ไม่สามารถเล่นวิดีโอนี้
ขออภัยในความไม่สะดวก

RATSIMITAHA - Tantara an'onjampeo malagasy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 9 พ.ย. 2019
  • Efa nisy fotoana nizarana an'ity tantara ity teto fa RDB moa no namokatra azy tamin'izay (ny mpanoratra, Arikaomisa Randria mihitsy no nilalao ny anjara toeran'i Setra) izay hitatsika ato : • RATSIMITAHA
    Fa ity nozaraina androany ity kosa dia novorarin'ny RADIO TANA/RTA ka i Synèse no nandray ny anjara toeran'i Setra.
    RATSIMITAHA, tsy mitahy ny velona fa mitahy maty. Manana ny heriny sy ny fahefany manokana sady mpamokatra odin'ny dahalo amin'iny faritra atsimon'ny nosy iny. Ho vitan'ny olo-tokana ve nefa ny handrava izany ? Mety ho vita ihany raha eo ny herim-po sy ny fitiavana mahery noho ny tahotra.
    Ilay tononkalom-pitiavana natolotr'i Setra hoan'i Soazara :
    " Raha toa ka ianao no mpanjakan'ny foko
    Tena ho sambatra ny ati-fanahiko
    Satria ianao no efa nandoko
    Ilay fitiavana mba nokatsahiko
    Raha toa ka hiaraka izaho sy ianao
    Ho manga ny lanitra, hisava ny rahona
    Ny senton'ny tany angamba ho lao
    Ho mamy ambamin'ny tangena sy vahona
    Ny alina mantsy maniry ho maraina
    Ny rivotra koa mba maniry fitony
    Fa raha ny faniriako ho anao no fisaina
    Lalina toy ny rano ao an'ony
    Miteny ny vavako ianao no antsoiny
    Mijery ny masoko ianao no tadiaviny
    Milaza ny foko fa ianao no tsy foiny
    Ka faharisiana no hany soniaviny "
    Mihainoa finaritra tompoko !
    #jiolahy
    #rta
    #radiotana

ความคิดเห็น • 46

  • @ndrianjaramanamilanto
    @ndrianjaramanamilanto 13 วันที่ผ่านมา

    Misaotra nizara

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 4 ปีที่แล้ว +2

    Efa nandeha ty . ... Fa Misaotra nizara fona e🇲🇬🇲🇬😍😍

    • @marcelafrancette8834
      @marcelafrancette8834 4 ปีที่แล้ว +1

      Marigna zegny ka favy tato fa misaotra betsaka nareo

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 3 ปีที่แล้ว

    Tantara vala- maty

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizara Itoki Ana

  • @lalaharitianacorine5553
    @lalaharitianacorine5553 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka fa tsara be

  • @hary.norina8385
    @hary.norina8385 4 ปีที่แล้ว +1

    Voalohany indray andtoanu oo😃😃🤗👍

  • @harenanomena7367
    @harenanomena7367 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitrak tompoko fa tena tsar😍😍😘😘

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว

    Msaotra nizara ho an pankafia ❤🎧🙋‍♀️

  • @anilrosat5094
    @anilrosat5094 4 ปีที่แล้ว

    Tsara ny tantara refa mahay ny mpilalao misaotra anareo 😍

  • @onalllopa229
    @onalllopa229 4 ปีที่แล้ว

    Merci ❤

  • @clive-cynthiadaniels2269
    @clive-cynthiadaniels2269 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka 🤗

  • @jimmyousseni5229
    @jimmyousseni5229 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara e,dia bonne nuit daolo ooo

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 4 ปีที่แล้ว

    Merci beaucoup pour votre partage

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Indrisy ry fiainan olo mbelona. Deraina ny Tompo fa miahy ny marina. Mankasitraka e!

  • @arlinarlind1695
    @arlinarlind1695 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra. Mizara eee!!!

  • @oliejidrica906
    @oliejidrica906 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitrak e moandri tohiny👍

    • @tongasoaroland1653
      @tongasoaroland1653 4 ปีที่แล้ว

      Tena ohatran ny volazara kosa ianao mambabo fo an💘

  • @harivelorix747
    @harivelorix747 4 ปีที่แล้ว

    Tantara feno anatra. Misaotra betsaka ny mpanoratra sy ny mpilalao. Misy farany ny zavatra rehetra. Mbola ho fongana ny dahalo ambony latabatra na ho ela na hoaingana e, mbola ho any ambany lakaly ny fiafarany e. 🤔

  • @mimiekanto9199
    @mimiekanto9199 4 ปีที่แล้ว

    merc

  • @chavillevely700
    @chavillevely700 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara e

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 4 ปีที่แล้ว

    Any ambohimasoa no misy toerana toby dahalo zany, tena misy tokoa io a, ry mamanay very omby tao ambositra de tany no hita toby dahalo fa hena hono zany

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 ปีที่แล้ว

    Bonjours Itoki an,, Mankasitraka ô!

  • @oldara9836
    @oldara9836 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra ee

  • @oliviarianaharisoa97
    @oliviarianaharisoa97 4 ปีที่แล้ว

    Tsara be mankasitraka

  • @michelnarisonarimanana4469
    @michelnarisonarimanana4469 4 ปีที่แล้ว

    Mafinaritr eh

  • @evaeva3975
    @evaeva3975 4 ปีที่แล้ว

    Bonjour enao , merci beaucoup, dia mbola misy le tantara in tompoko nalefanao nefa avieo nofafanao avieo , azafady, Mba alefaso ento reh tompoko Mba azafdi aaah , .

    • @tantara.malagasy
      @tantara.malagasy  4 ปีที่แล้ว

      Eva Eva bonjour, ilay tantara hoe ahoana kay izay ?

  • @maryantoinette7181
    @maryantoinette7181 4 ปีที่แล้ว

    Makasitraka tompoko

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara o

  • @sabrinahponne6090
    @sabrinahponne6090 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitrak tompok oh !!!

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 4 ปีที่แล้ว

    Afapo foana sady mahafinaritra oo

  • @kokiaa3222
    @kokiaa3222 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko

  • @lucasparany
    @lucasparany 4 ปีที่แล้ว

    Merci

  • @ericmanantsoatahinawalter4008
    @ericmanantsoatahinawalter4008 4 ปีที่แล้ว

    EFA HENOKO ITY FA TS NANKALEO FA MBL HIHAINO FOANA O

  • @fetraandrianjakasoa7275
    @fetraandrianjakasoa7275 4 ปีที่แล้ว

    Mafinaritra fa mba tiako ihany koa ilay feon-kira.

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 4 ปีที่แล้ว

    Efa nisy ny pub tato annn

    • @tantara.malagasy
      @tantara.malagasy  4 ปีที่แล้ว

      Lu- Cynthia izaho ihany nipub azy tato ka ! Fa version RDB ilay izy izay nangatahany tsy ho aparitaka, Arsène/Arikaomisa Randria no Setra tamin'izay th-cam.com/video/RomNsiV_g0k/w-d-xo.html
      Fa amin'ity version RADIO TANA ity kosa i Synèse no mitana ny anjara toeran'i Setra

  • @mireillemadeleine2354
    @mireillemadeleine2354 4 ปีที่แล้ว

    Bonsoir misaotra betsaka nizara fa afapo e

  • @hary.norina8385
    @hary.norina8385 4 ปีที่แล้ว

    Fa ef henoko ti tantara ty f hohenoiko fonee

    • @tantara.malagasy
      @tantara.malagasy  4 ปีที่แล้ว +1

      Version RDB no mety efa henonao fa ity version RTA/RADIO TANA misy an'i Synèse

    • @evarazah3129
      @evarazah3129 4 ปีที่แล้ว

      @@tantara.malagasy fa iza moa no anarany lalaivin'i Synèse ato.tiko ho fantatra mihitsy ny feony.

    • @tantara.malagasy
      @tantara.malagasy  4 ปีที่แล้ว +1

      Hary. Norina
      Synèse no i Setra
      Falimanana no i RATSIMITAHA
      Robel no Ratsibahaka
      Riana no Soazara

    • @hary.norina8385
      @hary.norina8385 4 ปีที่แล้ว

      @@tantara.malagasy ay misaotra nanazava

    • @evarazah3129
      @evarazah3129 4 ปีที่แล้ว

      @@tantara.malagasy misaotra namaly.fa hay lelahy Kay ilay Synèse?

  • @willyericwilliam1159
    @willyericwilliam1159 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitrak fona 2