Arahabaina Lucas ! Mahafinaritra ny zava-kanto vitanareo. Ny fiainana sy ny nofinofy ve tsy iray ihany ? Rehefa samy iainana dia lasa fiainana, samy miaina :) !
Hello! :D Tsisy fifandraisana manokana ka, ny feo anisan'ny fitaovana iray hoentinay mampita ilay hafatra ao anatin'ilay hira, ilay concept, misy fitaovana maro hafa hanehoana izany ao dia rehefa tafita ilay hafatra dia zay no zava-dehibe aminay 😄
tiko fona. miandry ny manaraka🖖
Vraiment bravo 👏 ! Tohizo hatrany fa tena tsara 🥰
Bro, I love this
Alefaso zandry ah!!! Ao Tsara!!
Steph! Siora be :D Mankasitraka nandalo ! 🌹
Yeahh🖤🖤🖤
Je t'admire beaucoup❤ Alefa Lucas👏
Tena tsaraaa lesy frereee 🌹
So original and creative !! I love it Lucas !!
Thank you ! Glad you like it
🔥🔥
Yasssss! 🌹
Tsara be ! 🥰 tohizoo foana !
Merci beaucoupp ! 🤩
Arahabaina Lucas ! Mahafinaritra ny zava-kanto vitanareo. Ny fiainana sy ny nofinofy ve tsy iray ihany ? Rehefa samy iainana dia lasa fiainana, samy miaina :) !
Misaotra indrindra! Marina be, mba hoentinay mitsidika ny nofinofinay ianareo mpijery sy mpihaino amin'ity indray mitoraka ity e ! 🌹
❤️❤️❤️❤️
Marina zany lesy
J'adore tout ce que tu fais gars ☺️
que ça fait du bien d'écouter ta musique. tu as ton propre style qui te ressemble bien. merci de nous enchanter avec ta voix 👏👏👏
Merci beaucoup ! 🌹
T´as découvert avec IRAY.👌
Te suis depuis 🇲🇺...
Superbe son ! Est-ce que ce serait possible d’avoir une traduction française des paroles ? 😊
🥰
2 ans déjà ? J'ai juste l'impression que ce son est sorti il y a quelques semaines. Bref, j'adore la fraicheur du son
maheno reko fy zah..na le feo na le hira en gle mts..mety misy fifandraisana ve nareo,
Hello! :D Tsisy fifandraisana manokana ka, ny feo anisan'ny fitaovana iray hoentinay mampita ilay hafatra ao anatin'ilay hira, ilay concept, misy fitaovana maro hafa hanehoana izany ao dia rehefa tafita ilay hafatra dia zay no zava-dehibe aminay 😄
Euhhh ! Groupe reko iany vé nareo ??? 🎉
gg b ranga a
Any Arivonimamo(Antaboaka) hahah
Yeah any mintsy ;)
🔥🔥🔥
Siiiooora ! 🌹