De tsy noraisinao ilay fitia izay tsarako, Izay tsy foiko ho an'ny hafa, Nankarary ahy,toa tsisy ny tontolo De nangaina tsisy atao. Avant Ref: Fa raha ny fo maratra sy saina adala Izay nataonao tsy raraiko Fa ny voady teo anatrehan'ny lanitra No tsy tsaroanao Ref: Raha izay fijaliana anie dia haritro ihany. Raha iny izaho tsy nahafoy iny anie! Dia hovaiko ho fo vato. Tsy hiantsoko tody fa samy mbola hiaina sy hivelona. Mitsodrano anao ho sambatra eo anilan'ilay rafiko. Avant Ref...! + Ref....! ...................! Fa raha ny fo maratra (maratra) sy saina adala (sy saina adala) Izay nataonao tsy raraiko Fa ny voady teo anatrehan'ny lanitra No tsy tsaroanao Raha izay fijaliana anie dia haritro ihany. Ilay iny izaho tsy nahafoy iny anie! Dia hovaiko ho fo vato. Tsy ho antsoiko tody fa samy mbola hiaina sy hivelona. Mitsodrano anao ho sambatra eo anilan'ilay rafiko. Fa raha ny fo maratra (maratra) sy saina adala (sy saina adala) Izay nataonao tsy raraiko Fa ny voady teo anatrehan'ny lanitra No tsy noraharainao.........!!!
2023 fa mbola mihaino;tena tsara loatra😍
milay les a ! tsy adino ny fiarahana mikotrana e , kay ela manan-talenta b otran zao , tohizo baina a!
Mitso-drano ho sambatra eo anilan'ny rafy. Kanto ilay vazo.🎸🎤🎻Mankasitraka nizara. 😆
tiko be.2018, iza no mbola miheno?
so dia mba misy manana karaoke an ty hira ty kay?
2024. Mbola tsy lefy
2019 ... mbola mihaino
De tsy noraisinao ilay fitia izay tsarako,
Izay tsy foiko ho an'ny hafa,
Nankarary ahy,toa tsisy ny tontolo
De nangaina tsisy atao.
Avant Ref:
Fa raha ny fo maratra sy saina adala
Izay nataonao tsy raraiko
Fa ny voady teo anatrehan'ny lanitra
No tsy tsaroanao
Ref:
Raha izay fijaliana anie dia haritro ihany.
Raha iny izaho tsy nahafoy iny anie!
Dia hovaiko ho fo vato.
Tsy hiantsoko tody fa samy mbola hiaina sy hivelona.
Mitsodrano anao ho sambatra eo anilan'ilay rafiko.
Avant Ref...! + Ref....!
...................!
Fa raha ny fo maratra (maratra) sy saina adala (sy saina adala)
Izay nataonao tsy raraiko
Fa ny voady teo anatrehan'ny lanitra
No tsy tsaroanao
Raha izay fijaliana anie dia haritro ihany.
Ilay iny izaho tsy nahafoy iny anie!
Dia hovaiko ho fo vato.
Tsy ho antsoiko tody fa samy mbola hiaina sy hivelona.
Mitsodrano anao ho sambatra eo anilan'ilay rafiko.
Fa raha ny fo maratra (maratra) sy saina adala (sy saina adala)
Izay nataonao tsy raraiko
Fa ny voady teo anatrehan'ny lanitra
No tsy noraharainao.........!!!
mitson drano anao ho sambatra eo anilan'ilay rafiko
roviana indray ny hira manaraka reto ah :(
mlay ty vazo ty!
Serge ANDRIAMAMPIANINA tena milay
😂💙💘 fo maratra
💔💔💔
ndriiii :'(
💔