Nybeloha - Silampanahy (Clip officiel )

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024
  • Bienvenue sur ma chaîne ! Découvrez mon nouveau clip "Silampanahy", une chanson d'amour qui évoque les émotions profondes et les souvenirs précieux d'une relation passée.
    🔹 Titre: Silampanahy
    🔹 Interprète : Nybeloha
    🔹 Genre : Afro
    🔹 Auteur/Compositeur : Nybeloha
    🔹 Réalisation : Stagm Ralalason
    🔹 Son : Continental Record (Papa Sound)
    🔹 Production : Syntia Prod
    📱 Suivez-moi sur les réseaux sociaux :
    - TikTok : www.tiktok.com/@nybeloha303
    - Instagram : nybeloha
    - Facebook : NyBeloha303/
    📺 Abonnez-vous à ma chaîne TH-cam pour ne rien manquer de mes prochains projets !
    💬 N'oubliez pas de laisser un commentaire pour partager vos impressions. Votre soutien signifie beaucoup pour moi !
    Paroles :
    Refrain (x2)
    Ianao io no antsoiko hoe silampanahy
    Fa sady vady ianao no sipa akama
    Aminao ihany no mahatamana ahy
    Fa sady andefimandry ianao no namana
    Couplet 01/ Bridge (x2)
    Fa raha mbola tany koa ny tany
    Dia tsisy hafa-tsy ianao irery ihany
    No ahatsapako an’izany tsapako izany
    Ianao ilay tsy mba mety ho lany mamy
    Refrain (x2)
    Ianao io no antsoiko hoe silampanahy
    Fa sady vady ianao no sipa akama
    Aminao ihany no mahatamana ahy
    Fa sady andefimandry ianao no namana
    Couplet 02
    Niala maina daholo ireo tsy mankafy
    Fa izahay sy ny chérie efa jamban’ny fitia
    Samy tsisy te hahalala ny havanana sy havia
    Fa efa mifamatotra amin’ny rojo vy
    Azoko ny aiko akia rehefa eo anilandry
    Milamina ny saiko fa amin’ny foko aho no mitia
    Hodradradradraiko mafy amin’ity hira ity
    Ny halehiben’ny fitiavako andry!
    Satria…
    Refrain (x2)
    Ianao io no antsoiko hoe silampanahy
    Fa sady vady ianao no sipa akama
    Aminao ihany no mahatamana ahy
    Fa sady andefimandry ianao no namana
    Fa izaho anie hoy aho…
    Couplet 03 (x2)
    Mila ny fitiavanao mandavataona
    Mila anao mba ho eo anilako eo foana
    Mila anao, raha lavitra anao anie izaho ngôma
    Refrain (x2)
    Ianao io no antsoiko hoe silampanahy
    Fa sady vady ianao no sipa akama
    Aminao ihany no mahatamana ahy
    Fa sady andefimandry ianao no namana
    Bridge (x2)
    Fa raha mbola tany koa ny tany
    Dia tsisy hafa-tsy ianao irery ihany
    No ahatsapako an’izany tsapako izany
    Ianao ilay tsy mba mety ho lany mamy
    Outro (Voix féminine) (x2)
    Ke agnao io no antsoiko ho silampagnahy
    Sady vady agnao no bandy akama
    Ankilanao mahatamana
    Sady andefimandry agnao no namana
    Merci d'avoir regardé ! N'oubliez pas de liker, partager et activer la cloche pour recevoir les notifications de mes nouvelles vidéos.
    #Nybeloha #Silampanahy #ClipOfficiel

ความคิดเห็น • 1

  • @zartdaina9215
    @zartdaina9215  15 วันที่ผ่านมา

    Paroles :
    Refrain (x2)
    Ianao io no antsoiko hoe silampanahy
    Fa sady vady ianao no sipa akama
    Aminao ihany no mahatamana ahy
    Fa sady andefimandry ianao no namana
    Couplet 01/ Bridge (x2)
    Fa raha mbola tany koa ny tany
    Dia tsisy hafa-tsy ianao irery ihany
    No ahatsapako an’izany tsapako izany
    Ianao ilay tsy mba mety ho lany mamy
    Refrain (x2)
    Ianao io no antsoiko hoe silampanahy
    Fa sady vady ianao no sipa akama
    Aminao ihany no mahatamana ahy
    Fa sady andefimandry ianao no namana
    Couplet 02
    Niala maina daholo ireo tsy mankafy
    Fa izahay sy ny chérie efa jamban’ny fitia
    Samy tsisy te hahalala ny havanana sy havia
    Fa efa mifamatotra amin’ny rojo vy
    Azoko ny aiko akia rehefa eo anilandry
    Milamina ny saiko fa amin’ny foko aho no mitia
    Hodradradradraiko mafy amin’ity hira ity
    Ny halehiben’ny fitiavako andry!
    Satria…
    Refrain (x2)
    Ianao io no antsoiko hoe silampanahy
    Fa sady vady ianao no sipa akama
    Aminao ihany no mahatamana ahy
    Fa sady andefimandry ianao no namana
    Fa izaho anie hoy aho…
    Couplet 03 (x2)
    Mila ny fitiavanao mandavataona
    Mila anao mba ho eo anilako eo foana
    Mila anao, raha lavitra anao anie izaho ngôma
    Refrain (x2)
    Ianao io no antsoiko hoe silampanahy
    Fa sady vady ianao no sipa akama
    Aminao ihany no mahatamana ahy
    Fa sady andefimandry ianao no namana
    Bridge (x2)
    Fa raha mbola tany koa ny tany
    Dia tsisy hafa-tsy ianao irery ihany
    No ahatsapako an’izany tsapako izany
    Ianao ilay tsy mba mety ho lany mamy
    Outro (Voix féminine) (x2)
    Ke agnao io no antsoiko ho silampagnahy
    Sady vady agnao no bandy akama
    Ankilanao mahatamana
    Sady andefimandry agnao no namana ❤️