Misaotra betsaka Pastera! Tena ohatrany natokana ho ahy ity video ity, fa izaho zao dia tena mandalo dezera. Izahay mivady moa izany eh! Marary ny vadiko efa ho 6 mois zao, tsy fantatra mihitsy izay mahazo azy, malemy tsy afaka mitsangana eny fa na dia mipetraka aza fa malemy ny ratsambatany. Atao daholo izao Fitilina rehetra izao fa tsy ahitana soritra’aretina eny fa na dia manaintaina aza ny vatany indraindray. Tsy kivy anefa izahay, fa mivavaka mitalaho @ ny Tompo, ary manantena fa mbola ho sitraniny indray andro any. Misaotra betsaka Pastera fa tena mampahery tokoa. 😢❤🙏
Mahereza nareo mivady fa Izy no mamiravira ary Izy ihany koa no manasitrana, miorena mafy fa fandalovana fotsiny io, tsy maintsy ho tonga ny tany Kanana ❤
Misaotra betsaka Pasteur Tena natoka hoahy ny fampianaranao zany mankasitra topoko @ fampaharezagna AMEN
AMEN Mankasitraka anao Pasteur, ho tahin'i JESOSY hatrany ianao sy ny ankohonana
Amen 🙏 mankasitra é 🙏❤️
Amen
Mankasitrak am fampianarana Pst
Amen 🙏🙏💖 Misaotra Azy Tompo @zavatra rehetra ! misaotra betsaka Pasteur ❤
Amen!mankasitraka Pasteur!
Amen🙏🙏❤mankasitraka pasteur
Amen Amen
VOARAY tanteraka ny hafatra Pasteur Tahiana 🙏 Mankasitraka indrindra tompoko 😇
Mankasitraka Pasteur Amen
Amen 🙏🙏
Amen! Mankasitraka indrindra tompoko ! Tena marina aminay izany🙏 Tompo o! Matoky anao amin'ny zavatra rehetra aho.
Misaotra betsaka Pastera! Tena ohatrany natokana ho ahy ity video ity, fa izaho zao dia tena mandalo dezera. Izahay mivady moa izany eh! Marary ny vadiko efa ho 6 mois zao, tsy fantatra mihitsy izay mahazo azy, malemy tsy afaka mitsangana eny fa na dia mipetraka aza fa malemy ny ratsambatany. Atao daholo izao Fitilina rehetra izao fa tsy ahitana soritra’aretina eny fa na dia manaintaina aza ny vatany indraindray. Tsy kivy anefa izahay, fa mivavaka mitalaho @ ny Tompo, ary manantena fa mbola ho sitraniny indray andro any.
Misaotra betsaka Pastera fa tena mampahery tokoa.
😢❤🙏
Mahereza nareo mivady fa Izy no mamiravira ary Izy ihany koa no manasitrana, miorena mafy fa fandalovana fotsiny io, tsy maintsy ho tonga ny tany Kanana ❤
zay no maha Andriamanitra pandinikia ny voa Azy ,hainy ny hahatsara antsika mba tsy hiala Azy
tena marina mihintsy zany , tsapain'Andriamanitra ao anatin dezera tokoa ny ondry mba tsy hiala aminy fizahantoetra hoan'izay mikatsara arapanahy
Mankasitraka indrindra tompoko ❤