Za musiciens professionel ary mianatra mozika aty andafy amn izao fotoana izao. Rare ny talent toy io, na milaza ary oe Kopi kole sns tsy misy olona hitovy tanteraka zany. Fa ny afaka ho lazaiko dia izao, jereo ny olona milatsadranomaso refa mihira i Natiora, vitsy ny olona afaka manao anzan satria tamn Kopy Kole rehetra d izy no tena hitako hoe vrai Musicien satria mihira amin'ny fony hoan'ny olona. Sincere, jereo ny masony d ho itanao hoe tsy ny resaka feo ian no maha Hantatiana azy fa ny message nentiny zay nentin'i Hantatiana ary mbola entiny hatramin'izao.
Lyli balsama = manga feo = ao @ tarika hantatina sy ndrina ramamonjy ian tsy mahazaka relève tsy mba otrandry Goldman ren tokony asiany mihira kely ny zanany hanindry io zaza io de hita eo e!
Que Dieu te bénisse ma cherie tu es mignonne , Dieu t 'aime et son Amour durera toujours,Jésus te protège ! merci a toi! Natiora an!!!!!
Za musiciens professionel ary mianatra mozika aty andafy amn izao fotoana izao. Rare ny talent toy io, na milaza ary oe Kopi kole sns tsy misy olona hitovy tanteraka zany. Fa ny afaka ho lazaiko dia izao, jereo ny olona milatsadranomaso refa mihira i Natiora, vitsy ny olona afaka manao anzan satria tamn Kopy Kole rehetra d izy no tena hitako hoe vrai Musicien satria mihira amin'ny fony hoan'ny olona. Sincere, jereo ny masony d ho itanao hoe tsy ny resaka feo ian no maha Hantatiana azy fa ny message nentiny zay nentin'i Hantatiana ary mbola entiny hatramin'izao.
Marina loatra!
Antsôôô, tena mahafinaritra be! Merci Natiora a!
Seigneur tu es amour Amen
tena hantatiana mihitsy ji!
Mankasitraka tena tsara be ,Mafinaritr
merci natiora❤❤
La pluie. Woaaoooo
Tsara beee!! tena hantatiana 2!!
Bravo Natiora
Hantatina zanany
Merci?
(y) Tsara be kiiee ahh :)
na i hantatiana ar ngamba latsa ndranomaso
vois d ange rien a dire
Oui
antsônanéééé ndry e, misaotra retsy a! tiako loatra
Mahafinaritra e!
tsara tiko b nad lazain'ny sasany fa miraikitra lela nefa izy tsy mavita
ka reny teny pialona ry Hubert ..a
Tsara be. (Y)
manin ra apanaovona kopikole hantatiana fa tonga de lany io
Lol
ef nanao ar io ko
mahagaga mihintsy zao JESOSY ao zao manome Hantatiana vaovao ho antsika indray
Zany mintsy e e
Vois danje rien à dire
j'adore
Lyli balsama = manga feo = ao @ tarika hantatina sy ndrina ramamonjy ian tsy mahazaka relève tsy mba otrandry Goldman ren tokony asiany mihira kely ny zanany hanindry io zaza io de hita eo e!
tsara feo be noho i Hantatina
Seigneur tu es Amour