Lasa ny andro lasa taona Lasa koa ny fiainako Tao ny faly ny nisaona Nifandimby tamiko Tao ny mamy ny mangidy Fa ny tena tsy tantiko Ny andro nadrodananao Ny mandam-piainako Fiv : Sao heverinao fa iny ranomasoko iny Ranomasona hakiviana Ranomasom-pijaliana ? Tsia, tsia Diso ianao Satria antenaiko mbola ho avy ny solonao Asa na ny bikanao Na ny endrikao kanto Nentinao handrebirebena Ny fitiavako efa jambena Gagagaga angamba ianao Raha lazaiko ny amiko F’efa nisy voninkazo Nanasitrana ity lavo
Salama e, Manja mihintsy ilay fanavaozana ilay kanto fahiny ireny🤙🏼🤘🏻, fa zao zareo a, mba mitady an’ireo hiranareo taloha toa an’ilay oe “fakam-panahy” aho fa dia tena miaritra amin’ilay ratsiratsy feo aho ka sao mba misy azo atao momba ireo hiranareo tsy hita ato fa atao an’ilay tsy mety atao “download” raha tsy tia anareo hisy haka fa tena mankafy ireny hira taloha ireny fa dia tsy hita e. Misaotra e
Rainidimby rock... Maro ireo hira taloha raha atao rock mety mahafinaritra, ohatra hiran'i Jeneraly hum
Tsara e 🙏🙏🙏🙏
Milay, BRAVO👏👏👏
Misaotra bestaka : !!! arrangement, scenario clip surtout eo tampon'i Tritriva !!! Misaotra an'i Deba ! Slash tsika malagasy!!
Siora mits eeee ho lasa lavitra anie ny rock malagasy
Tiko be ❤ lay version mavesatra
Mankasitraka 😍👍
Lasa ny andro lasa taona
Lasa koa ny fiainako
Tao ny faly ny nisaona
Nifandimby tamiko
Tao ny mamy ny mangidy
Fa ny tena tsy tantiko
Ny andro nadrodananao
Ny mandam-piainako
Fiv :
Sao heverinao fa iny ranomasoko iny
Ranomasona hakiviana
Ranomasom-pijaliana ?
Tsia, tsia
Diso ianao
Satria antenaiko mbola ho avy ny solonao
Asa na ny bikanao
Na ny endrikao kanto
Nentinao handrebirebena
Ny fitiavako efa jambena
Gagagaga angamba ianao
Raha lazaiko ny amiko
F’efa nisy voninkazo
Nanasitrana ity lavo
Milay e.. merci Apost
Ho ela velona ny ROCK MALAGASY!
tena milay e! mankasitraka rangah!!
Tena tsara.. Mankasitraka e 🤘🤘
mlay zalah a, ilay solo an Deba 🤘Anisan'ny favori mbl tsy misy mahasolo lisany
C top bravo 🤘🏼🤘🏼
Tena tsara 👍👍👍👍
tsara eee!! mankasitraka !
Mankasitraka e!!! tena milay
Dingue be 👍👍
Vazo efa fihaino hatrizay nampiana endrika mavesatra... Top eh...
Poa-tsatroka!
Merci abas ❤️
milay nareo ry apost a!
🤘🤘🤘🔥🔥🔥🔥
Milay eh!
milay be lty nanaovan lisany azy ry zoky isany ah!!!!!!
🥰😍😘
Super an
Woop
🤘🤘🤘🤘
Mavesatra fa mbola milay foana e!!
Milay be rangah ah
tiako kosa lay version rock annn❤❤
Sod mis manan anle Apost - zandry sa razandry,
mankasitraka fa tena mahafinaritra
❤❤
tena tsara be
Top
Coucou kiala Christelle 😍
Tsara b,indrindra le tonony,LR mozika koa kanto be
Merci e!
Ao tsar eee
Salama e, Manja mihintsy ilay fanavaozana ilay kanto fahiny ireny🤙🏼🤘🏻, fa zao zareo a, mba mitady an’ireo hiranareo taloha toa an’ilay oe “fakam-panahy” aho fa dia tena miaritra amin’ilay ratsiratsy feo aho ka sao mba misy azo atao momba ireo hiranareo tsy hita ato fa atao an’ilay tsy mety atao “download” raha tsy tia anareo hisy haka fa tena mankafy ireny hira taloha ireny fa dia tsy hita e. Misaotra e
th-cam.com/video/vc9WVUCJtVQ/w-d-xo.html
Mety tsara
ça va be
Tsara e
tsara
Tiako fotsiny tsotra izao
Six b e
tsara e
Mety ka
Coucou akia Francia Orielle Raharison
Milay loatra eh
Mety
ça va be
Tsara e
ça va be