MAGAZINE TOBY RATSIMANDRAVA - ALAHADY 17 FEBROARY 2019

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 7 ก.พ. 2025
  • MAGAZINE TOBY RATSIMANDRAVA - ALAHADY 17 FEBROARY 2019

ความคิดเห็น • 28

  • @adamyimbi2459
    @adamyimbi2459 6 ปีที่แล้ว

    sendra tanora vendrana koa ny mpanao gazety zanyyyy …..nefa za mahayyyy oooo ny 11 febroary 1975..... amzany eo mahamasina aza hitako raha mpianatranLasainte reo manalabaraka anay mpianatra mainty molaly taoooo…… hihihihi

  • @reyph742
    @reyph742 6 ปีที่แล้ว +9

    I RATSIRAKA MINTSY NO TENA RATSY ! ARY MAZAVA NY TOHINY NY TANTARA ! !!!!INDRISY ! !!!!!!! POTIKA I MADAGASCAR DEPUIS NAMONOANA AN I RATSIMANDRAVA !

  • @vivianeratovoson201
    @vivianeratovoson201 6 ปีที่แล้ว +3

    ZAY mihitsy ratsiraka te ho président mihitsy eeh !!!!

  • @thierrylemmens4530
    @thierrylemmens4530 6 ปีที่แล้ว

    Tena mila hampianarina ny tanora mihintsy ny tantara ny malagasy indrindra raha mbola tsy hoe hita ilay nampamono ny colonely Ratsimandrava izay mazava be anefa!

  • @ratovoeric4908
    @ratovoeric4908 6 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitrka Gle, ef ela b no niandrasana an'zao!misaotra e

  • @ravoniarisonvictor4065
    @ravoniarisonvictor4065 6 ปีที่แล้ว

    Tena ilaina ve ny mamisavisa ny lasa?Indrindra fa ny lasa ratsy?Asa tokoa re?

  • @odettelisinirina2458
    @odettelisinirina2458 6 ปีที่แล้ว +2

    Tena Ratsiraka mihitsy no otran'ny tsy mazava ah!ra fahenoina izany tantara izany. Mivoaka iany ny marina...indrisy!!!

  • @rolandapostinona6107
    @rolandapostinona6107 6 ปีที่แล้ว

    Iza hay mon général ilay olona nafanao fotoana tany an-tokatranony? Tokony fantatr'i Rtoa Juliette Ratsimandrava.

  • @andriamasyraherivololona384
    @andriamasyraherivololona384 6 ปีที่แล้ว

    Aiza daholo ry be resaka , nitantara abobo ,nitompo teny fatratra fa ny jeneraly Andriamahazo no tompon'andraikitra?

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg ปีที่แล้ว

    An EFA taloha zany no Nish barrage barierre frais n'a restorne

  • @vivianeratovoson201
    @vivianeratovoson201 6 ปีที่แล้ว +2

    Eeeéh!!! Mivoka ny marina !!!

  • @adamyimbi2459
    @adamyimbi2459 6 ปีที่แล้ว +2

    ayyyy te hitomanyyy b za

  • @harishue
    @harishue 4 ปีที่แล้ว

    Mandria ampiadanana mon Colonel 😥.
    Efa samy olona maty ve hifamono teny Ambohijatovo- Ambatovinaky😡?

  • @radidyfihavanana8753
    @radidyfihavanana8753 6 ปีที่แล้ว +3

    ilaina ny tantara e, ka mankahery ny rehetra miezka @ famohazana ny tantarantsika! misaotra tompoko! ny ahy no tsaroako dia ny radiom-pirenena nandeha mandrapaharain'ny andro t@ io fotoana io, ary nilaza ny olondehibe tao antrano fa misy zavatra any! mamimbahoaka izy t@ zany ary nsy fandaharana izay ka raha vao mahare ny feony ny olona maro d malahelo: momba ny fokonolona zay fandaharana zay! mahereza isika mianakavy fa ny tantara no manoritra ny ho avintsika!

  • @honorepascalranaivoarivelo2096
    @honorepascalranaivoarivelo2096 5 ปีที่แล้ว +1

    Aza adino fa teo Rabetafika Rolland ary voalaza tao @ boky nosoratan'i F.R Jourde fa nisy ekipa roa teo Ambohijatovo dia ny GMP sy io ekipan-dRabetafika io. Nitifitra ny GMP. Voamarind- Rasoamiaramanana Armand dit baralahy zany fa ilay bala nahafaty ny kolonely dia bala tokana ary nahazo azy teo @ fony izay tahiry t@ taona 40 tany io. Ary ny tafika ihany no manana tahiry tamin'izany.
    Ny zavatra azo hambara koa dia novonoina Ratsimandrava satria "Mainty"! Io dia zavatra tsy tantin'ireo milaza azy ambony firazanana (adin'izy sy Rabetafika io). Ny Tanindrana moa tsy nanaiky ny raharaha tany atsimo (71). Tsy nekena ny maha olona mpantanteraka baiko ny zandary fa dia hoe "namono taty aminay io". Prezida Tsiranana, izay Tanindrana, nanana ny fahefana tsy voakitikitika.
    Ho an'ny Merina "avo razana" dia mazava: rehefa tsy "malama loha" dia aleo miverina @ Tanindrana ny pouvoir (Jacob Andriambelo no nanambara an'io).
    Zay ny olana eto Madagasikara: COTIERS/HAUTS PLATEAUX; CATHOLIQUES/PROTESTANTS; FOTSY/MAINTY
    SARITA SARO-BAHANA...

  • @rasolofomananajeanberchman1166
    @rasolofomananajeanberchman1166 6 ปีที่แล้ว +2

    tantara ampianarina any amin'ny T5 ve dia hadino e! fa ilay fikarohana mihitsy no tsy ampy ho an'ny tanora ; tantaran'i Usa haintsika nefa ny tantaran'ny tanindrazantsika very anjavony! indrisy ry tanoran'ny 21 siècles !

  • @phrandretsa5519
    @phrandretsa5519 6 ปีที่แล้ว +1

    tout le monde connait depuis très longtemps le coupable dans cette affaire mais personne ne le dit pas ouvertement !!

    • @marioncheban8014
      @marioncheban8014 6 ปีที่แล้ว

      C qui alors le coupable toi qui connait

    • @phrandretsa5519
      @phrandretsa5519 6 ปีที่แล้ว

      La réponse est dans les commentaires

  • @honorepascalranaivoarivelo2096
    @honorepascalranaivoarivelo2096 5 ปีที่แล้ว

    I Rémi Ralibera

  • @marioncheban8014
    @marioncheban8014 6 ปีที่แล้ว

    RATSIRAKA n'a pas eu connaissance de cette histoire mais l’enquête a été bâclée

  • @rakotoarivonyemmanuel9516
    @rakotoarivonyemmanuel9516 6 ปีที่แล้ว

    Version du général ramakavelo no azo lazaina fa Marina.

    • @marioncheban8014
      @marioncheban8014 6 ปีที่แล้ว +1

      C sa version ca lui appartient à lui seul. IL y avait combien de tireur d'élite le GMP a placé sur place c tout ca qu'il faut savoir
      Comment ca se fait que jumbo a été assassiné avant que le cortège présidentiel passe devant l’intersection
      Qui l' a assassine à jumbo
      Qui était les fervents du communisme à l'époque
      Ratsiraka etait hors de tout ca

    • @nahodavelo7102
      @nahodavelo7102 6 ปีที่แล้ว

      misy mpianatra 19 taona bachelière lasa andafy tsy mahafanatra izany Ratsimandrava indrindra ny 29 mars . teraka 1994

  • @marioncheban8014
    @marioncheban8014 6 ปีที่แล้ว

    Mon Général répondait à mes question
    Qui a ligoté le commissaire Kananaky ce jour là
    Comment ca se fait que les éléments du GMP qui étaient sur les lieux n'ont jamais été auditionne
    Comment ca se fait que le colonel BRECHARD n'a pas eu la promotion de Général
    Enquête bâclée trop de zone d'ombre le président RATSIRAKA n'avait rien à perdre il savait qu'il sera président