Finaritra Raz
Finaritra Raz
  • 6
  • 2 629
Tianao aho - Finaritra Raz
❤ "Endrey ! manao ahoana ny 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 nasehon'ny Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika hoe zanak'Andriamanitra, sady izany tokoa isika" I Jaona 3:1
❤ "𝑭𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒌𝒊𝒛𝒂𝒚 no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindram-po ho anao" Jeremia 31:3
Maromaro ny olona mahalala ny tantarako...
Tao anaty aizina, fahotana lalina, lavaka, feno loto aho fahiny...
Nofosaina aho, nihomehezana aho, noratraina aho, nampijaliana aho, nilaozan'ny namana sasany aho....
𝑭𝑨 :
🥰 Tian'Andriamanitra aho ❤, izaho ilay mpanota, ilay tsy mendrika
🥰 Tao anaty lavaka lalina sy aizina aho no nantsoiny, nosotominy ho Azy, ho zanany ❤
🥰 Tiany aho, tsy foiny ho very aho ❤
🥰 Navelany ny fahotako, nadinoiny ny fahadalako...
🥰 Novainy ny zavatra rehetra ❤, novainy aho ❤, natsangany ho tsara kokoa za sy ny fiainako ❤❤❤
𝑯𝑶 𝑨𝑵𝑨𝑶 :
😊 Na inona na inona lasanao, na inona na inona fahotana vitanao, na ahoana na ahoana fiainanao, dia tiako ho fantatrao sy tsapanao hoe 𝑻𝑰𝑨 𝑨𝑵𝑨𝑶 𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑴𝑨𝑵𝑰𝑻𝑹𝑨 ❤
😊 Tena tiany loatra ianao, tsy tiany hijanona anaty aizina sy fanamelohan-tena ianao, fa 𝑻𝑰𝑨𝑵𝒀 𝑯𝑶 𝑨𝑽𝑬𝑳𝑨 𝑯𝑬𝑳𝑶𝑲𝑨, 𝑻𝑬𝑵𝑨 𝑻𝑰𝑨𝑵𝒀 𝑯𝑶 𝑽𝑶𝑨𝑽𝑶𝑵𝑱𝒀
😊 Ny olombelona mety hanameloka anao, fa Andriamanitra kosa tia anao, te hamitra-pihavanana aminao Izy anie eu, tiany ianao ❤
😊 Aza misalasala hoe "izao anie no nataoko e, izao anie no vitako e...", fa Izy tena miandry anao HANATONA AZY, HAMBORAKA AMINY, HIBEBAKA SY HIFONA AMINY
𝑭𝑨𝑵𝑻𝑨𝑹𝑶 𝑭𝑨 :
❤ Nafoin'Andriamanitra ny Zanany lahitokana hisolona ahy sy ianao, nentiny teo @'hazofijaliana daholo daholo, hatr@'fahotana izay heverinao ho faratapony tsy fampiseho masoandro
𝑵𝒀 𝑨𝑵𝑱𝑨𝑹𝑨𝑵𝑨𝑶 ?
😊 Miantoraka eo ampototry ny hazofijalian'i Jesoa Kristy, mifona, mibebaka, fa tena hamela anao izy, ary horaisiny @'câlin mamibe ary ianao ❤
😊 Mandray sy mino ny famelankeloka 🥰
😊 𝑴𝑰𝑵𝑶 𝑨𝑵'𝑰 𝑱𝑬𝑺𝑶𝑨 𝑲𝑹𝑰𝑺𝑻𝒀 𝑺𝒀 𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑴𝑶𝑵𝑱𝑬𝑵𝒀 𝑨𝑵𝑨𝑶
"Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina" Marka 16:16
Tia anao Jesoa ❤
มุมมอง: 24

วีดีโอ

Finaritra RazFinaritra Raz
Finaritra Raz
มุมมอง 5ปีที่แล้ว
Cover Matoky loatra - Sax Cover Madagascar ft FinaritraCover Matoky loatra - Sax Cover Madagascar ft Finaritra
Cover Matoky loatra - Sax Cover Madagascar ft Finaritra
มุมมอง 1.7Kปีที่แล้ว
Andriamanitra tsy hamela anao @'antsasa-dalana Mahatoky loatra Izy Izay natombony t@'fiainanao dia tsy maintsy vitainy
Ny feo Miray FJKM Antanambao Fahazavana Ambohimangakely - Androm pamonjenaNy feo Miray FJKM Antanambao Fahazavana Ambohimangakely - Androm pamonjena
Ny feo Miray FJKM Antanambao Fahazavana Ambohimangakely - Androm pamonjena
มุมมอง 3472 ปีที่แล้ว
Raiso ny Tompo ho teraka ao am-ponao Dia ho hitanao fa hitondra fiovana goavana eo amin'ny fiainanao izany
Fisaorako Anao - Ny Feo Miray FJKM Antanambao Fahazavana AmbohimangakelyFisaorako Anao - Ny Feo Miray FJKM Antanambao Fahazavana Ambohimangakely
Fisaorako Anao - Ny Feo Miray FJKM Antanambao Fahazavana Ambohimangakely
มุมมอง 2822 ปีที่แล้ว
1) Tompo o ny antom-pisiako hidera Anao Antoky ny fifaliako ny hitoetra anilanao ❤ Na mandalo ady sarotra aza aho Ka mety ho kivy indraindray Ny fisaorako Anao tsy ho foana mandrakizay ❤ Ref : Fa Ianao no vatolampy fialofana ho ahy Ka na hisedra ahy aza ireo olana Mampitanondrika fanahy Ny teninao no mampahery ahy ka mampitraka indray ny loha Miankina Aminao aho tsy mba manahy TSY HATAHOTRA NY ...
Fisaorako Anao - Ny Feo MirayFisaorako Anao - Ny Feo Miray
Fisaorako Anao - Ny Feo Miray
มุมมอง 3202 ปีที่แล้ว
1) Tompo o ny antom-pisiako hidera Anao Antoky ny fifaliako ny hitoetra anilanao Na mandalo ady sarotra aza aho Ka mety ho kivy indraindray Ny fisaorako Anao tsy ho foana mandrakizay Ref : Fa Ianao no vatolampy fialofana ho ahy Ka na hisedra ahy aza ireo olana Mampitanondrika fanahy Ny teninao no mampahery ahy ka mampitraka indray ny loha Miankina Aminao aho tsy mba manahy Tsy hatahotra ny fo 2...