ANTSAN KIRA FIDERANA 'ANTOKO MPIHIRA FJKM ANJOMARA ANOSIVAVAKA'1

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 10 ก.พ. 2025
  • Ny Fanantenana ho anao dia faly manolotra ho anao ny ANTOKO MPIHIRA FJKM ANJOMARA ANOSIVAVAKA, izay efa ela no nahafantaran'ny be sy ny maro azy. Harahinao ato koa ny talentan'ireo mpitendry zava-maneno ao amin'izy ireo ho voninahitr'Andriamanitra.
    Manaraha finaritra tompoko.

ความคิดเห็น • 4

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 6 หลายเดือนก่อน +1

    Makasitraka,fa tena tsarabe r i zareo ah ! Deraina ny tompo ary fisaorana ho anareo 💒💓💓💓🙏🐑

  • @jacquesmampianina5073
    @jacquesmampianina5073 2 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka e, ho tahian'ny Tompo

  • @mahafapousociete5663
    @mahafapousociete5663 ปีที่แล้ว +1

    Tena mamelombelona ny aim-panahy ! Mankasitraka tompoko .

  • @vivianeratrimoharinosy4675
    @vivianeratrimoharinosy4675 2 ปีที่แล้ว +1

    mahafinaritra manana Jacques Loussier kay ny malagasy!!!