Julicot Ravelojaona
Julicot Ravelojaona
  • 4
  • 651 536
TSY AMPY (ANTOKO MPIHIRA HOSANA AMBOHIJATOVO FITIAVANA)
Tsy Ampy (Antoko Mpihira HOSANA FJJKM AMBOHIJATOVO FITIAVANA)
Palais de sports juin 2014
มุมมอง: 193 785

วีดีโอ

TSY HO FOANA NY FANANTENAKO (ANTOKO MPIHIRA HOSANA AMBOHIJATOVO FITIAVANA)
มุมมอง 55K9 ปีที่แล้ว
Tsy ho foana ny fananteko (HOSANA FJKM Ambohijatovo-Fitiavana) Palais de sports juin 2015
MIASA ANDRIAMANITRA (HOSANA FJKM AMBOHIJATOVO FITIAVANA)
มุมมอง 271K9 ปีที่แล้ว
Palais de sports Mahamasina juin 2014
HANANDRATRA ANAO Antoko Mpihira HOSANA
มุมมอง 132K9 ปีที่แล้ว
ANTOKO MPIHIRA HOSANA FJKM AMBOHIJATOVO FITIAVANA 50 TAONA

ความคิดเห็น

  • @kantorazafimanantsoa1817
    @kantorazafimanantsoa1817 27 วันที่ผ่านมา

    Tsy ampy ahy ny mandohalika mivavaka Fa ny asa fitoriana Anao no tiako handravaka Ny fiainako ka hijoroako Ary handaniako ny herimpoko Hanandratra Anao no masaka ao anatiko ao Tsy ampy ny ora iray na roa hoenti-midera anao Miredareda anaty fo ny afom-pitiavanao Na ny hatrizay sy ny hoaviko aza Tsy ho ampy ahafahako milaza Hitanisako ireo harem-pahasoavanao Ireny asanao rehetra ireny Dia tsy voalahatro ny teny Ka hilazako ny amin’ireny Fa mahatalanjona Ny avotr’ain’ny zanakao Milaza ny halehibeazanao Maneho ihany koa ilay fitiavanao JEHOVAH ô! Ambony indrindra ianao Mpanjaka tokana ianao Ny fahefanao an-tananao Miasa amin’izao rehetra izao. Tsy ampy ahy ny hoe mandre ireo hafatrafatrao Ity foko feno hetaheta resy lahatra Dia tiako hitombo ara-panahy Hadio tokoa ka tena sahy Hiady ho anao, Mba ho mpandresy tahaka Anao Rehefa tena tafalatsaka ao anaty ao Ilay teninao izay harena sy fananana Dia isan’andro satry foana Hamaky an’io satria nahoana Harena tsara zaraina samy hanana Fa maro ireo karazam-boky Heverina ahitana toky Kanefa asa fa voafetra Ny saina atolony Ny tokana azonay nekena Ho lalana sy fandresena Dia izay voasoratrao, ny baibolinao JEHOVAH ô! Ambony indrindra ianao Mpanjaka tokana ianao Ny fahefanao an-tananao Miasa amin’izao rehetra izao.

  • @sitrakarasoasimbola1854
    @sitrakarasoasimbola1854 4 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤❤

  • @tokyrandrianarivelo1928
    @tokyrandrianarivelo1928 ปีที่แล้ว

    tena tiako ny midera an'Andriamanitra.. fotoana tena isan'ny nanamarika ny fiainako ny fotoana rehetra naha HOSANA ahy.. ary iriko ny hanomezan'ny Tompo ahy fotoana hahafahako miverina indray na dia aty Europe aza aho.. Tsy ampy ahy ny fotoana rehetra taloha niderako anao Andriamanitra! inty aho! iraho aho

  • @tokyrandrianarivelo1928
    @tokyrandrianarivelo1928 ปีที่แล้ว

    Misaotra anao Ray fa tena miasa Ianao.. matoky ny fitantananao ny fiainako hatrany. Misaotra Jaona amin'ny Vidéo.. mampahatsiaro zavatra mamy be dia be <3

  • @user-ml4xw1vn2e
    @user-ml4xw1vn2e ปีที่แล้ว

    tsara ny midera ny Tompo

  • @user-rt3xm3ik3l
    @user-rt3xm3ik3l ปีที่แล้ว

    Tsara loatra misaotra jesosy amin'ny fitahianao s'y n'y fitatananao n'y fiananay mapahery anareo koa amin'ny fitoriana

  • @faniekely
    @faniekely ปีที่แล้ว

    ...Ny Fahefana an-tananao miasa @izao rehetra izao!! Deraina faTsara sady Mpanao ny Tsara ianao Andriamanitra

  • @mbolatiana8106
    @mbolatiana8106 ปีที่แล้ว

    Ra Jéhovah ni mia sa iza tokoa no hahasakana

  • @mbolatiana8106
    @mbolatiana8106 ปีที่แล้ว

    Satry foana videra

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว

    Jeso Fitiavana mijery anao. Tsy misy izay Tsy vitany. Tazomy n'y finoana. 🙏🎤❤️

  • @vonymiarasoarabezandrina1075
    @vonymiarasoarabezandrina1075 2 ปีที่แล้ว

    Tiko na ny tonony na ny feony mampandini-tena ary koa manefy ahy hiorina be be kokoa ao amin'I Jesosy , misaotra anareo Antokompihira Hosana Ambohijatovo Fitiavana

  • @gabriellaandrianaly5822
    @gabriellaandrianaly5822 2 ปีที่แล้ว

    B

  • @soasorea8037
    @soasorea8037 2 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤🎊🎊🎊🎊🙏🏻🙏🏻🙏🏻 ts Leo mihitsy aho

  • @nainaharvel7207
    @nainaharvel7207 2 ปีที่แล้ว

    Tena miasa Ary tena azo ianteherana fa n'y tena no toa kelyfinoana indraindray amin'ny maha olombelona angamba. Mankasitraka nympamorona e tht e'

  • @faniekely
    @faniekely 2 ปีที่แล้ว

    Nohariany isika hiaina finaritra na dia zahan-toetra aza indraindray! ... Tsara fiafaràna sy miaina ny fiadanan'Ny Tompo izay voafidiny

  • @soasorea8037
    @soasorea8037 2 ปีที่แล้ว

    Alléluia aaaaa tena tiako le hira ary ny tonony mampihetsipo be mahatsiro any gasigara aho zany 🥲🥲🥲🙏🙏🤲🤲🤲💕💕💕

  • @avorakotoarivelo6001
    @avorakotoarivelo6001 2 ปีที่แล้ว

    tratry ny covid aho t@ volana aprily 2021 lasa teo.. ity hira ity nohenoiko en boucle isan'andro ary tena nandresy lahatra ahy tanteraka.. tena miasa Andiamanitra. Mirary soa ireo ao anaty ady rehetra, na adim-panahy, adin-tsaina sns.. apetraho amin'Andriamanitra fa tena miasa Izy :) :)

  • @heriniainarakotoarimanana6589
    @heriniainarakotoarimanana6589 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka

  • @reneedebonneviedepogniat7917
    @reneedebonneviedepogniat7917 3 ปีที่แล้ว

    👏🏽👏🏽👏🏽❤️

  • @hanitrarasolofo8561
    @hanitrarasolofo8561 3 ปีที่แล้ว

    Tena miasa Andriamanitra

  • @soasorea8037
    @soasorea8037 3 ปีที่แล้ว

    Alelluia aaaàa tsr ny miderany Tompo

  • @lovarazaimalala723
    @lovarazaimalala723 3 ปีที่แล้ว

    Mampahery sy kanto fa mankasitraka 🙂

  • @christineraharivelozafitsi1372
    @christineraharivelozafitsi1372 4 ปีที่แล้ว

    Tsara ny Tompo e.voninahitra ho Azy irery ihany.

  • @victorineharilanto8532
    @victorineharilanto8532 4 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @diamranaivoson2842
    @diamranaivoson2842 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra Tompo fa tena miasa ho anay tokoa ianao.

  • @ahl1786
    @ahl1786 4 ปีที่แล้ว

    PRESQUE ISAN'ANDRO AHO MIHAINO HIRY TY FA TSY METY LEO MITS ,TENA TSARA LOATRA

  • @rollandandrianisa3529
    @rollandandrianisa3529 4 ปีที่แล้ว

    nohariany isika iaina finaritra , misaotra HOSANA , mampahery be ny tononkira

  • @antsavalisoarazafimahatrat1546
    @antsavalisoarazafimahatrat1546 4 ปีที่แล้ว

    04 fév 2020 : tena mino aho fa miasa Andriamanitra !tsy misy olana tsy azo vahana! mino sy miandry anao aho Jesoa Fitiavana ! Amen ! misaotra anareo mampahery ooo!!

  • @callcommunity159
    @callcommunity159 4 ปีที่แล้ว

    Tsara ny Tompo

  • @rasoloherimalalamariemiche9925
    @rasoloherimalalamariemiche9925 4 ปีที่แล้ว

    Mampehery ny hira nareo fa misaotra

  • @nomenarazafintseheno414
    @nomenarazafintseheno414 4 ปีที่แล้ว

    hafa mihitsy ny hira fiderana an'Andriamanitra e, miasa Andriamanitra

  • @faniryfabien2405
    @faniryfabien2405 4 ปีที่แล้ว

    Good

  • @angaliloulu513
    @angaliloulu513 5 ปีที่แล้ว

    Eny tena tsapako fa miasa Andriamanitra, dera ho anao ry Tompo

  • @andoniainamartinaandriamal8895
    @andoniainamartinaandriamal8895 5 ปีที่แล้ว

    Miasa Andriamanitra😊

  • @rijasoajeanjacquesrajaobel5164
    @rijasoajeanjacquesrajaobel5164 5 ปีที่แล้ว

    TSARA loatra Mampahery

  • @lucasravo8047
    @lucasravo8047 5 ปีที่แล้ว

    Amen, voavahan'Andriamanitra daholo ny olanao, katraho aloha ny fanjakan'Andriamanitra.

  • @hemerylefar1920
    @hemerylefar1920 5 ปีที่แล้ว

    voninahitra ho an Andriamanitra avo indrindra, tsara be le hira, sakaiza mahatoky anao Jesosy o

  • @raharivaojeanneelisabelle502
    @raharivaojeanneelisabelle502 5 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka fa tena mampahery homba anareo mandrakariva Jean @asa fitorina ataonareo

  • @denissamuelrazafimahefa5128
    @denissamuelrazafimahefa5128 5 ปีที่แล้ว

    Miasa mihitsy Andriamanitra amin'ireo olana misy

  • @rijarabemananjara7242
    @rijarabemananjara7242 5 ปีที่แล้ว

    Tahiny jesosy eh

  • @nambinintsoarabemananjara9648
    @nambinintsoarabemananjara9648 5 ปีที่แล้ว

    Tena miasa mangina Andriamanitra ary hita mivaingana eny foana ny Fitiavana zay asehony antsika,Misaora sy mihobia Azy mandrakariva, Amen

  • @tiavinaandria8677
    @tiavinaandria8677 5 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra ilay hafatra fampaherezana ❤️❤️

  • @hasinarandriamanantena6470
    @hasinarandriamanantena6470 5 ปีที่แล้ว

    mafnartr b le hira a voninahitra ho an Andriamanitra

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia4175 6 ปีที่แล้ว

    Tiko loatra ty hira y

  • @lemamafrancisco2824
    @lemamafrancisco2824 6 ปีที่แล้ว

    Andriamanitra no fanaladiny zavan-drehetra eo @ fiainana eto ambony tany sy any andanitra

  • @arimahatodylalatiana8651
    @arimahatodylalatiana8651 6 ปีที่แล้ว

    TIAKO LOATRA NY FIASAN'ANDRIAMANITRA AMIN'NY FIANAKO

  • @lalaramangasalama2769
    @lalaramangasalama2769 6 ปีที่แล้ว

    Mahereza avokoa dia minoa an'Andriamanitra fa hainy hatao ny zavatra rehetra " voavonjy izay manampinoana"

  • @narindraRalaihova
    @narindraRalaihova 6 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra tanteraka e!!!

  • @jeanjacquesrajaobelina5920
    @jeanjacquesrajaobelina5920 6 ปีที่แล้ว

    Voavonjy izay manam pinoana