Jesosy Mamonjy Iavoloha: 1er anniversaire "Embassy of Christ Iavoloha" 28/07/2024 maraina "II"

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 ต.ค. 2024
  • "Embassy of Christ" Iavoloha. Alahady 28 Jolay 2024, Maraina. Vavaka fisaorana noho ny faha'1-taona nitsanganan'ny sampana mpidera eto @ Fiangonana Jesosy Mamonjy Iavoloha. HO an'Andriamanitra irery ihany ny Dera, Laza, Voninahitra mandrakizay
    Maneho fisaorana ny mpitandrina: Pr Florent, ny rlh pr Daniel, Ny reverand Solofo manohana hatrany ny sampana mpidera eto @ fiangonana.
    Misaotra ny mpino rehetra sy ny ankizy mpandray anjara mavitrika @ fideràna ho andrin'ny asan'Andriamanitra.

ความคิดเห็น •