ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
akipy ny maso, dia arahina ny tonony, dia revena manja...pour oublier un peu cette période difficile, toutes ces personnes malades, tous ces décès.
Raoul, Nono, dia izao koa FafaTsy afaka am-po, fa mitoetra!
indrisy nanaraka koa i Dadah, eny, tsy afaka am-po marina fa mitoetra
Tsara daholo ny tonony sy ny feony👍. Manana talenta tena raitra radoko RIP😥
mbola mahatsiaro foana isakin'ny mihaino ity hira ity.. merci #zoky_Raoul #PaixaSonAme
Msôtre eee 🎉🎉
Mangitakitaka aho,mitebiteby ahoMibitabitaka ary somebiseby ny fokoRehefa manina anaoIreo andro niarahana,toa fohy dia fohyTiako hitarina sy tiako hitohyKanefa ianao indray no tsy sahyTiana ve,diso tiana?Ka mampitondra fahorianaMamy ve?diso mamy?Andraso kely ary aho raha mbola tianao ihanyTiana ve,diso tiana?Ka mampitondra fahorianaMamo ve?diso mamo?Andraso kely ary aho raha toa ianao ka kamoTsy andriko intsony,ny andro marainaHibedako ny fony ary hitenenako ireo tenyIzay efa noforoniko ho anaoTsy mahasaraka aho,tsy mahatombona ahoRehefa niaraka,rehefa niombona isikaIzay vao nifankatiaFoiko ho anao,tsisy fetraNy fiainako rehetraOmeko anao,raha sitrakaoIreo nofinofy mbola ao anatiko aoFoiko anao ,tsisy fetraNy fitiavako rehetraOmeko anao,raha sitrakaoIreo nofinofy,matory ao anatiko ao
mamela mamy ianareo Mahaleo. Misaotra. Misaotra. Misaotra. Courage hoan'ireo telo mirahalahy mbola eo. Izahay matsiaro anareo. Mivavaka ho anareo. Tia anareo.
Namela mamy ho an'ny mpankafy enao Zoky be Raoul ka tsy ho adino mandrikizay ny tsirony! mankasitraka eeee!
mlay e, hatsiarovana ny tamzan .... . tonga foan zay am spectacle e!..
veloma letsy RAOULtsy very sanatria ireo voa nafafyfa maniry sy mitolona,ary mbola hamaki-tany mafysimon
Tsara dia tsara !!!!!
Rip 😢😭😢😭lasa Fafah lasa Dadah 😭😭😭💔
Tina ve diso tiana 😍😚
i really like this song (Y)
Mialy foana Mahaleo enamela mamy ho anay ianao zokibe Raoul
Ny tiana tokoa matetik no mapitondr fahoriana eh!Haa... RIP Zôky be ah! Mankasitraka ô
tena m'lay le vazo e!mrci zoky be raoul
... Diso tiana marina ka mampitondra fahoriana..
m'lay be le vazo zoky be Raoul ah!
Eh mamerina ny fahatsiarovana indray izao d mahatsiaro izany fanenjehana MAHALEO teny ANTSONJOMBE miaraka am sakafo kely anaty soupière am 8 maraina efa filaharam-be d samy mankafy na kely na lehibe eh efa navalon ny. taona maro tokoa ireny. Fa Tsy hay hadinoina ary efa 3 sahady izay ry zalahy no lasa natory, TSY MATY AHO AK;ORY FA MBOLA MATORY ! Mandria am-piadanana RAOUL , NONO, FAFAH
tsara rangah baina ah ;;;;; mandria ampiadanana ehhhhhhhhhh
toujours une belle chanson waoooo
I guess Im kinda randomly asking but do anybody know of a good place to watch new tv shows online ?
@Finn Lucas Lately I have been using flixzone. You can find it on google =)
@Eddie Kamryn definitely, I've been using FlixZone for since march myself =)
@Eddie Kamryn thank you, signed up and it seems like a nice service :) I appreciate it !
@Eddie Kamryn thanks, I went there and it seems like they got a lot of movies there :D I appreciate it!!
manaja eh!!! mankasitraka tanteraka!!!!
pô tsatroka ho anao zoky B ah!!! mlay ary namela révy mlay ho anay ianao , sur B any @ misy anao any .............
C'est vrai 😁Quelques heures ❤️☹️😘
🙋♂️😘
🙋♀️🥰🥰
Hay ve misy Dama ao anatin'izay e!
eto koa aho vao mahatsikaritra
nice song
rip Zoky Raoul
nice
A jamais
Paix à son âme.
MILAY BE
misaotra tonton !!!!za maheno an i Rivo @ty hira ty sa ve diso za
ie , ao rivo ka
😍😍
😚😚😚🙊!!!
Thiers 🌺
Amour I 💖
❤❤❤
tsara e!
RIP ZOKY BE
@dovic3107 Inona no dikan'izany mandrihy ry dovic3107. Aleo tsy manoratra toy izay manoranora-poana tahaka izao. Aleo miresaka fa io tsy ahitana izay tsy mety.
Fahatsiarovana sisa e
(y)
tsy eritreritina fotsiny e...
...
akipy ny maso, dia arahina ny tonony, dia revena manja...pour oublier un peu cette période difficile, toutes ces personnes malades, tous ces décès.
Raoul, Nono, dia izao koa Fafa
Tsy afaka am-po, fa mitoetra!
indrisy nanaraka koa i Dadah, eny, tsy afaka am-po marina fa mitoetra
Tsara daholo ny tonony sy ny feony👍. Manana talenta tena raitra radoko RIP😥
mbola mahatsiaro foana isakin'ny mihaino ity hira ity.. merci #zoky_Raoul #PaixaSonAme
Msôtre eee 🎉🎉
Mangitakitaka aho,mitebiteby aho
Mibitabitaka ary somebiseby ny foko
Rehefa manina anao
Ireo andro niarahana,toa fohy dia fohy
Tiako hitarina sy tiako hitohy
Kanefa ianao indray no tsy sahy
Tiana ve,diso tiana?
Ka mampitondra fahoriana
Mamy ve?diso mamy?
Andraso kely ary aho raha mbola tianao ihany
Tiana ve,diso tiana?
Ka mampitondra fahoriana
Mamo ve?diso mamo?
Andraso kely ary aho raha toa ianao ka kamo
Tsy andriko intsony,ny andro maraina
Hibedako ny fony ary hitenenako ireo teny
Izay efa noforoniko ho anao
Tsy mahasaraka aho,tsy mahatombona aho
Rehefa niaraka,rehefa niombona isika
Izay vao nifankatia
Foiko ho anao,tsisy fetra
Ny fiainako rehetra
Omeko anao,raha sitrakao
Ireo nofinofy mbola ao anatiko ao
Foiko anao ,tsisy fetra
Ny fitiavako rehetra
Omeko anao,raha sitrakao
Ireo nofinofy,matory ao anatiko ao
mamela mamy ianareo Mahaleo. Misaotra. Misaotra. Misaotra. Courage hoan'ireo telo mirahalahy mbola eo. Izahay matsiaro anareo. Mivavaka ho anareo. Tia anareo.
Namela mamy ho an'ny mpankafy enao Zoky be Raoul ka tsy ho adino mandrikizay ny tsirony! mankasitraka eeee!
mlay e, hatsiarovana ny tamzan .... . tonga foan zay am spectacle e!..
veloma letsy RAOUL
tsy very sanatria ireo voa nafafy
fa maniry sy mitolona,
ary mbola hamaki-tany mafy
simon
Tsara dia tsara !!!!!
Rip 😢😭😢😭lasa Fafah lasa Dadah 😭😭😭💔
Tina ve diso tiana 😍😚
i really like this song (Y)
Mialy foana Mahaleo enamela mamy ho anay ianao zokibe Raoul
Ny tiana tokoa matetik no mapitondr fahoriana eh!
Haa...
RIP Zôky be ah! Mankasitraka ô
tena m'lay le vazo e!mrci zoky be raoul
... Diso tiana marina ka mampitondra fahoriana..
m'lay be le vazo zoky be Raoul ah!
Eh mamerina ny fahatsiarovana indray izao d mahatsiaro izany fanenjehana MAHALEO teny ANTSONJOMBE miaraka am sakafo kely anaty soupière am 8 maraina efa filaharam-be d samy mankafy na kely na lehibe eh efa navalon ny. taona maro tokoa ireny. Fa Tsy hay hadinoina ary efa 3 sahady izay ry zalahy no lasa natory, TSY MATY AHO AK;ORY FA MBOLA MATORY ! Mandria am-piadanana RAOUL , NONO, FAFAH
tsara rangah baina ah ;;;;; mandria ampiadanana ehhhhhhhhhh
toujours une belle chanson waoooo
I guess Im kinda randomly asking but do anybody know of a good place to watch new tv shows online ?
@Finn Lucas Lately I have been using flixzone. You can find it on google =)
@Eddie Kamryn definitely, I've been using FlixZone for since march myself =)
@Eddie Kamryn thank you, signed up and it seems like a nice service :) I appreciate it !
@Eddie Kamryn thanks, I went there and it seems like they got a lot of movies there :D I appreciate it!!
manaja eh!!! mankasitraka tanteraka!!!!
pô tsatroka ho anao zoky B ah!!! mlay ary namela révy mlay ho anay ianao , sur B any @ misy anao any .............
C'est vrai 😁
Quelques heures ❤️☹️😘