La Meilleur Chanson Rock Malgache jusqu'à maintenant. Eo am famoronana en général, ny tononkira, ny riff,ny sôlô, ny mélodie, vocal, fa toy commentaires maro dia ny jeux de batterie no tsy naha 5 étoiles azy
@@xXTheRealRobzillaXx there are more metal bands in Europe alone than in all of the US. And I bet you mistake a few of them for American because of how the vocals sound. Particularly with Canada and the UK
Mankasitraka ireto Tarika ireto aho, midera ny fifankatiavana asehony eo amin'ny Rock Malagasy Mamporisika ny famoronana hatrany e Dia mba avohay amin'izay moa ireny natao acoustique tao amin'ny fandaharana heavy metal tao amin'ny Fréquence + fahiny ireny e \m/
La Meilleur Chanson Rock Malgache jusqu'à maintenant. Eo am famoronana en général, ny tononkira, ny riff,ny sôlô, ny mélodie, vocal, fa toy commentaires maro dia ny jeux de batterie no tsy naha 5 étoiles azy
I'm glad that I have stumbled upon this. metal/rock music from another country. I love it!
Sounds good!
Ahahahaha chances are the majority of metal music will be from "another country" so no shit
It's from Madagascar
@@aceman0000099 Compared to all the bands from the USA? IDK about that chief ahahaha
@@xXTheRealRobzillaXx there are more metal bands in Europe alone than in all of the US. And I bet you mistake a few of them for American because of how the vocals sound. Particularly with Canada and the UK
Mankasitraka ireto Tarika ireto aho, midera ny fifankatiavana asehony eo amin'ny Rock Malagasy
Mamporisika ny famoronana hatrany e
Dia mba avohay amin'izay moa ireny natao acoustique tao amin'ny fandaharana heavy metal tao amin'ny Fréquence + fahiny ireny e
\m/
J'adore cette chanson de mon pays 😍😍😍
Top song bro
Milay be!! tohizo fa tsara !! surrrrrrrrr!!!!!!
Mampahatsiahy ny fidirana studio isak'izay misy ora malalaka teny amin'ny "Lycée" six be ho an'ny bandy akama mpiara mitendry rehetra e
\m/ Milay be ianareo ... Miandry clip sangim-pitia, afo mandoro, mahakrizy...
efa tafarina amzay ee 😄
Cool eee 👊👊
Afaka miarina n'y gadra s'y very raha mangataka fahafahana avy any ambony. :-)
Gary sy Davy zan guitariste zan aa!! mlay lisany eee
O.K Ranga!anisan'hira reveko indrindra ar tsy afk am-bavako hatrany anaty KARAK'S M'lay Inyah!
RIP Kenny 😢
wow!! tiku b! tohizo o!
Milay lesy ra boby a!Dia hionona aho fa tsy ho anjarako!Botsaiky ihany!
Tsy mandeha foana ity hire rehefa mandeha @ilay efa mamomamo iny
Rock legende Malagasy : band à bob et Gary
Norma be r'zalah a! tohizo hatrany e!!
Mandrakizay e❤
mafinaritra ilay vazo taloha e!! tena marina ilay tonon-kira e!!
sur eh...fa milay eh........
le clip no vao2 fa le hira le teo aloha ihany e!
Tohizo fa milay ra-bob ah!
-jean vai-
😍😍😍
tiako laotra ty hira tyyyy
Ny lasa tsy fanadino fa anatra aminy ho avy!!
Le nataon'i Iary io hira io tena tsara b mintsy
ra nina efa lany maja kosa eh sadt tsy dé au top lotra tson lery iny
fa aona mou no tsy mba nahitana an tony tam télé eh? zao ve rangah vao itako nef efa firy taona lasa mampme mits
j'aime an
Anisany vazo fanaoko @Karaks ty vazo ty ee mankasitraka fa tena milay ee
tsara kokoa ilay music taloha noho ity vaovao ity
ramanambola vola ty no tsara
tsis mavita vazo mandam be otran tony tsony ve ranga amzao le ....
Tsara !!!
perfect
ra nina efa lany maja kosa eh sadt tsy dé au top lotra tson lery iny
*
atramzao mbola mankafy e
Milay le vazo
Milay e
tiko
2020 ?
mlay loatra le vazo
hijery commentaire fotsiny no ahatongavako eto 😁😁😁
mbola tiako foana ti vazo ti atram zao
Io Kenny eee
ten any amponja miits
tsy ampy style ra nina no tena blem monotone B lery iny
:'(