mpanodina 2

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 ส.ค. 2024
  • Abonnez-vous

ความคิดเห็น • 12

  • @cyberttia501
    @cyberttia501 5 หลายเดือนก่อน

    Tena tsara

  • @paranyrandriamanana9895
    @paranyrandriamanana9895 10 หลายเดือนก่อน +1

    Tsarabe le tantara. Le 3 ao amin'ny prochainement toa tsita mihitsy hatramin'izao. Hafa le 3 mandeha any.

    • @nirinasoamalagasy3972
      @nirinasoamalagasy3972 7 หลายเดือนก่อน

      Tena izany mahaliana ny tohiny, tena mahay ny mpandika teny

  • @user-cj2wz9ne4z
    @user-cj2wz9ne4z 11 หลายเดือนก่อน +1

    Mankasitraka nizara, fa lay tohiny ito 2 ito tsy mety hitako fa tsy aiko efa nisy nahita ve?

    • @titube2405
      @titube2405  11 หลายเดือนก่อน

      Tsisy hifandraisany tsony ilay 3..hafa mihitsy

    • @nirinasoamalagasy3972
      @nirinasoamalagasy3972 7 หลายเดือนก่อน

      Tsy hita ny iafaran i Gilbert na ny film original raha misy dia tsara fa na tsy fantatra aza ilay teny dia manaraka sary,raha misy

  • @nirinasoamalagasy3972
    @nirinasoamalagasy3972 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra betsaka! ary ny mpanodina3 ve mbola tsy misy? tena mahay ilay nandika azy teny malagasy

    • @titube2405
      @titube2405  ปีที่แล้ว +1

      tsisy idiranle 1 sy 2 mihitsy ilay 3.

    • @nirinasoamalagasy3972
      @nirinasoamalagasy3972 ปีที่แล้ว

      @@titube2405 Mankasitraka fa tsy tohin'ny mpanodina1 sy 2 ilay izy sa ve mbola tsy nivoaka. te hahita ny iafaran'i Gilbert!

    • @lveman4086
      @lveman4086 11 หลายเดือนก่อน

      ​@@titube2405Salama tompoko...mba mangataka ilay 3 ary na tsy misy idirany ary...misaotra indrindra tompoko

    • @titube2405
      @titube2405  11 หลายเดือนก่อน +1

      @@lveman4086 aleo fa alefako eto rapitso.

    • @lveman4086
      @lveman4086 11 หลายเดือนก่อน

      @@titube2405 Manantena izahay tompoko dia misaotra betsaka eee...