ความคิดเห็น •

  • @yvesmarcel8092
    @yvesmarcel8092 5 ปีที่แล้ว +6

    Maro ny ratsy fanahy mirehareha rehefa avy nanimba fiainan'olona sasany , tsy atao hahakivy ireny satria tsy misy harena ho antsika eto an-tany , mila manankina ny rehetra eo ambanin'ny fitantanan'ilay Ray Tsitoha hatrany @zao sisa izao ...... Mahereza mivavaka ho an'ireny olon-dratsy ireny mba hiova ho isan'ny olon'Andriamanitra ihany koa izy ireny ... fa hisy fifaliana lehibe any an-danitra ho an'ny mpanota mibebaka

  • @naviremajungaapmf
    @naviremajungaapmf 2 หลายเดือนก่อน

    Tsy miova mitsy n'y feon'ilay hiranao, tsarabe fona

  • @deroubadan2795
    @deroubadan2795 10 ปีที่แล้ว +13

    A les voie Malagas... mais tout est beau a Madagascar...
    Un Vasa...

  • @estellaramorasata9123
    @estellaramorasata9123 8 ปีที่แล้ว +7

    tsy atao mahakivy ny hetraketraky ny fiainana rehefa miaraka amin'ny Tompo. Matokia Azy tsara ny miara-dia Aminy

  • @nyfelaniaina1259
    @nyfelaniaina1259 5 ปีที่แล้ว +16

    Nahoana no toa miadana
    Ny mpirehareha, ny ratsy fanahy
    Toa tsy azom-pahoriana
    Ka saiky lavo aho nialona
    Toa tsy misy fanaintainana
    Amin’ny fahafatesany Ary fatratra ny heriny Izany no ireharehavany
    Raha lotika ny fo
    Ka voatsindrona Izany voako
    Dia tena adala aho
    Fa izaho ho eo anatrehanao
    Nahoana... nialona
    Andriamanitra o, tsaroako
    Ny fihazonanao izany tanako
    Ary tsy misy ety ambonin’ny tany Iriko tahaka anao
    Na dia levona aza
    Ny nofoko ary ny foko
    Dia mbola vatolampin’ny foko Sy anjarako ianao
    Andriamanitra o,....tahaka anao

  • @lovasoarabemananjara5526
    @lovasoarabemananjara5526 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsisy ety ambonnin'ny tany iriko tahaka Anao Andriamanitro! na dia levona aza ny nofoko dia mbola vatolampin'ny foko sy anajarako mandrakizay Jehovah!Ho an'Andriamanitra Irery ny Voninanhitra

  • @zanjilahy
    @zanjilahy 6 ปีที่แล้ว +3

    Fa hoy ny teny: "Iza no ahy any an-danitra? Ary tsy misy ety ambonin'ny tany iriko tahaka Anao. Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, Dia mbola vatolampin'ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra." Sal 73: 25 - 26

  • @Malgachiine501
    @Malgachiine501 12 ปีที่แล้ว

    J'aime cette chanson!!

  • @diamranaivoson2842
    @diamranaivoson2842 6 ปีที่แล้ว +1

    Ce 10 personnes qui clic sur 'dislike' j’espère que vous crois en Dieu?

  • @lol.mendez8435
    @lol.mendez8435 6 ปีที่แล้ว +2

    Preciosa voz

  • @kami55junior
    @kami55junior 12 ปีที่แล้ว

    Derao fa tsara Jehovah Tompo

  • @hasinarabary2486
    @hasinarabary2486 11 ปีที่แล้ว

    Tsara b.. misaotra betsaka!!!

  • @rijamalalarandrianarivo7821
    @rijamalalarandrianarivo7821 8 ปีที่แล้ว +1

    Tsara le tononkira. Mankasitraka e!

  • @julierivosoa5832
    @julierivosoa5832 6 ปีที่แล้ว

    Elle chante très bien et en plus sa chanson est très bien

  • @miotyrafalimanana8706
    @miotyrafalimanana8706 6 ปีที่แล้ว +3

    Andriamanitra ô! vonjeo zay zanakao 😓😥

  • @kirralotus2201
    @kirralotus2201 8 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be!! tena mampahatsiaro ny fahazazana

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว

    Gloire à Dieu

  • @tinarazafindratompo2213
    @tinarazafindratompo2213 6 ปีที่แล้ว +1

    Andriamanitro ô tsaroako ny fiazonanao izany tanako!

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 6 ปีที่แล้ว +3

    Belle voix depuis toujours

  • @AndoOlive
    @AndoOlive 12 ปีที่แล้ว +1

    Amen !!

  • @fenosoarandriamahady6863
    @fenosoarandriamahady6863 4 ปีที่แล้ว

    A/TRA o tsaroako ny fihazonanao zany tanako!!! Mankasitraka Hantatiana fa tena hainao ny milalao ilay feo sy ny fihazomana soufle tanaty ity hira sarotra takarina ity;Mahay zavatra Andiamanitra

  • @soamiangolarakotomahaliman4796
    @soamiangolarakotomahaliman4796 9 ปีที่แล้ว +2

    mampatsiaro ny fahazazana tanteraka! tsara ny Tompo!

  • @mihaminahenintsoaandrianav6149
    @mihaminahenintsoaandrianav6149 2 ปีที่แล้ว

    Salamo nataon'i Asafa

  • @dinahraherinirinavelo1819
    @dinahraherinirinavelo1819 4 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @directiondesoperationsdese746
    @directiondesoperationsdese746 5 ปีที่แล้ว +2

    LORD JESUS, TURN US YOUR HOLY HEART AND FREE US FROM SATAN AND HELL SO FAR YOU CAN;

  • @rogerrakotomanantsoa468
    @rogerrakotomanantsoa468 9 ปีที่แล้ว

    J'aime

  • @todisoarandrianantenaina9728
    @todisoarandrianantenaina9728 2 ปีที่แล้ว

    N'y tômpo Dia manohana n'y marina mandrakariva fa mankahala n'y ratsy fanahy

  • @sonyahsonyah6773
    @sonyahsonyah6773 5 หลายเดือนก่อน

    Manampeo .2024

  • @miotyrafalimanana8706
    @miotyrafalimanana8706 6 ปีที่แล้ว +1

    Na de be aza ireo satana zay manimba dia tsy atoa hahakivy😢😢

  • @elierajaonarison7840
    @elierajaonarison7840 3 ปีที่แล้ว

    Lesona tsara ianarana miaina afaka @maha mpianatry tompo

  • @sriksrok5602
    @sriksrok5602 12 ปีที่แล้ว +1

    Andriamanitra, tsaroako ny fihazonanao izany tanako

  • @julierivosoa5832
    @julierivosoa5832 7 ปีที่แล้ว

    Tsy miandana ety AM bony tany

  • @fanirintsoafabien5818
    @fanirintsoafabien5818 5 ปีที่แล้ว

    Ny voninahitra rehetra dia ho an'Andriamanitra irery ihany

  • @joharycompagnie8907
    @joharycompagnie8907 11 ปีที่แล้ว +1

    tena mankasitraka. misaotra ny tompo e! misaotra @ fankaherezana. Fiadanana ho an'ny ambanin'ny lanitra

  • @rubiecendrella6640
    @rubiecendrella6640 3 ปีที่แล้ว

    Tiako hira ito

  • @nirinamickaelratsimbazafy6318
    @nirinamickaelratsimbazafy6318 11 ปีที่แล้ว

    tsara be le hira eh!!mankasitraka eh!!

  • @rasoalivelonjatonjatonotef6215
    @rasoalivelonjatonjatonotef6215 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka hantatiana fa misy Hira nao Zay Tena tiko be nefa tsitako mintsy Tam zah mbola kely ts afaka ambabako io Hira otran zao ilay izy
    Andriamanitro ampianaro
    Anay ny fitiavanao
    Nitiavanao izao tontolo izao
    Be fiantra ianao sady be famindra,mpo ka mamela ny heloko
    Tsy mamaly anay araky ny habe any haratsianay ....hatreo no tadidiko zay MBA manana any io Hira io de MBA alefaso ato @you tube mankasitraka oh

  • @julierivosoa5832
    @julierivosoa5832 7 ปีที่แล้ว

    Tsara les hira

  • @todisoarandrianantenaina9728
    @todisoarandrianantenaina9728 2 ปีที่แล้ว

    Isaorana jesosy

  • @manampisoavololonirina3241
    @manampisoavololonirina3241 6 ปีที่แล้ว

    Sao mba misy manana karaoké an'ity hira ity?

  • @financeibf8584
    @financeibf8584 8 ปีที่แล้ว

    JESOSY KRISTY TSY MIOVA OMALY SY ANIO ARY MANDRAKIZAY. ANDRIAMANITRA TOKANA ANDRIAMANITRA VELONA TOMPON'NY FANAHY MASINA

  • @fredericherinirina8012
    @fredericherinirina8012 8 ปีที่แล้ว +1

    Mampatsiato ny fitiavan'ny Tompo indrindra indrindra

  • @mihantarakoto6545
    @mihantarakoto6545 2 ปีที่แล้ว

    Amen