Azamanaiky Mihitsy Tompoko oh ! Aza manaiky ny Erim-pamortana ihaniko , Fa ny Miaramila sy ny Zandarme Ary ny Police dia Natao hiaro ny Vahoka sy ny Fananany, Ary ny Firenen-tsika sy ny Arem-pirenena, Fa tsy Natao ho Erim-pamortana hamono ny Vahoka Malagasy, indridra ny Vahoka Malagasy Mitaky ny ZO Ananany sy ny Fahamarinana Tompoko oh !
Betsaka ny Olona Tsy manan-dreny Mifidy ny Tsy Man-dray Manginy fotsiny, Fa ny Tena Loza dia ireo Tsy manan-dray sy Reny Quel Pays ? Mbola tsy Nahita Fifidianana hotran'iny Aho Alo Tompoko ô ! Asa Lotra re izay Nihavian'ireny Olona Tsy manan-dreny Nifidy ireny é ! Sa kosa Efa Manana couveuse fana kotrehan'Olona ny Ao A@n'ny Fitondrana ny Firenen-Tsika Malagasy Tompoko ô !
Be geste fotsiny le Rajoelina fa Tsy misy ilana azy Aza manaiky mitsy ry vahoaka, fa mety mihitsy ny nataony’ y vahoaka ny Toleara, sahy, vonona hiaro ny Zony, courageux nanoloana reto gendarmes tsy mataho-tody Sady dociles Am-dRajoelina reto Ny ao Antananarivo Rehefa Tsy hietsika nareo d mbola mety aminareo zany ny fitondran’i Rajoelina🤷🏽♀️🤷🏽♀️d hiafio eo ary koa Na d Efa record mondial Am fahantrana aza ny firenena Malagasy Mitsangana re raiolona, takio ny zonao sy ny liberté-nao Masina ny tanindrazana sy ireo razamben’ny Malagasy Tsy vaky volo, ka Tsy azo vazivazina na zimbazimbaina tompoko
Ny Herim-pamoretana sy ny fanapenam-bava Ary Ny Fieverana ny Vahoka hotran'ny TONGO-BOLO Ary ny fiezahana manampina ny Maso n'ny Olona , Na ny Fanaovana ny Vahoka Malagasy Ho Rahosi-jamba ! Rahosi-jamba oh ! Rahosi-jamba oh ! Ra Mahita ianao ô Tsapatsapao re ny Lalana ô, Fantam-pataro ny Anarany ô !. .... Tsy Mbola Nisy Fitondrana hotran'ity !
Lany credits ny Téléphone ko A23 5G, Nohoizany dia Tsy Mande izy io Mandra pahatongan'ny 01/01/25 misasak' Alina, Fa ilay J6 sy J4 Mande isan'Andro Tompoko ô !
ireny Sarety tarihan'Omby ireny Ange ka tsy Niakatra ny Renivohitra Hatramin'izay é ! Fa Nisy fetrany dia Nijanona izireny é ! dia eny no maka ny Entana ny Pivarotra, Asivo fivorina Miaraka A@n'ireny pandroka sarety ireny sy ny Pivarotra, Azavao tsara ny Olana Eo Amin'ny Fifamoivoizana eto Andrenivohitra ka Tsimety Raha Mbola Ampina sarety indray, Sady Manimba Lalana vetivety ! Ny Vahoka Ange Rehefa Mazava tsara A@n'ny ilay olana , Tsy Sarotra ny Mandamina ny Vahoka é ! Tsy Atao didijadona fa Hevitra hy fanakalozana Ampitiavana Samy Malagasy no Atao é !
Ny mpitandro filaminana ve de natao hamono ny vahoaka e ??? Na dia efa hita fa tsy mety ny ataon'ny fanjakana de mbola miaro azy ireo fona. Quel barbarisme ! francgement !
Ohatra velonavtsara bé ny ataonareo Toliara. MBA hanaraka anareo ndrindra n'y renivohitra rehetra ndrindra Antananarivo ❤
Azamanaiky Mihitsy Tompoko oh !
Aza manaiky ny Erim-pamortana ihaniko ,
Fa ny Miaramila sy ny Zandarme Ary ny Police dia Natao hiaro ny Vahoka sy ny Fananany,
Ary ny Firenen-tsika sy ny Arem-pirenena,
Fa tsy Natao ho Erim-pamortana hamono ny Vahoka Malagasy,
indridra ny Vahoka Malagasy Mitaky ny ZO Ananany sy ny Fahamarinana Tompoko oh !
Andry RAJOEL DAHOLO NO MAMPIRISIKA NY HALABATO
Betsaka ny Olona Tsy manan-dreny Mifidy ny Tsy Man-dray Manginy fotsiny,
Fa ny Tena Loza dia ireo Tsy manan-dray sy Reny Quel Pays ?
Mbola tsy Nahita Fifidianana hotran'iny Aho Alo Tompoko ô !
Asa Lotra re izay Nihavian'ireny Olona Tsy manan-dreny Nifidy ireny é !
Sa kosa Efa Manana couveuse fana kotrehan'Olona ny Ao A@n'ny Fitondrana ny Firenen-Tsika Malagasy Tompoko ô !
Be geste fotsiny le Rajoelina fa Tsy misy ilana azy
Aza manaiky mitsy ry vahoaka, fa mety mihitsy ny nataony’ y vahoaka ny Toleara, sahy, vonona hiaro ny Zony, courageux nanoloana reto gendarmes tsy mataho-tody Sady dociles Am-dRajoelina reto
Ny ao Antananarivo Rehefa Tsy hietsika nareo d mbola mety aminareo zany ny fitondran’i Rajoelina🤷🏽♀️🤷🏽♀️d hiafio eo ary koa
Na d Efa record mondial Am fahantrana aza ny firenena Malagasy
Mitsangana re raiolona, takio ny zonao sy ny liberté-nao
Masina ny tanindrazana sy ireo razamben’ny Malagasy Tsy vaky volo, ka Tsy azo vazivazina na zimbazimbaina tompoko
Ny Herim-pamoretana sy ny fanapenam-bava
Ary Ny Fieverana ny Vahoka hotran'ny
TONGO-BOLO
Ary ny fiezahana manampina ny Maso n'ny Olona ,
Na ny Fanaovana ny Vahoka Malagasy
Ho Rahosi-jamba !
Rahosi-jamba oh !
Rahosi-jamba oh ! Ra Mahita ianao ô Tsapatsapao re ny Lalana ô,
Fantam-pataro ny Anarany ô !.
....
Tsy Mbola Nisy Fitondrana hotran'ity !
F0r😢eto ao 5ihany ihanany gagazo
Lany credits ny Téléphone ko A23 5G,
Nohoizany dia Tsy Mande izy io Mandra pahatongan'ny 01/01/25 misasak' Alina,
Fa ilay J6 sy J4 Mande isan'Andro Tompoko ô !
ireny Sarety tarihan'Omby ireny Ange ka tsy Niakatra ny Renivohitra Hatramin'izay é !
Fa Nisy fetrany dia Nijanona izireny é !
dia eny no maka ny Entana ny Pivarotra,
Asivo fivorina Miaraka A@n'ireny pandroka sarety ireny sy ny Pivarotra,
Azavao tsara ny Olana Eo Amin'ny Fifamoivoizana eto Andrenivohitra
ka Tsimety Raha Mbola Ampina sarety indray, Sady Manimba Lalana vetivety !
Ny Vahoka Ange Rehefa Mazava tsara A@n'ny ilay olana ,
Tsy Sarotra ny Mandamina ny Vahoka é !
Tsy Atao didijadona fa Hevitra hy fanakalozana Ampitiavana Samy Malagasy no Atao é !
Ny mpitandro filaminana ve de natao hamono ny vahoaka e ??? Na dia efa hita fa tsy mety ny ataon'ny fanjakana de mbola miaro azy ireo fona. Quel barbarisme ! francgement !
Andry RAJOEL DAHOLO NO MAMPIRISIKA NY HALABATO