Sady tsy mpanohitra no tsy mpomba i Gascar Fenosoa Vaovao 24 7

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024
  • Niteraka resabe ilay mouvement Gascar Fenosoa. Sahirana ny vahoaka Malagasy satria matahotra Sao ho voafitaka indray. Manoloana izany dia nivahiny tao amin'ny vaovao 24-7 izy nandritra ny fandaharana solanga namaly ireo fanontaniana manitikitika ny vahoaka.
    Araho hatramin'ny farany ary.
    ©Vaovao 24-7
    Mankasitraka antsika mpanaraka ny chaîne, abonnez-vous!
    Araho ny chaîne raha mbola vaovao ianao!
    Tantara rehetra eto @youtube: urlzs.com/qdgv2
    Abonnez-vous à notre chaîne TH-cam: / rbcgtv
    Suivez-nous sur Facebook:
    Dr Rasoatakalosoandro: / dr.rasoatakalosoandro
    RBC G Tv: / rbcgtv.mg

ความคิดเห็น • 11

  • @BakolyAndrianabelinaRakotobe
    @BakolyAndrianabelinaRakotobe หลายเดือนก่อน +1

    Aza mody adala eo ianao M. Gascar a ! Efa hainay ny olona ao am-badikao . Aza habadoana ny gasy. Matahora an'Andriamanitra o !

  • @marie-lydierazanadrafara3717
    @marie-lydierazanadrafara3717 หลายเดือนก่อน +1

    Momba ny fitondrana ny marimarina kokoa

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 หลายเดือนก่อน +1

    efa hitanao zao fa mpangalatra sy tia tena ary mpanao amboletra ve de mbola hoe za ampovoany. De ianao zany no mpiaro an'ireo. Raha angalarin'olona ny fanananao na ny vadinao de mety ve no mbola miditra ampovoany ? Ianao mahatsapa tsara ny hadalan'izao fanjakana izao de mbola mety aminao ny miditra ampovoany, ary ny nifidianan'olona anao tsy izany fa ianao mahavita manohitra, ka raha izay no fantatrao fa mety de zao fotsiny : AVALY AMINAO NY ATAONAO IO

  • @bobleechong
    @bobleechong หลายเดือนก่อน +2

    Fa traingo fikanlah eh! Kay foza miova loko

  • @BakolyAndrianabelinaRakotobe
    @BakolyAndrianabelinaRakotobe หลายเดือนก่อน

    Miandry ny fitsokan'ny rivotra fotsiny o ! Hainao vé M.Gascar Ilay hira hoe : il était un petit homme , pirouette ( girouette) cacahuète, il avait une drôle de maison ( raison) ...😂

  • @vonjisoarafaralahimalala
    @vonjisoarafaralahimalala หลายเดือนก่อน +1

    Un élément neutre , non engagé irresponsable , lâche.

  • @FINANCE-qb4ez
    @FINANCE-qb4ez หลายเดือนก่อน

    NAREO SY PASTEUR MAILHOL ZANY NO MITOVY, SAMY TSY TE HO RATSY EO IMASON'NY VAHOAKA DIA MIALOKALOKA AO AMBADIK'ILAY HOE "AMPOVOANY" ZAY. HAKANOSANA ZANY TOMPOKO OOO

  • @AndriamaheryhasinaRakotomalala
    @AndriamaheryhasinaRakotomalala หลายเดือนก่อน

    Marina zan Gasikara a !

  • @BakolyAndrianabelinaRakotobe
    @BakolyAndrianabelinaRakotobe หลายเดือนก่อน

    Ny hiodina an-kavia ianao na hiodina an-kavznana tsy maintsy mivoaka ny marina. Masina ny Tanindrazana.. izay nafafy ihany no tsy maintsy jinjaina o !

  • @mahefamanerouck7416
    @mahefamanerouck7416 หลายเดือนก่อน

    Sao d mapme

  • @moustakely
    @moustakely หลายเดือนก่อน

    Milay rangah ty gascar tyy a