Un vrai talent Chantal, elle a une belle voix, elle sait la placer et maîtriser avec BEAUCOUP d'intélligence pour son âge... espère la voir en pro d'ici 10 ans et continuer 30-40 ans plus tard Merci à Tovo Jhay appréciations appréciées 👏👏👏
Manao tsipa-doha laka-nitàna ilay Dream'in! Tafiakatra ambony be ny audimat nisy an'i Christian dia nesoriny @ izay ny bandy kely dia avy eo hoe mbola hihita ao izy @ final .... Christian ihany no tena izy e :D :D
Un vrai talent Chantal, elle a une belle voix, elle sait la placer et maîtriser avec BEAUCOUP d'intélligence pour son âge... espère la voir en pro d'ici 10 ans et continuer 30-40 ans plus tard
Merci à Tovo Jhay appréciations appréciées 👏👏👏
Mahay mihira ny zaza malagasy,tiako be ny tonon-kira,"tsisy mafy anie......tsy laitrany zoto"❤❤❤
Christian ranga mlay b a! J aime lesy d bisous b ho anla 😗😗😚😚
Mahafinaritra ilay zazalely efa tena mahay mihira be,
Bravo cher Christian 🇲🇬👍👍👍👏👏👏🇲🇬
christian 👏👏👏👏
Mafinaritra be sady mafatifaty kely😙😙😙
Bravo Luc za makamo hatramin'ny farany
Manao tsipa-doha laka-nitàna ilay Dream'in! Tafiakatra ambony be ny audimat nisy an'i Christian dia nesoriny @ izay ny bandy kely dia avy eo hoe mbola hihita ao izy @ final .... Christian ihany no tena izy e :D :D
Mahay be daoly ianareo 🇲🇬👍👍👍👏👏👏
Luc et Tahiry atr@ farany tiko be izy roa lahy reo
zah maka an'i Christian atramin'ny farany fa ho lasa lavitra io zaza io na dia tsy tafiakatra @ final dia efa azony ny fandresena.
bravo Christian an!!
bn chance Fa azonw io an! 👌👍
kkkaa tapaka mintsy ny tsinaiko mijery le zalahy keli io.tena @fo io aa.merci bc.
tsara be le hira rakizy a. miaraka amn le gadona schlager
niavaka tsara mihitsy feo pisokelinay teo:Christian mahafatifaty ,mihira @fo mihitsy izy no sady nandihy tsara mamy anie izany e,😍😍😍
tena tiako be bravo daholo
merci kia marina zany ee.
zaho maka christian juska aminy farany
manana ntaleta daolo ny pazzpa kids,tohizo foana
ALEZZY SAROBIDY
TSARA BE DAOLO MINTSY eeeeeee
mahafinaritra ny ankizy malagasy;sady tsara feo no mahafatifaty;za maka an'LUC
Tsara be bravo rankizy
Vacances à Nosy -Be , tena manja be na ny mpihira na ny hira , tena tsy complexé mihitsy i Christian kely ,
mankasitraka betsaka fa mahafinaritr
Zh maka Tahiry sy Sarobidy fo..Tohizo fa tsara Mianadahy mafinaritra
masostay b bodo mody oe tiko tiko b Christian nef sad te handraraka anazy iany.
merci de tohizo an!
bravo dhl rakizy a
linah Savana y6y
linah Savana nome
bravo christian
rasoazanabera iariniaina n idylle,,y,y. B. Mon
ZAh maka any krsitian foana ee
firi taona anga i kristia keli ny jesosy
Christian no tena Naha pazzapa kids azy e
mahafinaritra re nareo ee.le doudou keli iny.
Noely 2 njy aa
Maafinaritr eee
mahafinaritsa be christian de bodo de mahita holazaina
izy mivôka na badalelaaa
christian kl e
trop be le Luc e
Tena tiako be Tahiry.
aller Sarobidi
... fa lay feeling maka mora an'i Chantal oa tiko loatra e! :)
malaelu be za fa tstafikatra kristian kely
Tsar be diky e! sauf Luc
masiso kely Christian❤
bodo ko be kritiaka tsssss mahita lazaina fona
mlay rangah christian jm tro
Za ak mak andrii chantal aa..tiko be n fomb firanao..
i bodo n tena alako be kritik
Christian ranga mlay b a! J aime lesy d bisous b ho anla 😗😗😚😚