Tsy haiko hoe iza no mitsara hoe atao betisier ity olona ity na tsia. Faly hanalabaraka olona eto fotsiny ianao nefa izy rehetra ireo dia mbola artiste kokoa noho ianao avokoa. Ny vokatr'izao ataonao izao dia lasa tsisy sahy miseho sehatra ny tanora Gasy satria matahotra ho lasa betisier. Mba jereo ireny fandaharana any ivelany ireny misy tena trop nefa encourager ndrizareo foana mba handroso ilay olona fa tsy alaina baraka toy izao mba tsy hisy hahasahy hiseho sehatra intsony.
Izany mihitsy no jereko jereko voalohany tato anaty commentaire hoe misy mahatsapa an'izany toa ahy koa ve. Misaotra anao nanitsy fa itony karazana publication itony dia fanapepoana ny tanora sy ny malagasy tsy hanandrana.
Le ranga kosa nahay e, tsy sahiko...
Tsy haiko hoe iza no mitsara hoe atao betisier ity olona ity na tsia. Faly hanalabaraka olona eto fotsiny ianao nefa izy rehetra ireo dia mbola artiste kokoa noho ianao avokoa.
Ny vokatr'izao ataonao izao dia lasa tsisy sahy miseho sehatra ny tanora Gasy satria matahotra ho lasa betisier. Mba jereo ireny fandaharana any ivelany ireny misy tena trop nefa encourager ndrizareo foana mba handroso ilay olona fa tsy alaina baraka toy izao mba tsy hisy hahasahy hiseho sehatra intsony.
Izany mihitsy no jereko jereko voalohany tato anaty commentaire hoe misy mahatsapa an'izany toa ahy koa ve. Misaotra anao nanitsy fa itony karazana publication itony dia fanapepoana ny tanora sy ny malagasy tsy hanandrana.
Mahay mihira kosa ilay rangah lehibe mihira "tsy sahiko" fa maninona no ataonareo bétisier
Itako...tena mahay izy
Mahay be daholo
tsara fooryy io🤣😂🙂🤣😂🤣😂🤣🤣🤣🤣
Ndrooo 😊
😂😂