Dôdô Gasy lyrics 📜💎🧠 Ô rasefo ô tsy hitanareo ve ny mahazo antsika? Ny fiainana efa grave ianareo mbola miaro mpanao politika Ô rasefo ô ilay izy anie lesy efa l’indy na kick a! Toa tsy misy tonga saina isika fa ohatra ny samy mivika (Oay lelika e!) Da mbo midôdô ny gasy e, ndre ny fiaigna efa tsy misy lagniny Da mbô merci prezida! Ndre efa tsy hita ny hagny hohagniny Lasa angano angano arirarira ny operation varira Tserika aminao iaho ry malagasy (Merci ty!) (Ny vahoaka anie samy salama e! Kanefa dia samy sagnagna! Isika anie samy maiàna e Kanefa toa mihanahana a) x2 Ref x2 Dôdô ny gasy e! Da mbô midôdô ny gasy e! (Mbola matoritory !) Dôdô ny gasy e! Da mbô midôdô ny gasy e! (Mbola p’ondry p’ondry d’ory!) Hehehe faly ahay fa misy jiron’akoho ny tranonay Lalam-pirenena feno lavadavaka Hotampenanay amin’ny vavaka Hita mihitsy hoe firenena miavaka Faha-5 avy any amin’ny farany tsy afaka Eka riano fa mandroso isika Satria efa misy ny téléphériques Ny life ny anay mandeha hoazy Fa efa ampireven’ny délestage Fa izahay mbola velona Tsy misy manelingelina Na mihamaro ireo makorelina Dia vao maika kifenay Raha domelina Madagasikara tsy maintsy mandroso Fa mana mpitondra mahay mitantana Tserika aminao aho ry malagasy (Ny vahoaka anie samy salama e! Kanefa dia samy sagnagna! Isika anie samy maiàna e Kanefa toa mihanahana a) x2 Ref x2 Dôdô ny gasy e! Da mbô midôdô ny gasy e! (Mbola matoritory !) Dôdô ny gasy e! Da mbô midôdô ny gasy e! (Mbola P’ondry p’ondry d’ory!) Taloha kapoaky raiky no vidian’olo Hanany zao efa lasa tapa-kapoaky, milay an? Mena sofina anakiray no atahoran’ny vahoaka 30 tapitrisa Efa ataon’ireo kofon’ny tsy hay ianao, dia mbola tsy hainao ny mamisavisa Tsy magnino fa hinomanay toaky avao satria ny fiainanay efa milamigny Zaray 1 hetsy aha androany, amaray iny da efa lany Mamomamon’ny fampanantenana, mandona ny voasary mafanafana Punch orange amin’ilay kalitao, aroson’ny be palitao Lafa mamo ahay da mipika , aterina téléphériques e! Tserika aminao aho ry malagasy Mamo aho zany zalahy e! (Ny vahoaka anie samy salama e! Kanefa dia samy sagnagna! Isika anie samy maiàna e Kanefa toa mihanahana a) x2 Ref x2 Dôdô ny gasy e! Da mbô midôdô ny gasy e! (Mbola matoritory !) Dôdô ny gasy e! Da mbô midôdô ny gasy e! (Mbola p’ondry p’ondry d’ory!) Ze mamo midôdô!
Dôdô Gasy lyrics 📜💎🧠
Ô rasefo ô tsy hitanareo ve ny mahazo antsika?
Ny fiainana efa grave ianareo mbola miaro mpanao politika
Ô rasefo ô ilay izy anie lesy efa l’indy na kick a!
Toa tsy misy tonga saina isika fa ohatra ny samy mivika
(Oay lelika e!)
Da mbo midôdô ny gasy e, ndre ny fiaigna efa tsy misy lagniny
Da mbô merci prezida! Ndre efa tsy hita ny hagny hohagniny
Lasa angano angano arirarira ny operation varira
Tserika aminao iaho ry malagasy
(Merci ty!)
(Ny vahoaka anie samy salama e!
Kanefa dia samy sagnagna!
Isika anie samy maiàna e
Kanefa toa mihanahana a) x2
Ref x2
Dôdô ny gasy e! Da mbô midôdô ny gasy e! (Mbola matoritory !)
Dôdô ny gasy e! Da mbô midôdô ny gasy e! (Mbola p’ondry p’ondry d’ory!)
Hehehe faly ahay fa misy jiron’akoho ny tranonay
Lalam-pirenena feno lavadavaka
Hotampenanay amin’ny vavaka
Hita mihitsy hoe firenena miavaka
Faha-5 avy any amin’ny farany tsy afaka
Eka riano fa mandroso isika
Satria efa misy ny téléphériques
Ny life ny anay mandeha hoazy
Fa efa ampireven’ny délestage
Fa izahay mbola velona
Tsy misy manelingelina
Na mihamaro ireo makorelina
Dia vao maika kifenay Raha domelina
Madagasikara tsy maintsy mandroso
Fa mana mpitondra mahay mitantana
Tserika aminao aho ry malagasy
(Ny vahoaka anie samy salama e!
Kanefa dia samy sagnagna!
Isika anie samy maiàna e
Kanefa toa mihanahana a) x2
Ref x2
Dôdô ny gasy e! Da mbô midôdô ny gasy e! (Mbola matoritory !)
Dôdô ny gasy e! Da mbô midôdô ny gasy e! (Mbola P’ondry p’ondry d’ory!)
Taloha kapoaky raiky no vidian’olo
Hanany zao efa lasa tapa-kapoaky, milay an?
Mena sofina anakiray no atahoran’ny vahoaka 30 tapitrisa
Efa ataon’ireo kofon’ny tsy hay ianao, dia mbola tsy hainao ny mamisavisa
Tsy magnino fa hinomanay toaky avao satria ny fiainanay efa milamigny
Zaray 1 hetsy aha androany, amaray iny da efa lany
Mamomamon’ny fampanantenana, mandona ny voasary mafanafana
Punch orange amin’ilay kalitao, aroson’ny be palitao
Lafa mamo ahay da mipika , aterina téléphériques e!
Tserika aminao aho ry malagasy
Mamo aho zany zalahy e!
(Ny vahoaka anie samy salama e!
Kanefa dia samy sagnagna!
Isika anie samy maiàna e
Kanefa toa mihanahana a) x2
Ref x2
Dôdô ny gasy e! Da mbô midôdô ny gasy e! (Mbola matoritory !)
Dôdô ny gasy e! Da mbô midôdô ny gasy e! (Mbola p’ondry p’ondry d’ory!)
Ze mamo midôdô!
Hatramin'ny jamba ary efa nahita ko
Partageo milay