Iza ireo - Ny Voninavoko

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 16 ก.ย. 2024
  • Iza ireo - Ny Voninavoko Ho an'ny Malagasy rehetra

ความคิดเห็น • 9

  • @mihajasonrakotondraibe693
    @mihajasonrakotondraibe693 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsy hafa akory fa izahay no Malagasin'i Madagasikara...

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 4 ปีที่แล้ว +1

    Mahavita Azy E!
    Misaotra Betsaka
    Isaorana Andriamanitra Ray Tsitoha

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 4 ปีที่แล้ว +2

    Ho Ela Velona Anie Ny Malagasy Tsivakivolo
    Tena Tsara Sady Tokana I Gasikara E!
    Aty Amintsika Ihany No Ahitana Izao
    Tahio Izahay Andriamanitra O!

  • @olgamiray8845
    @olgamiray8845 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ny namorona ny tononkira..

  • @freddyjoseph8981
    @freddyjoseph8981 7 หลายเดือนก่อน

    soa ny hira tena malagasy

  • @hajarandrianasolo5910
    @hajarandrianasolo5910 5 ปีที่แล้ว

    Misaotran dada Gaby fa tafita ny hafatra e, faly aho fa Gasy

  • @moonharmony9713
    @moonharmony9713 7 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka! Kanto tokoa na ny tonony na ny feony.

  • @ralaivaotolojanaharyravo5563
    @ralaivaotolojanaharyravo5563 5 ปีที่แล้ว +1

    tiko loatra e

  • @NgoloZaza
    @NgoloZaza 6 หลายเดือนก่อน

    MBA andefaso play back azafady