PAZZAPA YOUNG NY VONINAVOKO

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 28

  • @ovalie38
    @ovalie38 2 ปีที่แล้ว +1

    Déja que j'aimais cette chanson Lily, mais là !!! J'adore.

  • @Rina-hg4zv
    @Rina-hg4zv 4 ปีที่แล้ว +1

    Mahafinaritra be mihitsy mihaino sy mijery anareo mihira. Sady manan-talenta daholo ianareo rehetra tsy misy ankanavaka!❣ Misaotra an' i Christian manohy mikolokolo ny vakodrazana sy dihy nolovaina t@ Dadagaby👍🏼

  • @raherihaja4663
    @raherihaja4663 ปีที่แล้ว

    mahay ireto zaza, fa tsy latsadanja koa ny fahaizan ny mpamorona ilay hira sy ny musicien.
    tonga matsiro @ sofina mihitsy ny mihaino azy

  • @gordondsouza4142
    @gordondsouza4142 4 ปีที่แล้ว +7

    Harmony!!!!
    I dont understand a word.but I love the way they sing.

    • @debazama3636
      @debazama3636 4 ปีที่แล้ว

      they are singing about a special flower who is described to be more beautiful than any other flowers (dhalia, lys flower and so on) and it is a metaphore to talk about the loved one who is far better than any others.

    • @Rina-hg4zv
      @Rina-hg4zv 4 ปีที่แล้ว +1

      These young people sing the traditional song called "VONINAVOKO", created by "Dadagaby", the master of the Malagasy music band "VONINAVOKO" who named his music group after a Malagasy endemic plant called "avoko".
      "Voninavoko" is the flower of the plant "avoko" that grows wild in the countryside undergrowth of Madagascar. When the plant „avoko“ blooms, it surpasses the bushes and reveals the beauty of its flowers combining the pink, green and purple colours, the Voninavoko's stage costume.
      The life of Dadagaby's music group resembles that of this wild flower. When the group goes on stage and performs, it reveals the splendour and magnificence of traditional Malagasy dances and music.
      Sadly, the master of Voninavoko left us two years ago, but his fantastic music and dance will stay with us forever…

  • @erica9854
    @erica9854 3 ปีที่แล้ว

    Woooowwww!!!! Magnifique ! Tena tsara ka, tsara bé💖💖💖

  • @RaynaudRABEARIVONY
    @RaynaudRABEARIVONY 6 หลายเดือนก่อน

    Tena lafatra e! Merci e!!!!❤

  • @rakotomangairene1264
    @rakotomangairene1264 5 ปีที่แล้ว +1

    Maty namela mamy Dadagaby... Izany ka hira malagasy. Nefa toa tsy norarahin'ny fanjakana akory. Mandriam-piadanana dadagaby.

  • @marcustraore545
    @marcustraore545 3 ปีที่แล้ว

    Wow!This is beautiful 😍🥰❤️!

  • @raharisonlovaniaina3724
    @raharisonlovaniaina3724 4 ปีที่แล้ว +2

    satriko foana hihaino sy hijery ity hira ity ! tsara e !

  • @ramaryrako5090
    @ramaryrako5090 4 ปีที่แล้ว

    tena tsara christian - t'as fais des belles choses

  • @miantsotatiana5896
    @miantsotatiana5896 6 ปีที่แล้ว +2

    Touchant❤
    Mahay mihira daoly nareo❣
    Mais courage an le tsy tafiakatra mahay mihira founa nareo🙈

  • @SantosFortunat
    @SantosFortunat 6 หลายเดือนก่อน

    Tsara kosa e❤

  • @lucashaniel8944
    @lucashaniel8944 2 ปีที่แล้ว

    tsara tena tsara

  • @diamondraramamonjiarimalal1583
    @diamondraramamonjiarimalal1583 6 ปีที่แล้ว +2

    manan-talenta ireto zaza ireto ! tsara loatra

  • @sharafhamidi9543
    @sharafhamidi9543 4 ปีที่แล้ว +1

    C'est Oashna Tess au fond?

  • @bananabending7063
    @bananabending7063 3 ปีที่แล้ว +1

    tena tsara!!!

  • @bondyalan5656
    @bondyalan5656 4 ปีที่แล้ว

    Tena artista ka

  • @jeanrasami1559
    @jeanrasami1559 5 ปีที่แล้ว

    Misotra ee !! Mampitsanga-mitoetra mihits !!

  • @hondahasith7700
    @hondahasith7700 5 ปีที่แล้ว

    Tsara tsara tsara izay no azoko ambara, mankasitraka

  • @tsivaella5555
    @tsivaella5555 6 ปีที่แล้ว

    Mafatifaty loatra😍

  • @Audrey-vb2tp
    @Audrey-vb2tp 6 ปีที่แล้ว

    Trop mignon :)

  • @soloniainaandriamboavonjy1175
    @soloniainaandriamboavonjy1175 5 ปีที่แล้ว

    Hafa ihany ny kanto malagasy
    Mihoatra irony gadona vahiny
    tsy ambakan ny hafa ary ts mangasihasy
    Na tsy dia hita taratra aza eo anivon ny tanora ankehitriny.

  • @sharafhamidi9543
    @sharafhamidi9543 5 ปีที่แล้ว

    Tena tsara!

  • @okleram9340
    @okleram9340 5 ปีที่แล้ว

    Mamy loatra

  • @santsou1
    @santsou1 5 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra kosa e

  • @florenciazaranony7616
    @florenciazaranony7616 4 ปีที่แล้ว

    Mafinaritsa be kia nareo