Izy sa izaho? :

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • Tantara gasy vaovao
    #gasyrakoto, #tantaragasy, #tantaravaovao, #GR, #tantara,

ความคิดเห็น • 28

  • @sylvieramamonjisoa3511
    @sylvieramamonjisoa3511 6 หลายเดือนก่อน +7

    Bé loatra mihitsy n'y intermède, hira no atsasaky n'y tantara mandretaka bé , MBA ovay azafady @ manaraka, mamizana bé....

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 6 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka sy mankatelina fa tegna mahafinaritra be lay tantara 😍 🥰 😍 ❤❤❤

  • @AngelitaEdvige-ns3lf
    @AngelitaEdvige-ns3lf 2 หลายเดือนก่อน

    Mankasitrak tompoko merci nizara ❤😂😢

  • @Lalaoranaivo
    @Lalaoranaivo 6 หลายเดือนก่อน +1

    Hiaino tantara tompoko no faniriana fa tsy hiaino rindra-kira. Sy dokam-barotra! Kivy tanteraka ary tsy tia hiaino tantara ato @ ICM Radoo intsony. Maro ny Radoo malagasy ahitana fahafam-po mihaino by tantara atolon-dzareo. Zara misy feon-kira kely fohy dia foy. .
    Viloma tompoko.

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 6 หลายเดือนก่อน +4

    1er coms
    Happy Valentin day ❤

  • @Lalaoranaivo
    @Lalaoranaivo 6 หลายเดือนก่อน

    Simba ny mozika lava loatra ny tantara tsy maha tia hiainp tantaranareo

  • @JeanineManassero
    @JeanineManassero 6 หลายเดือนก่อน +5

    Tsy hira no henoinay fa tatara azafady

    • @janaae4n
      @janaae4n 6 หลายเดือนก่อน

      Andray kosa🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣

    • @marcelafrancette8834
      @marcelafrancette8834 6 หลายเดือนก่อน

      😂😂Tsara kosa lay Hira ee ❤

    • @user-hj4nr4hx5g
      @user-hj4nr4hx5g 6 หลายเดือนก่อน

      😂😂😂😂😂

    • @ravelonoromariaangela2987
      @ravelonoromariaangela2987 6 หลายเดือนก่อน

      🤭🤭🤭🤣🤣🤣🤣

  • @ravelonoromariaangela2987
    @ravelonoromariaangela2987 6 หลายเดือนก่อน

    Fa tokony mba nalefa nareo teo ilay tononkira mba nahaizanay izy 😂😂😂

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra ny moizara.

  • @janaae4n
    @janaae4n 6 หลายเดือนก่อน +2

    Amanaraka de mba atovy fohy le feon kira fa lava lotra ankamarony de feon kira fona

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra nizara!!

  • @user-lg7wh5sz4e
    @user-lg7wh5sz4e 6 หลายเดือนก่อน

    Tena lava loatra n'y feon'kira ,tsy itanareo ao amin' lafiny technique vé tsy mampité hiaino le tantara

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 6 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra Tompoko o 🙏 🎉❤

  • @corna8495
    @corna8495 6 หลายเดือนก่อน

    mankasitraka nizara ee 🇲🇬🎧🇰🇼

  • @user-nq5om1wx2m
    @user-nq5om1wx2m 6 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra nizara ooh ❤❤❤

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 6 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra nizara ôo ❤❤❤😢

  • @Redmi125g-gl1ik
    @Redmi125g-gl1ik 6 หลายเดือนก่อน

    Mba aza atao be feokira be otranio raha mba mety

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 6 หลายเดือนก่อน

    Mety efa hatrany @ radio 📻 ICM mihitsy ilay feonkira fa gasy rakoto mety juste manao téléchargement dia mizara @ tsika mpankafy ah .

  • @apop3771
    @apop3771 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka nizara

  • @ravelonoro1064
    @ravelonoro1064 6 หลายเดือนก่อน

    asiana mozika koa ao anaty tantara de ohatry tsy heno ilay tantara fa ilay hira no mafy be ,,, miala tsiny ,,,

  • @zazavavyrakotondravao7801
    @zazavavyrakotondravao7801 6 หลายเดือนก่อน

    Afaka mahazo ny compte mr tatanta ve?

  • @janaae4n
    @janaae4n 6 หลายเดือนก่อน

    Otrany mijery spectacle Opéra mihaino an le tantara aminy le hira ka

  • @hanitraaina3404
    @hanitraaina3404 6 หลายเดือนก่อน

    Fa le feo kira akosa aloha d mafinatra any otran feo kira any ampiangonana le enw mivavak mora iny