PIKLA DU 02 FEVRIER 2020 FIFAMOIVOIZANA ANTANANARIVO BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 23 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น •

  • @jacquerandrianasolo8257
    @jacquerandrianasolo8257 4 ปีที่แล้ว

    Les malgache travaillent très dur pour gagner leur vie bravo à eux j apprécier mon peuple big up à tous les gens qui sont à Madagascar

  • @irennnossy6714
    @irennnossy6714 4 ปีที่แล้ว +2

    Ny ahy de ny taratasy Tsymaintsy hamboariko ao Tana no andalovako ao, fa raha mbola azoko atao de tsy mandeha Tana mintsy satria Tena mankaleo ny fifanosehana

  • @raatanbajan9464
    @raatanbajan9464 3 ปีที่แล้ว

    Une petite requête, si possible, fais la traduction écrit en français sur image.
    Moi je vous regarde a ile Maurice et il y a beaucoup des gens ici arrive pas a comprend Malagasy.

  • @haryrandriambola839
    @haryrandriambola839 4 ปีที่แล้ว +1

    Dia efa manao nao foana ianareo mpivarotra aiza ny mpandeha tongotra dia mandefitra
    tsy afaka amintsika malagasy ny manaonao foana misaotra

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 4 ปีที่แล้ว +1

    Raha ny marina dia tafiditra amin'ny education civique io, ary any amin'ny EPP no hianarana azy, satria lalana eo amin'ny Firenena hampilamina ny andavan'andron'ny mponina. Zao isika dia mbola manabe, fa ho avy ny fanomezana sazy. Anaty arabe tsy fandehanana, trottoir tsy fivarotana fa adidin'ny ben'ny tanana no mitady ny toerana asian'ny mpivarotra ao aminy, ny fiantsonan'ny fiara.

    • @meltineniaina1048
      @meltineniaina1048 4 ปีที่แล้ว

      Marina be. Any ny fototra. Fanabeazana ho olompirena vanona.

  • @mendrikarazafi3063
    @mendrikarazafi3063 4 ปีที่แล้ว

    Tsara ilay fandaharana, misaotra nizara tompoko

  • @randrianasolohery813
    @randrianasolohery813 4 ปีที่แล้ว

    Ny code de la route no efa miteny hoe "iza no tokony handefitra", fa ny bon sens no tokony hananana

  • @beckermandede603
    @beckermandede603 4 ปีที่แล้ว

    le toetsaina mfanambany @ asa ts met
    aiza pory ko n olona ts mahay mtondra an io

  • @androziixmusic
    @androziixmusic 4 ปีที่แล้ว

    SAMY MANDEHA SAMY MITADY SATRIA MAFY DIA MAFY NY FIAINANA ; NY HO ANINA ANIO TADIAVINA ANDROANY, MITRONGY VAO HOLANA. DIA TOY IZANY HATRANY NY MISEHO AMIN' NY FIAINANA ADAVANANDRO ETO MADA.

  • @francoiseangelique6036
    @francoiseangelique6036 4 ปีที่แล้ว

    Tokony asiana feux de signalisation @n'izay dia samy mifanaja tsirairay.

  • @hezekiarabenarivelo25
    @hezekiarabenarivelo25 4 ปีที่แล้ว +2

    Desodre total. Education civique nofoanan ay t@ zany dia mijinja ny vokany isika zao.

  • @akuganteng790
    @akuganteng790 4 ปีที่แล้ว

    Kalian berbicara bahasa apa sih??

  • @galihwicaksana250
    @galihwicaksana250 4 ปีที่แล้ว

    mukanya mirip orang indonesia semua