Mandraisa toerana ianao Dia hadinoy ny momba anao Ny tebiteby ahiahy Mba avelao ivelany ao Velaro ny tananao de raiso koa Ny tanako Ny hirantsika androany * Hiventy ny firaisampo Avia derao izy e! Fa mampiray izy e! Lay Andriamanitra fitiavana Mampifankatia Tsara izy e Mandraisa toerana ianao Ny masonao akipio Sambatra ilay toeran'izay mbola ho vantaninao Honenantsika ireo ka hiaraka anandrapeo Mivavaka amin'i Ray Ho sambatra mandrakizay
Tsara Jehovah Andriamanitra, Tsara Jesoa, Tsara ny Fanahy Masina, TSARA IZY E! Misaotra an'i Ndriana Ramamonjy fitaovana ampiasain'ny Tompo amin'ny fiderana Azy!!!
Tena tsara
Mandraisa toerana ianao
Dia hadinoy ny momba anao
Ny tebiteby ahiahy
Mba avelao ivelany ao
Velaro ny tananao de raiso koa
Ny tanako
Ny hirantsika androany *
Hiventy ny firaisampo
Avia derao izy e!
Fa mampiray izy e!
Lay Andriamanitra fitiavana
Mampifankatia
Tsara izy e
Mandraisa toerana ianao
Ny masonao akipio
Sambatra ilay toeran'izay mbola ho vantaninao
Honenantsika ireo
ka hiaraka anandrapeo
Mivavaka amin'i Ray
Ho sambatra mandrakizay
TSARA Andriamanitra 🙏💓
Tsara IZY eh!
Henoy Izy. 🙏😆
Mamy bé foana ity hira ity, merci.
Zany mihitsy
Tsara IZY
Misaotra fa mamelombelona fanahy ilay hira.