Anjatiana & Jimmy Wedding Highlight

แชร์
ฝัง

ความคิดเห็น • 25

  • @florentinemarieramahatra4979
    @florentinemarieramahatra4979 ปีที่แล้ว

    Arabaina Ianareo! Manja be ny mpivady. Tsara be ny fitafy, ny fandraisana. Tonga lafatra daholo. Makasitraha an'i Andriamanitra aminy fiainanareo mivady, dia hitahy anareo Izy.

  • @murellanirisoa8974
    @murellanirisoa8974 5 ปีที่แล้ว +2

    C’est beau de voir les Trailer quand les couples sourient et vivent à fond leur journée 😍 Le montage est parfait avec la musique

  • @cynthiamoothoosamy197
    @cynthiamoothoosamy197 3 ปีที่แล้ว +1

    C'est super ! J'adore ❤️

  • @sehenomalalarasoamanana7834
    @sehenomalalarasoamanana7834 5 ปีที่แล้ว +2

    Très bon choix de chanson encore félicitations à Anjatiana et Jimmy #50shades ;)

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 4 ปีที่แล้ว +2

    olala que vous êtes beaux! félicitations!!!

  • @user-ji7ie7ok1j
    @user-ji7ie7ok1j 5 ปีที่แล้ว +2

    wooowww c est beau j ai l.impression de voir la video de mariage de Christina sikalias 😍😍

  • @assyasalem2291
    @assyasalem2291 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be ny fivaokan'ilay film. Beau couple. Belle salle de mariage. Meilleurs vœux. Tokon-trano hitondra complicité, fitsikitsikina, fahasambarana. Izay iriany rehetra.

  • @MaEr1590
    @MaEr1590 5 ปีที่แล้ว +2

    Bravo lese! Ao tsara

  • @elihantarakotondramanitra4307
    @elihantarakotondramanitra4307 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be , Tsara foana !

  • @rajerisonmimi2968
    @rajerisonmimi2968 5 ปีที่แล้ว +2

    Trop beau 😍😍.. Afaka mahazo titre anle hira ve svp. Merci

  • @hanitrarabeson9871
    @hanitrarabeson9871 5 ปีที่แล้ว +2

    afaka mahazo contact v azafady?

  • @rabmanoa6533
    @rabmanoa6533 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsara b.ez kay le espace?

  • @soamanitra7023
    @soamanitra7023 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena lafatra👌
    Sao mba azo fatarina azfady ny decoratrice???
    Misaotra mialoha

    • @AndriamihajamananaDina
      @AndriamihajamananaDina  4 ปีที่แล้ว

      misaotra, Tiff Deco angamba izy izay raha tsy diso za

    • @soamanitra7023
      @soamanitra7023 4 ปีที่แล้ว

      @@AndriamihajamananaDina Ary ny prix fakana sary atramni fahavitanareo otrzao??

    • @AndriamihajamananaDina
      @AndriamihajamananaDina  4 ปีที่แล้ว

      @@soamanitra7023 vidéo izao ilay nataonay teto fa tsy naka sary tompoko, afaka manoratra ho ahy @ dinarajaonah@gmail.com ianao , na miantso mivantana @ 032 03 684 72, raha te hahafanatra ny tolotra . misaotra tompoko

    • @soamanitra7023
      @soamanitra7023 4 ปีที่แล้ว

      @@AndriamihajamananaDina Ef nandef email zaho tompoko,CCI le halle v io sa le salle any ambany???