RESPECT LESS AGRAD E!!!! otranzan mhts les son tena mampamaivana ny tenanay a!!!! le TEXTE ko tena mavesatra tsara e!!!! maka filing mhts zay ao anaty vam a!!!!
{#TONONKIRA} AGRAD - "Hafatra" Yaina Rajoelisolo eeh... Raha kely2 mokon-doha ah efa ela no tsy ni-Rap. Misy fton maradratra fa mody atao hoe permanganate. Mitsangana satria coupén lah Ze mibahana ny lalako mélà. Clip vao2 mira vola vao2, ts elah mints ny amelon ah. Mikaly ny ah de avy eo mikapa, mamoaka de mila mampiditra. Zay mila misy daty @ paka, elah @ tany no mihinjitra. Aleo kikisan'ny cardiaque. Ny hatsembohana latsaka sarobidy. Mendrika vidina cadillac Toerako tsy azon'ny tardiaque Zay tsy miraty devant but fa io tsy miverina im-polo o. Fiainana tsin tsy DJ ka ho azoko asiana hoe pull up. Mikiry biby zay de mihidy vazana, sarin-diky nefa soldat. Reveko ny combat refa miha-mazana. Zai mintsy Ref: (TAZOMY TSARA ZAH FA SAO DIA VOTSOTRA. NA MIJOALAJOALA BE AZA NY TRANO MIANJERA VAO RATSY FOTOTRA. ZAH MANAIKY WE MANDE PAR TOUR. MATOA NY BANDY MBOLA ETO FOANA TSY ZAKAN LAH WA NY PARCOURS.)x2 Alohan'ny hikiana anah elah wa mijereva fitaratra. Ovay le olona itan lah eo refa elah no miharatra. Tsy elah no hampianatra hitazon'antsy ny mpivaro-kena. Zay sy ny ambohitsorohitra no mitovy sam faritra mena. An'ny gasy ny Rap fa tsy an'ny be kintana aleo mody ekena. Fa ny ordonnance milaza an'izany mb'avoahy hoe jerena. Tsy we ze mahakobo an'i 2PAC. De midika ko zay fa mahakobo rap, ze dentifrice retra2 de wantsoin lah foana we colgate. Bobaka ny kôpy théorie, maro koa ny mahay miakanjo ô. Fa vitsy dia vitsy ny favori, ny ankamaroany totom-boanjo. Averimberiko isan'andro ô, fa ny ahy itony tsis tatàn-jaza. Zay mihevitra ahy tsy mahay mi-Rap tsun MPAMINANY SANDOKA IS TATANDRAZA. Ref: (TAZOMY TSARA ZAH FA SAO DIA VOTSOTRA. NA MIJOALAJOALA BE AZA NY TRANO MIANJERA VAO RATSY FOTOTRA. ZAH MANAIKY WE MANDE PAR TOUR. MATOA NY BANDY MBOLA ETO FOANA TSY ZAKAN LAH WA NY PARCOURS)x2 [Tsy mila bisous zay na calin, fa vao maika reveko ny ankahalainy. Tora-baton lisan atr@ zay nahatsanganako mur n Berlin. Norme rah ts mfernain, fahombiazako tsin ts fantatro zany. Rah tsis an lah eo mi nain nain!!!] 2× Ref: (TAZOMY TSARA ZAH FA SAO DIA VOTSOTRA. NA MIJOALAJOALA BE AZA NY TRANO MIANJERA VAO RATSY FOTOTRA. ZAH MANAIKY WE MANDE PAR TOUR. MATOA NY BANDY MBOLA ETO FOANA TSY ZAKAN LAH WA NY PARCOURS)x2 facebook.com/yainaraj
Mbola mitazona fon agrad
Courage 😎😎
Tena mlay :D
Le son Koa tonga dia mandona be a, ny clip mamono lolo.... Ny rima map'tap.... Mlay lesy grad a
MILAI LE fantsy ka! le inspiraka koç milai eh
RESPECT LESS AGRAD E!!!! otranzan mhts les son tena mampamaivana ny tenanay a!!!! le TEXTE ko tena mavesatra tsara e!!!! maka filing mhts zay ao anaty vam a!!!!
OH OH OH OH! ny ankamaroan totom-boanjo ohhhhhh| Milay Grad a!!!!!!!!
Mbola mafy am rima eeeeeeeeeeeee ! Kozy e ! Manaikitra beuuuuuuuuuuuu ! Miala satroka !
faritra mena🔥🔥🔥
Mamay be le hafatra, mlay be
ao tsar ,go go ndrai my manarak👊👊💪
🤩🙂🇲🇬🙏 Mazana Be ! 🤙
Trop ndray ty ray ty a... 👊🏾👊🏾👊🏾
Fantsy vé zn sa le tarehy kosa aloha azade atao anizao eeee
Mapatahotr le clip
natsanganana mur an berlin marina!!!!
Tazomy @zao Agrad aaa 👊👊😍😍🔥🔥🔥🔥 so d voutssss
Sur sur faritr Mena 🔥🔥🔥🚫
masika be mlay ee top bro
Milay lesy Agrad e !! 💪🖖
Ao tsara clip 💪🏾💪🏾💪🏾
TE NA AO TSARA
Ay nis anzany ihany tany lesy!
Fahobiazana tsy fatany ndry lerony.... sur zoky ah🔗🚭🆗
GREAT JOB ☠️⚡💀 MLAY BABA AN 🇲🇬 THANKS 🎶
Le tonony mba misy henoina kely iany fa le songs tssss,maka sopapa any @doubl'nn zandry a
hafa ihany lesy ialahy agrad aaaa!
zay zay zay mintsy!!! omeo azy ny hafatra
tay be lah rang!!!ramaitre ee
The Best 🔥🔥🔥🔥🔥🏴☠️🏴☠️🏴☠️
Taitra be za leeeeeeeeeeeeeee, mlay ela eee
Thriller gidraka be
ito ndray le raper manao goweta
mlay lesy bro
😍😍😍faritra mena lessy babeeh😍😍😍💘❤
mlay rangah a, coool
Cope ze cope fa ny ditrana RAP tsy natao hifanenjehana Big up be ho an'i AGRAD évolution sans arrêt pour toi!
argra
💯🤬 sayda
mandona tsr mits!👊👊👊
Oa tsara ehhhhhh 👍👌
Norme lesy agrad eh! Matoa ela mbola otrzao de mande le parcour nlah six beu
enjana izy zan le..milay eh
Niova ny feon agrad zany , fa tsara lay hira
mamay ny clip
Eny oa , sura sura ny hafatra eeeh
Bomba be💣🔥🔥🔥
reveko na le rap na le clip... mamay a.... ts otran le tsota mahazo tsirony hiram bavy b
🙏👍🏼👌
No comment
Likeo for Milan b
Tsara be, Mankasitraka
top fire man a!!!!!!!
Kiffeko trop 😍🎩🎩🎩Agrad
Lourd lourd lesy Frera !! 👊👊👊
mandona be
alatsao parol fa reveko le hafatra ......efa ela fan agrad fa mlay fona vazo lah
{#TONONKIRA}
AGRAD - "Hafatra"
Yaina Rajoelisolo
eeh...
Raha kely2 mokon-doha ah efa ela no tsy ni-Rap.
Misy fton maradratra fa mody atao hoe permanganate.
Mitsangana satria coupén lah
Ze mibahana ny lalako mélà.
Clip vao2 mira vola vao2, ts elah mints ny amelon ah.
Mikaly ny ah de avy eo mikapa, mamoaka de mila mampiditra.
Zay mila misy daty @ paka, elah @ tany no mihinjitra.
Aleo kikisan'ny cardiaque.
Ny hatsembohana latsaka sarobidy.
Mendrika vidina cadillac
Toerako tsy azon'ny tardiaque
Zay tsy miraty devant but fa io tsy miverina im-polo o.
Fiainana tsin tsy DJ ka ho azoko asiana hoe pull up.
Mikiry biby zay de mihidy vazana, sarin-diky nefa soldat.
Reveko ny combat refa miha-mazana.
Zai mintsy
Ref:
(TAZOMY TSARA ZAH FA SAO DIA VOTSOTRA.
NA MIJOALAJOALA BE AZA NY TRANO MIANJERA VAO RATSY FOTOTRA.
ZAH MANAIKY WE MANDE PAR TOUR.
MATOA NY BANDY MBOLA ETO FOANA TSY ZAKAN LAH WA NY PARCOURS.)x2
Alohan'ny hikiana anah elah wa mijereva fitaratra.
Ovay le olona itan lah eo refa elah no miharatra.
Tsy elah no hampianatra hitazon'antsy ny mpivaro-kena.
Zay sy ny ambohitsorohitra no mitovy sam faritra mena.
An'ny gasy ny Rap fa tsy an'ny be kintana aleo mody ekena.
Fa ny ordonnance milaza an'izany mb'avoahy hoe jerena.
Tsy we ze mahakobo an'i 2PAC.
De midika ko zay fa mahakobo rap, ze dentifrice retra2 de wantsoin lah foana we colgate.
Bobaka ny kôpy théorie, maro koa ny mahay miakanjo ô.
Fa vitsy dia vitsy ny favori, ny ankamaroany totom-boanjo.
Averimberiko isan'andro ô, fa ny ahy itony tsis tatàn-jaza.
Zay mihevitra ahy tsy mahay mi-Rap tsun MPAMINANY SANDOKA IS TATANDRAZA.
Ref:
(TAZOMY TSARA ZAH FA SAO DIA VOTSOTRA.
NA MIJOALAJOALA BE AZA NY TRANO MIANJERA VAO RATSY FOTOTRA.
ZAH MANAIKY WE MANDE PAR TOUR.
MATOA NY BANDY MBOLA ETO FOANA TSY ZAKAN LAH WA NY PARCOURS)x2
[Tsy mila bisous zay na calin, fa vao maika reveko ny ankahalainy.
Tora-baton lisan atr@ zay nahatsanganako mur n Berlin.
Norme rah ts mfernain, fahombiazako tsin ts fantatro zany.
Rah tsis an lah eo mi nain nain!!!] 2×
Ref:
(TAZOMY TSARA ZAH FA SAO DIA VOTSOTRA.
NA MIJOALAJOALA BE AZA NY TRANO MIANJERA VAO RATSY FOTOTRA.
ZAH MANAIKY WE MANDE PAR TOUR.
MATOA NY BANDY MBOLA ETO FOANA TSY ZAKAN LAH WA NY PARCOURS)x2
facebook.com/yainaraj
top frere a, ten we tsar
ao tsara ny hafatra,,tsy oe maalala topac d mrap kkk
Mankasitra e!
Grave le clip
Mlay 👊
Mamay. nroma le vazo ka. le clip tonga ao tsara
mavesatra be ... tiko
colgaty... hahaha zay zan
Zay mintsyy
Le roi
Fire, that video iz crazy
Tazomy le rap fa tsara🔥
Mlay ee👊👊🔥🔥
Lol
Hui been a little busy but oui
Ao tsara lessy
Reveko rangh n inspirak'i Agrad
Fiverenana mavesatra eto amin'ny sehatra
Natiora
Mpaminany sandoka izy sy tatandraza
way ah norme be lisy ral ah ten mapatahotra be mintsy ah
Misy fotoanaa ... 2023
Manala ny satroka n mpijery
Maditra be aa
Clip vao2 🔥💕
egotrip adala be
KIASY koay Agrad e
Lourd c'est réel
TOHIZO IHANY FA IVADIKA METAL ELA AFAKA KELIKELY
Fantsy mihints zan reveko be
tsara!!!
MLAY LE KLIP¨
Respect #Agrad
Mlay eeeee
Norme be aaa
C Top👌
ratsy be mankaleo erany tanana
matotra 💀
Ao tsara rangah an :) !
Milay be
noble le video zouky an ...!!
Tsara la
mafy! realisateur! vazo! ok (y)
aleo gwetta ian lisany fa ts afera
Kiasyyy
Milay eeee!
hahahaha sur sur ca ce du rap my niggaz kias les e
ref otrzay fona nrapnlah de mlay. SOLO
Top
ca va be trop
tsara lesii e
sur mlay beu le hira mlay beu le parole