TARA LOATRA : Tantara gasy vaovao (RNM) #

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 29

  • @AndritianaHerilala
    @AndritianaHerilala 20 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka tompoko ❤️😂🇲🇬

  • @anarajaonarivony3162
    @anarajaonarivony3162 ปีที่แล้ว +1

    Reny mola sy adala, , ray adalan-jipo,, reniikely tsy vanona ,Lesona be ho antsika

  • @4realbeatss
    @4realbeatss 3 หลายเดือนก่อน +1

    Mba mora ko zany fiainana zany soa ihany fa tantara

  • @hudachristine4823
    @hudachristine4823 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsarabe le tantara sd mahalatsa- dranomaso😢😢, misaotr nizara 😘😘

  • @anthonetanthonet8672
    @anthonetanthonet8672 ปีที่แล้ว +1

    Vehivavy samy tsy misy manjary

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra indrindra tompoko refa Reny kely zany de ratsy saina daoly😊😊

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy2032 ปีที่แล้ว

    Tena tantara mampihetsi-po no misy lesona azo tsohaina mankasitraka ny mpanoratra sy mpilalao rehetra ❤

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 5 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra Tompoko o 💔 🎉❤

  • @anarajaonarivony3162
    @anarajaonarivony3162 ปีที่แล้ว

    Tsara fiafara ihany ilay tantara.Mahafinaritra sady mampalahelo ..Mankasitraka o!

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara fa tsara le na somary mampalahelo kely aza 😢😢❤❤❤👏👏

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka ny mpizara.

  • @roz1046
    @roz1046 ปีที่แล้ว +1

    De tantara toko ka! Misotra nizara

  • @TOJONIAINAJEANDINAMARIELRAHAND
    @TOJONIAINAJEANDINAMARIELRAHAND ปีที่แล้ว

  • @rovasoa
    @rovasoa ปีที่แล้ว +2

    Misaotra nizara oo😍👋👍🙏🇲🇬

  • @irmachantalle9251
    @irmachantalle9251 ปีที่แล้ว +2

    La vie et courte les amis

  • @DoucetteNiricia
    @DoucetteNiricia ปีที่แล้ว

    Tsara loatra zany ra tantara ja❤❤❤

  • @anthonetanthonet8672
    @anthonetanthonet8672 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra ny nizara raha ohatra an'i Tofy ny lehilahy dia aleo tsy manandray

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be!! Fa mampalahelo!!

  • @MichouBeauty
    @MichouBeauty ปีที่แล้ว

    Ndryyy

  • @Lou-fg6ti
    @Lou-fg6ti ปีที่แล้ว

    😢

  • @myriadenis5506
    @myriadenis5506 ปีที่แล้ว

    🎉🎉🎉🎉❤❤😊

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 ปีที่แล้ว

    Misaotra ô

  • @yousafyousaf3693
    @yousafyousaf3693 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @pounieharden5340
    @pounieharden5340 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizara, ary Lolona mba nanaona e? 😅

  • @jossiamakua7911
    @jossiamakua7911 ปีที่แล้ว

    Tsara fa mampalahelo be

  • @perpetueperle6053
    @perpetueperle6053 ปีที่แล้ว

    Mankasitrak indrindra tompoko ❤❤

  • @mahalalilaandriambelo9865
    @mahalalilaandriambelo9865 ปีที่แล้ว

    Dia i kanto zan ilay vadin rangahy voloany no tena maty antoka, f lasa ry noro mpangala vadin olona sy lolo no role amke izy

  • @marrymarry8826
    @marrymarry8826 ปีที่แล้ว

    Makasitraka hatrany tompoko

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 ปีที่แล้ว

    Taraiky zany ko