"TSIARO" andry tokotelo

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 24 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 9

  • @herveanjaratianaramananten7901
    @herveanjaratianaramananten7901 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsiaro marina !!! Tena efa ela fa mbola tena tsara !!!mba mangataka le original ihany koa raha misy e !!! Mankasitraka nizara !!!

  • @valerienkevinmahaiavy5640
    @valerienkevinmahaiavy5640 4 ปีที่แล้ว +1

    Ts mivoaka tsara le vocal .aiza le tena original

  • @jocelynehanitriniaina753
    @jocelynehanitriniaina753 7 ปีที่แล้ว +1

    zay mankafy foana e!Mercie fa Tara be ilay izy e!

  • @raholisonrivoharifetra8433
    @raholisonrivoharifetra8433 7 ปีที่แล้ว +1

    Ny anireo ndray tonga de vokatry ny tany a!nahandro gasy fa tsy ILAY MANIRY OTRAN'NY ANANA AMIN'izao

  • @marcrandri186
    @marcrandri186 3 ปีที่แล้ว

    Ridicule... on est en 2021

  • @raerband
    @raerband 7 ปีที่แล้ว +1

    tsara ireny hira taloha ireny.

  • @johnkendrix785
    @johnkendrix785 7 ปีที่แล้ว +1

    Tena mba ovay ry zalahy ilay fomba fijerinareo ilay atao hoe "Clip" a!!!! Mba saino lalina aloha izay lazain'ny tononkira vao mieritrertra ny tohiny fa tsy hoe nahita Cameras tsara sary na toerana milamina akory dia hoe izay ilay tadiavina fa mba tena asehoy hatramin'ny farany ilay kanto fa tsy ny feo ihany nge no kanto fa ny sary koa mbola anisany e! Tokony hamelona ianareo fa tsy amono

  • @hatrinah534
    @hatrinah534 7 ปีที่แล้ว +1

    Afa ihany ny vazo taloha o

  • @johnyrakotoandriantsoa9574
    @johnyrakotoandriantsoa9574 6 ปีที่แล้ว +1

    mampanembona mintsy ry zalahy an