izaho Alo dia Mbola haveriko fa hatramin'ny Propagande nareo tany à Madagascar dia nivantana taty ivelany Avokoa, indridra fa iny Fifidianana iny dia Nivantana taty ivelany Avokoa, Ary Anisan'ny Nijery sy Nanaraka Atramin'ny Farany ireny Zavanisy Rehetra ireny ny Tenako , Ka Tsy Azonareo Pomba ny Fitondrana hivarotana Saka belo Mihitsy Tompoko oh ! Ny ahy Alo Avohay Fotsiny ny Fahamarinana, Ny Vahoka Malagasy Maro Anisa ihaniko dia Mangataka ny hamoha-nareo ny Fahamarinana havoka , ireo Candidat nilatsaka ho Fidina T@n'iny Fifidianana Farany teo iny dia Magataka ny Hamoaha-nareo Ny Fahamarinana Tompoko oh ! Dia Hajanony ny Ramatahora Ataonareo A@n'ny Vahoka Malagasy Mandinika Maro Anisa Tompoko oh ! Fa ianareo Folo Alindahy dia ́Natao Hiaro ny Vahoka sy ny Fananany Tompoko oh!
Kay vé ity Fitondrana ity ka efa tsy Lanim-bahoka Hatramin'ny voalohany é ! Tsy nampoiziko hotran'izany ity Fitondrana ity Marinamafy eh ! itako no Mahantra ny Firenena sy ny vahoaka Malagasy ko ! Ny Firenena Potika ny vahoaka Potika Tsy.....
Jereo tsara io Rova ny Majakamiadana io Reny zavatra fanaovana fety ireny vé mba voadinika tsara sa dia Natao A@n'ny Fanarahana rendrarendra fotsiny, Satria iny Toerana eny Anatirova iny dia Avo miteronterona, Ny Tany anefa efa Malemy, jereo iny andrefan'ny Rova iny Misy Mihotsaka fona, Dia eny Anatirova vé no Atao fanaovana fety ! Nefa volabe no Lanilanina T@n'ireny, Tahaka izany ihaniko ity Taroby Maniditsidina ity Satria ny courent hijiroan'ny vahoaka aza tsy Misy, Ka inona no Ahafahan'ilay Taroby Maniditsidina hanidina eo , Vola no Lanilanina fotsiny ihaniko ireny, Nefa Trosa Mbola ho Alohan'ny Firenena Malagasy ireny, sinisisa sinisisa Tompoko ô Itanareo ihaniko ireny Trano Mora ireny , Vola arina fotsiny ireny , Ny Antsika Malagasy Rehefa manao Trano dia Biriky Tanimanga vodi-vato mira 32 ny ivelany ary mira 22 ny Atiny Trano Lovain'ny Taranaka, ireny Ange ka Tsy Mitovy Amin'izany Tompoko ô ! Raha ny itako aty Ivelany hotran'ireny Alo dia hoy Aho hoe... Aleo tsy ho Tantaraiko fa manjary ho raikitahotra eo ianareo, indrindra A@n'izao Andro n'ny Pamaki-trano izao é ! isika Ao Antananarivo Alo dia Tena Tsy Zatra an'ireny é !
Amiko Alo dia Tonga Amin'ny Farany Tsy Azo Leferina intsony ny Fanjakazakan' ity Fitondrana ity é ! inona no zavatra tsy ny hatra Tamin'ny Vahoka Malagasy Madinika Maro Anisa, Hamin'ny Nitondran'ity Fitondrana ity Tompoko ô ! izao Potika ny Firenena sy ny Vahoka Malagasy Madinika Maro Anisa, Dia Mbola hangina fona vé ianareo Vahoka Maro Anisa sy ireo Antoko Politique Panohitra Rehetra Eto A@n'ity Firenena Malagasy ity é ! Fa Tena tsy Lasa intsony ity Mba Marina Tokoa ! Tompoko ô !
Le malagasy tsy manao christmas fa manao crise mafy
Mba aiza ary ireo mpahay lalàna no tsy mijoro manoloana ny tsy fanarahan dalàna atao inona fotsiny ny fianarana natao 😭😭😭
izaho Alo dia Mbola haveriko fa hatramin'ny Propagande nareo tany à Madagascar dia nivantana taty ivelany Avokoa,
indridra fa iny Fifidianana iny dia Nivantana taty ivelany Avokoa,
Ary Anisan'ny Nijery sy Nanaraka Atramin'ny Farany ireny Zavanisy Rehetra ireny ny Tenako ,
Ka Tsy Azonareo Pomba ny Fitondrana hivarotana Saka belo Mihitsy Tompoko oh !
Ny ahy Alo Avohay Fotsiny ny Fahamarinana,
Ny Vahoka Malagasy Maro Anisa ihaniko dia Mangataka ny hamoha-nareo ny Fahamarinana havoka ,
ireo Candidat nilatsaka ho Fidina T@n'iny Fifidianana Farany teo iny dia Magataka ny Hamoaha-nareo Ny Fahamarinana Tompoko oh !
Dia Hajanony ny Ramatahora Ataonareo A@n'ny Vahoka Malagasy Mandinika Maro Anisa Tompoko oh !
Fa ianareo Folo Alindahy dia ́Natao Hiaro ny Vahoka sy ny Fananany Tompoko oh!
Kay vé ity Fitondrana ity ka efa tsy Lanim-bahoka Hatramin'ny voalohany é !
Tsy nampoiziko hotran'izany ity Fitondrana ity Marinamafy eh !
itako no Mahantra ny Firenena sy ny vahoaka Malagasy ko !
Ny Firenena Potika ny vahoaka Potika Tsy.....
Ra tena nampigatra olona be indrindra dia ny fitondrana i Rajoelina misy todiny ireny @ taranany ???
Any à Madagascar Ange izao,
ny Vahoka Malagasy Atao hotran'ny TONGO-BOLO daoly ny vavany é !
Dia Asaina Manao Rahosi-jamba daoly ihaniko ny Masony é !
Io le Henriette prénom périmé Io tsy misy ilavana azy mihitsy fa corrompu
Jereo tsara io Rova ny Majakamiadana io
Reny zavatra fanaovana fety ireny vé mba voadinika tsara
sa dia Natao A@n'ny Fanarahana rendrarendra fotsiny,
Satria iny Toerana eny Anatirova iny dia Avo miteronterona, Ny Tany anefa efa Malemy,
jereo iny andrefan'ny Rova iny Misy Mihotsaka fona,
Dia eny Anatirova vé no Atao fanaovana fety !
Nefa volabe no Lanilanina T@n'ireny,
Tahaka izany ihaniko ity Taroby Maniditsidina ity
Satria ny courent hijiroan'ny vahoaka aza tsy Misy,
Ka inona no Ahafahan'ilay Taroby Maniditsidina hanidina eo ,
Vola no Lanilanina fotsiny ihaniko ireny,
Nefa Trosa Mbola ho Alohan'ny Firenena Malagasy ireny, sinisisa sinisisa Tompoko ô
Itanareo ihaniko ireny Trano Mora ireny ,
Vola arina fotsiny ireny ,
Ny Antsika Malagasy Rehefa manao Trano dia Biriky Tanimanga vodi-vato mira 32 ny ivelany ary mira 22 ny Atiny Trano Lovain'ny Taranaka,
ireny Ange ka Tsy Mitovy Amin'izany Tompoko ô !
Raha ny itako aty Ivelany hotran'ireny Alo dia hoy Aho hoe...
Aleo tsy ho Tantaraiko fa manjary ho raikitahotra eo ianareo,
indrindra A@n'izao Andro n'ny Pamaki-trano
izao é !
isika Ao Antananarivo Alo dia Tena Tsy Zatra an'ireny é !
Amiko Alo dia Tonga Amin'ny Farany Tsy Azo Leferina intsony ny Fanjakazakan' ity Fitondrana ity é !
inona no zavatra tsy ny hatra Tamin'ny Vahoka Malagasy Madinika Maro Anisa,
Hamin'ny Nitondran'ity Fitondrana ity Tompoko ô !
izao Potika ny Firenena sy ny Vahoka Malagasy Madinika Maro Anisa,
Dia Mbola hangina fona vé ianareo Vahoka Maro Anisa sy ireo Antoko Politique Panohitra Rehetra Eto A@n'ity Firenena Malagasy ity é !
Fa Tena tsy Lasa intsony ity Mba Marina Tokoa !
Tompoko ô !