nareo vehivavy hoa rehefa midera eny ambony eny aza manao fitafiana janga toy izao fa manimba ilay fahamasinana, tena tsy mety e, ilay hira tena misy fikasihan'ny fanahy masina mihitsy fa simbainareo
Lol,akanjo maontina tsara izao. Tsisy sexy eo na ray aza.Resaka pataloha indray ny fiangonanareo no tsy manao pataloha fa aza lazaina janga mihitsy ny olona
Misaotra jesosy malala 🙏🏻 ♥ tsara lotra hira mankasitraka indrindra tompoko mitomboa fahasoavana
Amen amen dieu tellement grand l’amour qu’il nous donne n’aura jamais de fin ❤❤❤je vais le louer de tous mon être et mon âme
Mankasitraka fa tena tsara lay hira mampitombo finoana
Tena tsara! Mampahery, mampitombo fitia oan Jesosy.alleluia
Amen
mampiakatra ny finoako.tena tsara
Belle chanson!! Merci Jesosy Kristy
Smoga sukses ya. Salam dari indonesia.
🙏🏼🙏🏼🙏🏼
Deraina ny Tompo!
Mankasitraka tompoko
Amen tahin'i Jesosy
nareo vehivavy hoa rehefa midera eny ambony eny aza manao fitafiana janga toy izao fa manimba ilay fahamasinana, tena tsy mety e, ilay hira tena misy fikasihan'ny fanahy masina mihitsy fa simbainareo
Marina ny anao, misaotra tsy misorona miteny
Fa inona ilay fitafiana janga amin’izao?😮
Raha efa mahazatra anao ny pataloha dia mba mandefera kely manao robe rehefa mitory ianareo vehivavy raha tsy azonao ilay izy tompoko
Lol,akanjo maontina tsara izao.
Tsisy sexy eo na ray aza.Resaka pataloha indray ny fiangonanareo no tsy manao pataloha fa aza lazaina janga mihitsy ny olona
Belle reprise à la Malagasy de STEVE CROWN (you are YAHWEH). Merci les amis.
Fiadanana ho any fiderana sy fiankofana🔥🔥
Amen amen
Mankasitra indrindra topoko🙏🙏
Tahin'i Jesosy tompoko
tsara
Tena tiako be