TANTARA GASY, ALA-JAZA TAPANY 2 | RADIO DON BOSCO 93.4FM

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • TANTARA GASY, ALA-JAZA TAPANY 2 | RADIO DON BOSCO 93.4FM
    Ny fizarana faharoa amin'ilay tantara nosoratan'i Raja Jean Rivo, tantara mitondra ny lohateny hoe : Ala-jaza
    Ireo nanome aina ny tantara : Liva, Rolland, Eric, Bruno, Arsène, Faly, Synèse, Hervé ary Régis
    Nandray feo : Tovo Razanamamonjy
    Nanantontosa : Anja ariliva
    Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa. Misy hira gasy sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine hahitanao azy ireo
    Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
    ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.

ความคิดเห็น • 11

  • @apop3771
    @apop3771 ปีที่แล้ว +1

    Merci bcp

  • @volamarinavolany8846
    @volamarinavolany8846 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko 💐

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko 🙏🙏🙏

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 3 ปีที่แล้ว

    🙏🙏🙏🙏❤

    •  3 ปีที่แล้ว

      mirary soa tompoko !

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra sy Mankasitraka re

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      Tsy misy fisaorana tompoko, misy playlist tantara ao ra liana ianao afaka manaraka. Ra sitrakao dia afaka manao abonné ihany koa hahitanao tantara vao tonga. Mirary soa tompoko 🙏🙏

  • @chandolandosa1056
    @chandolandosa1056 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka tompoko 🙏🙏
      Efa misy tantara vaovao ao, mihainoa finaritra tompoko 😊

  • @martinerazafindravao1091
    @martinerazafindravao1091 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko 🙏🙏🙏