Tsy misy ilaina anareo officiers gasy. Feno jeneraly ny tafika, tafika natao hamonoana ny gasy. Tsara ho fantatr'i mr Ramakavelo sy ny mpanao politika gasikara fa tsy safidin ny gasy ny république fa no imposer n ny frantsay. Ireo nomen i la frantsa ny seza dia bado sy dondrona mpamadika tanindrazana avokoa. Jereo Maroc, tsy colonie fa protectorat, ary avy eo tsy repoblika fa niverina ny fitondrana taloha. Zaho tsy royaliste, fa mbola tsy fantatry ny mpanao politika gasy ny ny vahoaka izany repoblika izany, Aza fatra mpaka tahaka ny vahiny , miainga amin ny fokonolona ihany , miampy référendum isaky ny misy décisions horaisin ny mpitondra, démocratie à la Suisse!
Zao aza efa hita n'y marina. Ratsiraka Didier ve, Latina Rangers ve navandy koa? Ndao ry Ramakavelo mbola mihizigizina ihany ary inona no nahatonga Gilles Andriamahazo no n'y teny fa hoe aleo ihany n'y avy afovoany tany no tsy milatra fa avelao ihany n'y avy aminy sisiny ?
Raharaha tsy ho vita ihany ity raharahya ity marina va dia ahodikodin'olona ny marina nefa tsy ho takona afenina io raharaha io any andro iray hipoahan'izany raharaha izany.
Ka tsy ho voatery hoe resaka seza anie no nahatonga ny fifamalina e! Ny fijerin' ny sasany dia tsimaintsy ho fijerin'ny hafa , ny zavatra mazava aloha dia nisy maty ary be no mahalala f'efa maty izy no nobataina nakao anty vam .
Tsy misy ilaina anareo officiers gasy.
Feno jeneraly ny tafika, tafika natao hamonoana ny gasy.
Tsara ho fantatr'i mr Ramakavelo sy ny mpanao politika gasikara fa tsy safidin ny gasy ny république fa no imposer n ny frantsay.
Ireo nomen i la frantsa ny seza dia bado sy dondrona mpamadika tanindrazana avokoa.
Jereo Maroc, tsy colonie fa protectorat, ary avy eo tsy repoblika fa niverina ny fitondrana taloha.
Zaho tsy royaliste, fa mbola tsy fantatry ny mpanao politika gasy ny ny vahoaka izany repoblika izany,
Aza fatra mpaka tahaka ny vahiny , miainga amin ny fokonolona ihany , miampy référendum isaky ny misy décisions horaisin ny mpitondra, démocratie à la Suisse!
Vazah namono azy d Didier porté le chapeau
Déjà inona idiran' fiangonana am politique reo hian poizina firenena opium du peuple
Be resska ianao, tsy mbola nolazainao ny namono an i Cnel Ratsimandrava.
Ny samy avy eto Antananarivo no nampamono azy.
Fa maninona no sarin'Ato Razakaboana no hita eo @ annonce ?
Raha mbola any ianao zanaky Ratsimandrava manao coucou anao Aho
🙏🇲🇬🧓💟😘🙏
Inona ré no tena Antony namonoana azy ?
Zandary moa izay iny? raha tsy diso ny eritreritro ?????
Ratsiraka no nasainy français namono ratsimandrava
Enquête bâclée on parle pas de l assassinat de jumbo ?
Qui a ligoté le commissaire kanaky le cortège passe devant le commissariat
Ay ve
Zao aza efa hita n'y marina. Ratsiraka Didier ve, Latina Rangers ve navandy koa? Ndao ry Ramakavelo mbola mihizigizina ihany ary inona no nahatonga Gilles Andriamahazo no n'y teny fa hoe aleo ihany n'y avy afovoany tany no tsy milatra fa avelao ihany n'y avy aminy sisiny ?
Raharaha tsy ho vita ihany ity raharahya ity marina va dia ahodikodin'olona ny marina nefa tsy ho takona afenina io raharaha io any andro iray hipoahan'izany raharaha izany.
😊9⁰⁰0⁰😅
Familiviliana saimbahoaka fotsiny lazao mazava hoe iza fa ianao mahafantatra
Ka tsy ho voatery hoe resaka seza anie no nahatonga ny fifamalina e! Ny fijerin' ny sasany dia tsimaintsy ho fijerin'ny hafa , ny zavatra mazava aloha dia nisy maty ary be no mahalala f'efa maty izy no nobataina nakao anty vam .
Tsy hitako no tena vontoatiny
1 ou 2 missiles nucléaires pour réinitialiser Madagascar
manaiky e
Ratsiraka sy firongony
Espèce d idiot d après toi qui a assassine jumbo
Ilay Jeneraly lehiben'ny directoire militaire........