ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Mankasitraka tompoko ♥️🎧🇲🇬
Tantara tena misy @ Malagasy vahoaka mitsy zany. Indrisy 💔 💔 💔 💔 💔 💔 💔 💔
Aiza mo androso ny firenena atraminy mpitondra madiniky manao ny tsitokony atao
Misaotra nizara oo😍🙋♀️🙏🇲🇬🇲🇬
Aza mba ato ela be tohiny re Tompoko, fa tsy misy fifiany. Misaotra Tompoko 🎉🎉🎉❤
B
Misaotra nizara!!
Misaotra nizara
Ahoana ndray zany zaza manga zany
Misaotra nizara, miandry ny tohiny
Misaotra dia miandry ny tohiny ô
Makasitraka hatrany tompoko
Misaotra nizara tompoko
FANTATRAO VE NY TANTARAN'IZANY ZAZAMANGA IZANY? Talohan'ny taonjato faha 18 dia maro ireo afrikana izay tonga teto Madagasikara, natao takalo, izay nandevozina, na koa natao andevo hoy isika. Tsy fantatra mazava anefa ny tena fiavian'ireo olona ireo fa ny fantatra fotsiny dia avy atsy Afrika. Niparitaka teto Madagasikara izy ireo, izay samy nanorom-ponenana avy, rehefa nomena fahafahana, nanome tsikelikely izany fahafahana izany ireo mpanjaka nifandimby, tao ihany koa ireo vazaha frantsay, izay nanome tany hiveloman'izy ireo tao avaratra andrefan'Antananarivo . Rainitratra no anaran'ny lehiben'izy ireo tamin'izany, nanangona azy ireo hipetraka tao Antanitibe. Nazoto niasa tany tokoa ry zareo tamin'izany, ka dia nahaleo tena tanteraka ara-tsakafo. Nantsoina hoe zazamanga ry zareo noho lokon'ny hoditra somary mainty raha nitaha tamin'ny hafa. Tsy nifankahazo am-po loatra tamin'ireo manodidina ireto zazamanga, fa nambara fa olona mpiavy hono. Nanana ny fiteniny manonkana moa ry zareo tamin'izany fa taty aoriana vao nampiasa ny fiteny afovoantany. Eto antananarivo distrika ambohidratrimo kaominina ambato no mist tananan'ireo zazamanga ary azo tsidihana tsara. ZAZAMANGA TANTARA HO RENESINAO AMIN'NY RADIO RNM IZANY MANOMBOKA NY ASABOTSY IZAO, IZAY MISY FIZARANA 2. NIARAHAKO NANORATRA Tamin'i Rakotondravao Sarobidy filoha mpitarika ny " HASIN'NY ZAZAMANGA".
Mankasitra tompoko oo eto ampiasana miheno azy zao
Mankasitraka tompoko ♥️🎧🇲🇬
Tantara tena misy @ Malagasy vahoaka mitsy zany. Indrisy 💔 💔 💔 💔 💔 💔 💔 💔
Aiza mo androso ny firenena atraminy mpitondra madiniky manao ny tsitokony atao
Misaotra nizara oo😍🙋♀️🙏🇲🇬🇲🇬
Aza mba ato ela be tohiny re Tompoko, fa tsy misy fifiany. Misaotra Tompoko 🎉🎉🎉❤
B
Misaotra nizara!!
Misaotra nizara
Ahoana ndray zany zaza manga zany
Misaotra nizara, miandry ny tohiny
Misaotra dia miandry ny tohiny ô
Makasitraka hatrany tompoko
Misaotra nizara tompoko
FANTATRAO VE NY TANTARAN'IZANY ZAZAMANGA IZANY?
Talohan'ny taonjato faha 18 dia maro ireo afrikana izay tonga teto Madagasikara, natao takalo, izay nandevozina, na koa natao andevo hoy isika. Tsy fantatra mazava anefa ny tena fiavian'ireo olona ireo fa ny fantatra fotsiny dia avy atsy Afrika. Niparitaka teto Madagasikara izy ireo, izay samy nanorom-ponenana avy, rehefa nomena fahafahana, nanome tsikelikely izany fahafahana izany ireo mpanjaka nifandimby, tao ihany koa ireo vazaha frantsay, izay nanome tany hiveloman'izy ireo tao avaratra andrefan'Antananarivo . Rainitratra no anaran'ny lehiben'izy ireo tamin'izany, nanangona azy ireo hipetraka tao Antanitibe. Nazoto niasa tany tokoa ry zareo tamin'izany, ka dia nahaleo tena tanteraka ara-tsakafo. Nantsoina hoe zazamanga ry zareo noho lokon'ny hoditra somary mainty raha nitaha tamin'ny hafa. Tsy nifankahazo am-po loatra tamin'ireo manodidina ireto zazamanga, fa nambara fa olona mpiavy hono. Nanana ny fiteniny manonkana moa ry zareo tamin'izany fa taty aoriana vao nampiasa ny fiteny afovoantany. Eto antananarivo distrika ambohidratrimo kaominina ambato no mist tananan'ireo zazamanga ary azo tsidihana tsara.
ZAZAMANGA
TANTARA HO RENESINAO AMIN'NY RADIO RNM IZANY MANOMBOKA NY ASABOTSY IZAO, IZAY MISY FIZARANA 2.
NIARAHAKO NANORATRA Tamin'i Rakotondravao Sarobidy filoha mpitarika ny " HASIN'NY ZAZAMANGA".
Mankasitra tompoko oo eto ampiasana miheno azy zao