Saringotra 17 part 2

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 ส.ค. 2024
  • เพลง

ความคิดเห็น • 2

  • @heryandrianarivelo8294
    @heryandrianarivelo8294 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ny mpanoratra, ny mpandrindra an-tsehatra ary indrindra ny mpilalao rehetra... Ara-dalàna ny nanatontosana ity horonan-tsary farany ity, ary lafatra ny fihetsiky ny mpilalao rehetra, saingy efa nandefa fanamarihana ihany teo aloha ; "taiza no nisoloan'i James fitafiana nefa izy tanam-polo no niala tany aminy ny omalin'iny???" ... fanamarihana kely ihany nefa mafonja eo am-panatontosana sarimihetsika toy itony... Tokony ho jerena ihany satria maro ny olona manaraka sy mijery ny vokatsika malagasy. Efa niaina t@ filalaovana tantara tsangana (piesy teatraly) mantsy izahay ka avy hatrany dia tsikaritra... Misaotra indrindra fa mahafinaritra ny tantara, ary mirary ny ho tafakatra @ ambony ny zavakanto malagasy...👍👏

  • @mihaminahenintsoaandrianav6149
    @mihaminahenintsoaandrianav6149 ปีที่แล้ว

    Mba alefaso koa ilay film gasy horombe e