Tsy misy ny permis de port d'armes de guerre any Madagascar

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.พ. 2025
  • Analyses prospectives des faits politiques et socio économiques

ความคิดเห็น • 22

  • @pissounerakoto197
    @pissounerakoto197 6 วันที่ผ่านมา

    Bonne semaine Tompoko !
    Tsy afaka nanaraka direct ,fa Zao alatsinainy vao MBA manaraka

  • @andriaandria-p7i
    @andriaandria-p7i 6 วันที่ผ่านมา +1

    Mankasitraka hatrany Tompoko. 6 mois sisa❤❤❤ Nofinofy hoy ny mpanatsatso fa ny antsika tsy maintsy tateraka. Efa miredareda
    ny afo-be hitelina an -Dradomelina sy ny forongony.🔥🔥🔥🔥🔥💪

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 6 วันที่ผ่านมา +4

    Mety tsy manana fahavalo izy Atoa Fleury R. mais peut-etre il était dérangeant !😮😮😮😮Paix à son âme ! Mampivarahontsana ny zava-mitranga eto Madagascar.
    Misy misy ihany zay olana matimaty zay ah! Tsisy fidiny intsony ny aina eto amin-tsika !
    Miha-mazana ny tsy fandriampahalemana eto Madagasca ah!

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 6 วันที่ผ่านมา +3

    A qui profite ce crime????!!! Mahagaga tokoa!😮😮😮😮

  • @pissounerakoto197
    @pissounerakoto197 6 วันที่ผ่านมา

    Tena tsara izay nationalisation des biens mals aquis des Mafia izany koa , enga anie.
    Hatrany ivelany izany ,

  • @AlphaIarison
    @AlphaIarison 7 วันที่ผ่านมา +2

    Mbôla tsara antsika jiaby Akhama.🙋
    Misaotra fa niverina ny @ youtube.
    Merci.👍

  • @pissounerakoto197
    @pissounerakoto197 6 วันที่ผ่านมา

    N'y tranon'i Toutou Lala any Bordeaux koa ao anatiny

  • @pissounerakoto197
    @pissounerakoto197 6 วันที่ผ่านมา

    N'y Château an'i KROUTAMBY any Toulouse koa izany ao anatin'ny ! Otran'ny tsara kosa an

  • @pissounerakoto197
    @pissounerakoto197 6 วันที่ผ่านมา

    Enga n'aie ka ho tanteraka izany Tenanao izany ,fa tena efa leo an'i Rajouel izahay eh
    Refa milaza Rajouel 8cm, D ampy izay ,izay teninao manko otran'ny tanteraka daholo !
    Inchallah 🙏🙏

  • @margueritephilibert
    @margueritephilibert 6 วันที่ผ่านมา

    Marina zany efa manantena zahay

  • @cassandrarandria9607
    @cassandrarandria9607 6 วันที่ผ่านมา

    Mety zany nationalisation zany.Tsy tokony Simbana intsony fa raisiny fanjakana.

  • @margueritephilibert
    @margueritephilibert 4 วันที่ผ่านมา

    Zoey fa tsy mitovy koa nitory reo pays naviany eloquent ndreo efa Giovanni zoty

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 6 วันที่ผ่านมา +1

    On a une opposition médiocre et faible

  • @nanieraharison2008
    @nanieraharison2008 6 วันที่ผ่านมา

    MBA AZONAO LAZAINA V NY ANARANA MANONTOLO I'O LEHILAHY IO , AZAFADY ?

  • @josetteravoniarinary7745
    @josetteravoniarinary7745 7 วันที่ผ่านมา

    9h30mn

  • @cassandrarandria9607
    @cassandrarandria9607 7 วันที่ผ่านมา

    Tena tsotra be Sady atokisana

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 6 วันที่ผ่านมา +1

    Mino ve ianao fa tena resy au 1er sens du terme i Toko R. sa fomba hafa no natao naharesy azy Atoa Fleury R.? Mahagaga ahy izany analyse 'nao izany satria fantatrao mazava tsara ny nanamboarana ny faharesen'i Tojo R. Ce fut un echec organisé par l'actuel gouvernement ! Aza hadinonao fa handalo eto Madagascar tsy ho ela i Macron , mentor et protecteur de Rajoelina ! Ka iza no handray azy?Dans vos analyses vous etes en train de brûler des étapes c-a-d, vous parlez de differents sujets en même temps, du coup les gens sont perdus car ils n'arrivent plus à suivre et à vous comprendre dans vos interventions lesquelles sont intéressantes !
    Plutôt confiscation de leurs acquisitions illicites et cachées dans les patadis fiscaux et nationalisations de leurs richesses a Madagascar !
    Et aussi les quantités d'or!?!? sans citer les bois de roses etc...!
    Fa izao grobaka frontières ntsika na an-tanety na an-dranomasina! Mila hamafisina tsara!😅😅😅😅

  • @pissounerakoto197
    @pissounerakoto197 6 วันที่ผ่านมา

    I TOJO ANIE TSY RESY fa noresena eh ,navadika n'y vatony

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 6 วันที่ผ่านมา

    Rajoelina va finir son mandat sans encombre et il va changer la constitution et peut être il briguera un 3 eme mandat