Tianao aho - Finaritra Raz
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 10 ก.พ. 2025
- ❤ "Endrey ! manao ahoana ny 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 nasehon'ny Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika hoe zanak'Andriamanitra, sady izany tokoa isika" I Jaona 3:1
❤ "𝑭𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒌𝒊𝒛𝒂𝒚 no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindram-po ho anao" Jeremia 31:3
Maromaro ny olona mahalala ny tantarako...
Tao anaty aizina, fahotana lalina, lavaka, feno loto aho fahiny...
Nofosaina aho, nihomehezana aho, noratraina aho, nampijaliana aho, nilaozan'ny namana sasany aho....
𝑭𝑨 :
🥰 Tian'Andriamanitra aho ❤, izaho ilay mpanota, ilay tsy mendrika
🥰 Tao anaty lavaka lalina sy aizina aho no nantsoiny, nosotominy ho Azy, ho zanany ❤
🥰 Tiany aho, tsy foiny ho very aho ❤
🥰 Navelany ny fahotako, nadinoiny ny fahadalako...
🥰 Novainy ny zavatra rehetra ❤, novainy aho ❤, natsangany ho tsara kokoa za sy ny fiainako ❤❤❤
𝑯𝑶 𝑨𝑵𝑨𝑶 :
😊 Na inona na inona lasanao, na inona na inona fahotana vitanao, na ahoana na ahoana fiainanao, dia tiako ho fantatrao sy tsapanao hoe 𝑻𝑰𝑨 𝑨𝑵𝑨𝑶 𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑴𝑨𝑵𝑰𝑻𝑹𝑨 ❤
😊 Tena tiany loatra ianao, tsy tiany hijanona anaty aizina sy fanamelohan-tena ianao, fa 𝑻𝑰𝑨𝑵𝒀 𝑯𝑶 𝑨𝑽𝑬𝑳𝑨 𝑯𝑬𝑳𝑶𝑲𝑨, 𝑻𝑬𝑵𝑨 𝑻𝑰𝑨𝑵𝒀 𝑯𝑶 𝑽𝑶𝑨𝑽𝑶𝑵𝑱𝒀
😊 Ny olombelona mety hanameloka anao, fa Andriamanitra kosa tia anao, te hamitra-pihavanana aminao Izy anie eu, tiany ianao ❤
😊 Aza misalasala hoe "izao anie no nataoko e, izao anie no vitako e...", fa Izy tena miandry anao HANATONA AZY, HAMBORAKA AMINY, HIBEBAKA SY HIFONA AMINY
𝑭𝑨𝑵𝑻𝑨𝑹𝑶 𝑭𝑨 :
❤ Nafoin'Andriamanitra ny Zanany lahitokana hisolona ahy sy ianao, nentiny teo @'hazofijaliana daholo daholo, hatr@'fahotana izay heverinao ho faratapony tsy fampiseho masoandro
𝑵𝒀 𝑨𝑵𝑱𝑨𝑹𝑨𝑵𝑨𝑶 ?
😊 Miantoraka eo ampototry ny hazofijalian'i Jesoa Kristy, mifona, mibebaka, fa tena hamela anao izy, ary horaisiny @'câlin mamibe ary ianao ❤
😊 Mandray sy mino ny famelankeloka 🥰
😊 𝑴𝑰𝑵𝑶 𝑨𝑵'𝑰 𝑱𝑬𝑺𝑶𝑨 𝑲𝑹𝑰𝑺𝑻𝒀 𝑺𝒀 𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑴𝑶𝑵𝑱𝑬𝑵𝒀 𝑨𝑵𝑨𝑶
"Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina" Marka 16:16
Tia anao Jesoa ❤