ความคิดเห็น •

  • @hudachristine4823
    @hudachristine4823 3 หลายเดือนก่อน +1

    Tena nampahery aho hira ty, misaotr fa nanafaka aho t@ zavatra nanjo aho 😢😢🙏🙏

  • @fitahianadinasoa3837
    @fitahianadinasoa3837 3 ปีที่แล้ว +1

    Tena mampahery tokoa ilay hira amin'ny andro maha ory💞💞

  • @franckyrandriamarolahy4156
    @franckyrandriamarolahy4156 ปีที่แล้ว

    Tiako b.. Je l'ecoute en boucle tsy leo mihintsy aho

  • @heliantsoajosiah7795
    @heliantsoajosiah7795 3 ปีที่แล้ว

    iza no mbola mijery 2021,, tsy miova mihitsy ny hankantony

  • @zolyravololonarivo7909
    @zolyravololonarivo7909 8 ปีที่แล้ว +4

    Tiako be ity hira ity, mampahery @ady sarotra atrehina, misaotra Jesosy

  • @alexandrasoranet7498
    @alexandrasoranet7498 6 ปีที่แล้ว +2

    ao anatin'ny mafy tokoa no anehoan'A/tra ny voninahiny. mampahery ahy ti hira ti.amen

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Voninahitra ho an'Andriamanitra 🙏❤️

  • @quessmichlutte.1713
    @quessmichlutte.1713 3 ปีที่แล้ว

    Tena mahafa-po tanteraka ahy ity zazavavy Hantatiana ity satria vao Kely ianao Dia efa nidera an'

  • @andohariseheno6528
    @andohariseheno6528 8 ปีที่แล้ว +3

    Mankasitraka Hantatiana a, misaotra anao nizara aim-panahy, hatry ny fahakely ka h@ zao dia tena manaraka ny hiranao izay maporisika hidera sy hankatoa ialy Mpahary

  • @michelandrerandriamalalana7623
    @michelandrerandriamalalana7623 5 ปีที่แล้ว

    Banjino ilay hatsaran'ilay Ray tsy toha, Voninahitra anie ho Azy irery ihany ary ny fiadanana ho antsika. Ny fahasoavany anie homba anao mandrakariva Hantatiana

  • @arthurlemaire2417
    @arthurlemaire2417 7 ปีที่แล้ว +3

    Chanson magnifique interprétée par une artiste d'une impressionnante ferveur!

  • @myartcyber1483
    @myartcyber1483 9 ปีที่แล้ว +5

    tena mampahery be ahy mihitsy ity hira ity fa misaotra JESOSY AN!!

  • @directiondesoperationsdese746
    @directiondesoperationsdese746 5 ปีที่แล้ว

    WHAT A BEST CHURCH SONG IT IS. SHE IS LIKE AN ANGEL VOICE AN ANGEL FACE WOMAN. I' M FOUND OF HOLIES SONGS.

  • @mihantarakoto6545
    @mihantarakoto6545 2 ปีที่แล้ว

    Amen.misaotra eee.merci

  • @mahrazafi1086
    @mahrazafi1086 8 ปีที่แล้ว +1

    tena tsara be ee,,, mahereza hatrany amin'ny asan'ny Tompo,,!!!

  • @hanitrarakotomalala6550
    @hanitrarakotomalala6550 3 ปีที่แล้ว

    tiako loatra, merci

  • @leaandrianivo9003
    @leaandrianivo9003 4 ปีที่แล้ว

    Notre séjour en Jésus nous donne tant de moral.good bless you

  • @cynthiaoriginal6913
    @cynthiaoriginal6913 11 ปีที่แล้ว +1

    Haleloia!Tsara Ianao Tompo o! Mampahery ahy lalandava Ianao

  • @rakotonandrasanaeli4384
    @rakotonandrasanaeli4384 6 ปีที่แล้ว

    tsara daholo ny hiran'i Hantatiana fa mitory ny fitiavan'i Tompo sy ny Hatsarany

  • @urielhonorat9033
    @urielhonorat9033 12 ปีที่แล้ว +2

    Tena misaotra anareo manaiky ho ataon'i Tompo fitaovana hamonjena sy hampahery ny hafa. Tohizo ny asa fanompoana ny Tompo fa tsy hanenenanareo mandrakizay izao fiderana AZY izao. Tahian'i Tompo manokana ianareo.

  • @manukweul
    @manukweul 11 ปีที่แล้ว

    TROP BEAU

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia4175 10 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ny midera ny Tompo, merci e

  • @leaandrianivo9003
    @leaandrianivo9003 4 ปีที่แล้ว

    Toujours heureuse avec ce chant.

  • @directiondesoperationsdese746
    @directiondesoperationsdese746 5 ปีที่แล้ว

    SO BEST THIS SONG IS. NO ONE IS WELL AS IT IS.

  • @chellamarcelin4563
    @chellamarcelin4563 5 ปีที่แล้ว

    Tena tiko be le hira fa tsy mety alaina le hira

  • @randriamiaramalalazoelinor5228
    @randriamiaramalalazoelinor5228 8 ปีที่แล้ว +4

    Soa fa teo JESOSY hampitraka ny mitanondrika,hanavotra ny resy,hankaery ny kivy.......tsara be ny tononkira.

  • @henintsoaramamonjisoa1496
    @henintsoaramamonjisoa1496 7 ปีที่แล้ว +2

    Soit bénie!

  • @julierivosoa5832
    @julierivosoa5832 7 ปีที่แล้ว

    J'aime trop cette chanson

  • @quessmichlutte.1713
    @quessmichlutte.1713 3 ปีที่แล้ว

    Vous avez raison

  • @natachalucia9196
    @natachalucia9196 4 ปีที่แล้ว

    tiko tena tiko, misaotra Hantatiana!

  • @andoprince3617
    @andoprince3617 6 ปีที่แล้ว

    Tiko loatra, mampahery. Misaotra Mrfiderana.

  • @indiaa8555
    @indiaa8555 7 ปีที่แล้ว

    Tena tiako ty hira Ty💖💖

  • @lantorakotonirina5504
    @lantorakotonirina5504 4 ปีที่แล้ว

    Tsara ilay hira sady mampahery.

  • @julierivosoa5832
    @julierivosoa5832 7 ปีที่แล้ว

    Elle est très belle

  • @kirralotus2201
    @kirralotus2201 8 ปีที่แล้ว

    Tsara be! tsara le tononkira ka!!

  • @olgalaunay1233
    @olgalaunay1233 4 ปีที่แล้ว

    J'aime

  • @sylvaindidierrasolofonjana2973
    @sylvaindidierrasolofonjana2973 7 ปีที่แล้ว

    Asehon'Andriamanitra amintsik isan'ora,isantsegondra ny voninahiny...misaotra Hantatiana a

  • @johanach76
    @johanach76 4 ปีที่แล้ว

    Pour T'adorer, Mon DIEU ! AMEN !!!

  • @hantatianaraveloarisoa5568
    @hantatianaraveloarisoa5568 7 ปีที่แล้ว

    tena mampahery ahy mits io hira io

  • @heryhmanantena897
    @heryhmanantena897 7 ปีที่แล้ว

    Tsara ny asan'ny tanan'Andriamanitra ary nataony ho antsika izany, misaotra e!

  • @absadatecelestinenazah6575
    @absadatecelestinenazah6575 9 ปีที่แล้ว +1

    deraina jesosy fa mampahery izy

  • @balaremm6639
    @balaremm6639 4 ปีที่แล้ว +2

    Mampahery mankasitraka e

  • @rakotoarimalalambolakanton4414
    @rakotoarimalalambolakanton4414 8 ปีที่แล้ว

    Mahereza, ary banjino ny hatsaran'i Ray Tsitoha fa mampandresy antsika Jesosy.

  • @fyjenny1194
    @fyjenny1194 10 ปีที่แล้ว

    Tsy maintsy madalo fisedrana daholy raha mbola zanak'Andriamanitra raha tsy zany tsy ho tanteraka ny teny izay nomeny hoe : "Mioatra noho ny mpandresy amin'ny alalan'ilay tiantsika " "Aza mataotra fa momba anao Aho" " sy ireo teny fikasana marobe .

  • @mampiononacecilia8629
    @mampiononacecilia8629 7 ปีที่แล้ว

    Misaotra mampahery e ,mankasitraka e tsara be

  • @gdrvs
    @gdrvs 8 ปีที่แล้ว

    tena tsara,mampahery.Misaotra ny Tompo

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 2 ปีที่แล้ว +1

    😹🤓🙂🤣😻

  • @aimeerandrianarisandy201
    @aimeerandrianarisandy201 12 ปีที่แล้ว +2

    Tena tsara ty hira ty, mampahery be mintsy

  • @mampiononacecilia8629
    @mampiononacecilia8629 7 ปีที่แล้ว

    Tena tiako be

  • @directiondesoperationsdese746
    @directiondesoperationsdese746 5 ปีที่แล้ว

    WHY WE DO MUST TO HAVE JESUS IN HEART

  • @ainatonya4290
    @ainatonya4290 9 ปีที่แล้ว +1

    te ijer sy iaino an ilay dada iny le live tao am palais de sport in fa tsy aiko mits le lien d ts itako eto mits mb mila fanampiana e

  • @jianninyantsa
    @jianninyantsa 10 หลายเดือนก่อน

    💔🥹💖

  • @reivhaxpp
    @reivhaxpp 9 ปีที่แล้ว

    Makn zak e