OMEKO ANAO NY FOKO - Revival Messengers
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 24 ม.ค. 2024
- Omeko Anao ny foko - Revival Messengers
A/C : Joïca Razakavonison
Production : Finaritra Andriamitantsoa & Anthony Relisa
Couplet :
Resy lahatra aho fa velona ho Anao
Ireo segondra hiainako tsy hazoniko fa ho Anao
Atolotro manontolo tsy hazoniko Jesoa
Fa ho Anao
Mba ho Anao
Refrain :
Omeko Anao ny foko
Ny amiko
Raiso hanjakao aho manontolo
Jesoa ianao no antom-pisiako
Anao aho
Anao aho