ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Misaotra nizara fa tena tsara be le tantara no mifono anatra tsara koa ❤❤❤👏👏👏🇲🇬🇲🇬🇰🇼
Mankasitrak tompoko merci nizara av regniko tantara ty f TS mahakajo mihenoaz ❤❤❤😢😢
Tegna misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko 🥰 😍 🥰 😍 mahafinaritra be lay tantara sady mampalahelo koa Tegna tsy misy tandroko ny ratsy. Misaotra betsaka tompoko miandry ny tantara vaovao 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤❤🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Faly miarahaba indrindra tompoko, de misaotra betsaka indrindra tompoko mizara tantara ho anay ooo, mampalahelo kely tantara 😍😘😘😘
Tena Misaotra anareo tsara ilay tamtara mampitombo finoana merci et bravo🙏🙏❤❤
Tsara bé ny tantara . Mankasitraka an’io Gasy Rakoto nizara.😊
Ga tsy afaka averina ato anaty TH-cam Version original any le tantara "Ny anongotsongona ny Maty" le RDB manao anazy
Misaotr nizara fa tena tsar be le tantara 😍😍❤
Mankasitraka fa tena fitaratra tokoa ❤️
mankasitraka foana an'i gasy rakoto nizara ee!
Merci bcp
Mankasitraka indrindra nizara rdb Tena tsara sady misy anatra mafonja izy zany fitiava' Tena sy fitia teh anakarena tampoka
Merci beaucoup
Mankasitraka feno 🙏🏽❤️
Tena FITARATRA tokoa...misaotra mankasitraka e 🙏❤️
Makasitraka hatrany tompoko
Aza mba sendran ny vehivavy otran ny hanta,tsy mba mahay ,lay namana azon ny tazon-karena mpamadika namana tsy matahotra an Andriamanitra
Zany ka tena tantara mahafinaritra ❤
ny hatsembohan ny tavanao no hihinanao fa aza mitetka ny hanakarena tampoka zany
Mankasitraka . Zao vao hihaino😊
Mankasitraka indrindra nizara Gasy Rakoto
Mankasitra 🙏❤️
Mankasitraka nizara 🙏 🙏 🙏 ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️
Tsara be❤️
Mankasitraka
Tsis tandroka toko ny ratsy aza mb matokitoky olona nizaniza fa tena mahafaty ts mahazaka ahita fivoaranao zany
merci beaucoup 💋💋💋💋
Misaotra nizara😍🙏🤝🙋♀️🇲🇬🇲🇬
Mankasitraka tompoko
Efa naheno t@ RDB omaly , mazotoa izay mbola tsy naheno dia misaotra nizara .
Misaotra nizara e
Misaotra indrindra tompoko
Misaotra tompoko fa tsara be ke tantara
Misaotra indrindra o
Misaotra nizara fa tena tsara be le tantara no mifono anatra tsara koa ❤❤❤👏👏👏🇲🇬🇲🇬🇰🇼
Mankasitrak tompoko merci nizara av regniko tantara ty f TS mahakajo mihenoaz ❤❤❤😢😢
Tegna misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko 🥰 😍 🥰 😍 mahafinaritra be lay tantara sady mampalahelo koa Tegna tsy misy tandroko ny ratsy. Misaotra betsaka tompoko miandry ny tantara vaovao 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤❤🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Faly miarahaba indrindra tompoko, de misaotra betsaka indrindra tompoko mizara tantara ho anay ooo, mampalahelo kely tantara 😍😘😘😘
Tena Misaotra anareo tsara ilay tamtara mampitombo finoana merci et bravo🙏🙏❤❤
Tsara bé ny tantara . Mankasitraka an’io Gasy Rakoto nizara.😊
Ga tsy afaka averina ato anaty TH-cam
Version original any le tantara "Ny anongotsongona ny Maty" le RDB manao anazy