Mariage de Mirah & Eric le vendredi 07 juillet 2017. réalisé par Dina Andriamihajamanana Rajaonah Vidéastes: Dina Rajaonah, Mamy Rija Ravelonjatovo, Mahery Rajaonah
Tena tsara be le décoration an'ilay toerana nadraisana mariage.Mahafinaritra be le demoiselle et homme d'honneur. Mahafinaritra be le emotion sy le fahasamabarana. Hita mihitsy ho le plus beau jour de leur vies. Efa tsy mahandry koa ny tenako hoe roviana ny mariage ako fa tena tsara be mahita le anareo.
TROP BE , tena hoe andro malaza, dia tiako be ilay famaranana ianareo roa anaty fiara amin'ny andro alina kely, hihih, BRAVO ho anareo rehetra dia maniry tokatrano sambatra be ho anareo roa kely eeeeeeee!!
izaho mba te anontany hoe privé ve ilay toerana sa espace? Sao mba azo fantarina azafady hoe taiza raha tsy privé? merci et en passant... très belle vidéo avec un très beau couple!! beaucoup de bonheur aux mariés
Mapte iteny b oe aiza kay reto ol reto??? Tiko lotra le izy b n itako f tsara ito... Naka organisateur ve nrw 2 kely sa??? Mapte aka hvtra any @ nrw mts
Tres beau mariage .
Beaucoup de bonheur pour votre couple .❤❤
Tena tsara be le décoration an'ilay toerana nadraisana mariage.Mahafinaritra be le demoiselle et homme d'honneur. Mahafinaritra be le emotion sy le fahasamabarana. Hita mihitsy ho le plus beau jour de leur vies. Efa tsy mahandry koa ny tenako hoe roviana ny mariage ako fa tena tsara be mahita le anareo.
Ils sont trop minionnn 💞
Je vous souhaite bcp de bonheur
c'est magnifique!!!
Félicitations 😍 tsara loatra 😍😍
TROP BE , tena hoe andro malaza, dia tiako be ilay famaranana ianareo roa anaty fiara amin'ny andro alina kely, hihih, BRAVO ho anareo rehetra dia maniry tokatrano sambatra be ho anareo roa kely eeeeeeee!!
Très belle vidéo! Beaucoup d'émotions, c'est comme j'y étais! J'adore! Beau travail!
merci beaucoup :)
izaho mba te anontany hoe privé ve ilay toerana sa espace? Sao mba azo fantarina azafady hoe taiza raha tsy privé? merci et en passant... très belle vidéo avec un très beau couple!! beaucoup de bonheur aux mariés
ilay toerana nanaovana réception dia tao @ Espace Mendrikolovana Alasora, ny post wedding no tany Mantasoa ,
Misaotra amin'ny fankasitrahana
Tena tsara loatra :) :)
Ny tsara indrindra hitako!! tsara be!!
Misaotra betsaka tompoko :)
Mapte iteny b oe aiza kay reto ol reto??? Tiko lotra le izy b n itako f tsara ito... Naka organisateur ve nrw 2 kely sa??? Mapte aka hvtra any @ nrw mts
ireto olona ireto zao any andafy any :) za naka vidéo fotsiny dia tena tsy aiko hoe naka organisateur ve zareo
félicitation eric!!
Filling for you
Tiko be Sady tsara ny hira
Misaotra tompoko
Tsara lotra :D (y)
merci lesy :)
Toky Ratiary mba tsy nitana fakan-tsary, afa mintsy ny nitazana azy
😍
tena tsara
Misaotra e :)
C'est quoi la chanson svp 😊
Perfect de Ed sheeran
Perfect an'i Ed Sheeran lesy io an!!!
Falling for you
Tahiny Tompo NY tokatranonareo kl
Fa MBA aiza tompok mis nio toerana io azafad fa tena tsara be mb afak lazain nareo vé