frantsa no nanamora ny "Révolution" tany Frantsa. Kanefa ny fanahy no maha olona: raha adidin'ny Fanjakana no mirakara ny olona sy ny fiaraha-monina, adidin'ny finona marina no mikarakara ny fanahy. Ny finona marina ihany no manafaka fa tsy izay noforonin'ny olom-belona. Aoka koa tsy hikiry biby @ resaka fanonganam-panjakana t@ 2009 intsony satria hetsi-bahoaka iny. Maninona no nanitsaka ny Lalàm-panorenana nanome ny Fahefana ny Miaramila fa tsy hoan'ny Filohan'ny Loha-olona ? Teo angamba ilay tena fanonganam-panjakana. Ary raha mboa mihizina miteny fa tsy nisy ny fankatoavan'ny Vondrona iraisam-pirenena, maninona ary izy ireo no nangina manoloana ny zava-nisy tany Ejipta t@ 2013, satria angamba Firenena matanjaka no nanosika tao ambadika ka ny ratsy lasa tsara, ny tsy rariny lasa rariny ? Iza no mamaritra fa misy ny fanonganam-panjakana ? Mitombona @ fahamarinana sa @ tombon-tsoan'olom-bitsy ?
    Raha io resaka "laïcité", izay handanina fotoana sy mampisaritaka io, dia tsotra ny valiny: ny marina ihany no manafaka, raha an'ny Malagasy i Madagasikara dia tsy an'ny hafa, raha manan-jo ny olona tsy voasazy ao @ Firenena iray dia tokony hajaina izany, ka izao: manan-jo ve Andriamanitra ao Firenena rehetra ? Ny Mpanjaka Davida, mpandala finona fatratra kanefa na dia tsy nitsabaka ny asan'ny pretra izy, noraisiny ho adidy kosa ny fiarovana ny finona jiosy, izay hany finona marina t@ talohan'ny nahatongavan'ny Mpamonjy ka tsy nisy fanompon-tsampy na fivavahana diso na tsy fankatoavana an'Atra (athéisme) hafaka naneho hevitra ampahiba maso, resaka hafa ny ataon'ny tsirairay any an-tokatranony any, t@ androny.