GISA MAINTY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ก.ย. 2024

ความคิดเห็น • 39

  • @oniarilalasoamihanta3118
    @oniarilalasoamihanta3118 6 ปีที่แล้ว +2

    Tiako be i Miangaly fa mahay tarogna Betsileo👏👏👍💖

  • @lovapromabio9828
    @lovapromabio9828 ปีที่แล้ว

    Tsara Ilay film Gisa Mainty i Gégé Rasamoely ve olona manana

  • @arvingooroochurn9374
    @arvingooroochurn9374 หลายเดือนก่อน +1

    Kkkkkkk 😂 😂 😂
    Maharary antsika ve ny kolikoly😅

  • @wincel64
    @wincel64 4 ปีที่แล้ว

    Merci anareo tapaka ny tsinaiko ato bravoooo

  • @andriasarrah1659
    @andriasarrah1659 5 ปีที่แล้ว +2

    ary 'ty EMMANUEL mpamadibadika palitao 'ty mapme be!!!!m'lay le film mahay mintsy isika MALAGASY tiko lotra!!!!!

  • @luslus632
    @luslus632 4 ปีที่แล้ว

    Aiza n'y tohiny e misaotra fa tena tsara be

  • @tsararahamazava4312
    @tsararahamazava4312 5 ปีที่แล้ว

    Mitovitovy am le tantara Nofiko hono. Milay be fa misaotra ee

  • @ariellanantsoinardn9776
    @ariellanantsoinardn9776 6 ปีที่แล้ว +1

    Tsara diehy 🙌😂😂😂😂😂

  • @heritianaramahatsangy9535
    @heritianaramahatsangy9535 5 ปีที่แล้ว +1

    Rija razafimandimby asinao tohiny ihany

  • @narcisseakbaraly4946
    @narcisseakbaraly4946 6 ปีที่แล้ว

    J'aime regarder, c'est jolie

  • @wincel64
    @wincel64 4 ปีที่แล้ว +1

    Izy ihany io fa niove look

  • @leiylahaiyat3510
    @leiylahaiyat3510 6 ปีที่แล้ว +1

    azatao ela tohiny 😊

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara tompoko tena mahafinaritra

  • @mariemar4209
    @mariemar4209 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be fa miandry tohiny izahay o

  • @auziaauzia17
    @auziaauzia17 4 ปีที่แล้ว

    Tsar be 💖💖

  • @pejivaopejivao5953
    @pejivaopejivao5953 6 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsy itako zay dikan'ilay Film! tsy de mazava ko ny hevitra tiany ampitaina!

    • @meltineniaina1048
      @meltineniaina1048 6 ปีที่แล้ว

      Pejivao Pejivao. Vakio ny zava-misy eo @ fiarahamonina Malagasy e

  • @ruthtatamoramazavasoa7005
    @ruthtatamoramazavasoa7005 6 ปีที่แล้ว +1

    Ouh la!!! Nahita vahoaka atao fugurant nareo kah

  • @berlinesimone526
    @berlinesimone526 6 ปีที่แล้ว +3

    Merci ee makasitraka

  • @meltinemr9335
    @meltinemr9335 6 ปีที่แล้ว +1

    Ataoko fa lay 2 kay mbola lay 1 ihany

  • @ellafanaja3781
    @ellafanaja3781 6 ปีที่แล้ว +1

    Tsara💖

  • @richardmanampisoa9817
    @richardmanampisoa9817 5 ปีที่แล้ว +1

    foot

  • @nambinintsoajm6967
    @nambinintsoajm6967 6 ปีที่แล้ว

    Mba mangataka re hoanareo mpanao film gasy mba diniho antsakany sy andavany ny film ho atao fa ty Gisa Mainty dia tena ts mis dikany mits sad ts mis ilana azy! N'importe quoi!

    • @meltineniaina1048
      @meltineniaina1048 6 ปีที่แล้ว

      Nambinintsoa Jm, zava-misy io. Fomba fampitana hafatra ho an'ny mpitondra sy ny vahoaka e. Izaho aloha anefa dia tenamankasitra ity film ity. Lesona e. Misaotra anareo. Mety manohitohina ny sasany angamba....

  • @stellamarieangel3778
    @stellamarieangel3778 6 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka tsara be

  • @lalolalo523
    @lalolalo523 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra ee

  • @nasarilala9171
    @nasarilala9171 5 ปีที่แล้ว

    Dia nitranga tokoa teto @firenena ilay tantara Gisa mainty

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 ปีที่แล้ว

    Bogosy ny Gasy è

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 6 ปีที่แล้ว

    Misaotreeee miandry tohiny 👏👏👏

    • @franzeteoxes7161
      @franzeteoxes7161 6 ปีที่แล้ว +1

      Marcela Francette mahafinaritra be ny tantara!

  • @pharmacieambohimanambola6211
    @pharmacieambohimanambola6211 3 ปีที่แล้ว

    Film Faso

  • @coraliannejolie4120
    @coraliannejolie4120 6 ปีที่แล้ว +1

    La fille de Francis dans le film putain c'est énervant son accent betsileo du coup j'ai arrêté de regarder c'est pas naturel du tout
    Refa tsa hay retsy aza midedaka fa ny mahay mtarogna bedebe
    Manimba Sofigna fotsiny
    Francis tsara be ny fomba filalaony taloha zao izy otrany manao théâtre amle film
    Tena n'importe quoi be ryreto à
    Le manao fivorina tsisy resaka fa ok d'accord fotsiny de vofidy le ol de manao Sonia
    Putain otran Sipa kely manao kitatara tenisany

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 6 ปีที่แล้ว +1

    De be ny hasagnagnana @ty film ty...tsy lasa.

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 6 ปีที่แล้ว

    Misaotreeee miandry tohiny 👏👏👏