Tsy Mety Afa Po - Charles Martin Miasa - Kaiamba K 84 162 - 1983

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ก.พ. 2025

ความคิดเห็น • 6

  • @firanitra
    @firanitra 4 ปีที่แล้ว +6

    Taiza ianao e ! Taiza foana no tsy hita taratra
    Nitady anao aho ô, era-vazamototra
    Nandritry ny alina, ka mandra-maraina
    Dia mbola nikaroka aho nefa dia niala maina
    Androany mahazo ny soa ô ! Ampitso mikaroka koa
    Tsy mety afa-po fa hay moa, mbola tanora tokoa
    Ianao ihany anie, no nilaza tamiko
    Fa hiaraka hiombom-pitia e, mandrakizay doria
    Ny vatana reraka, tsy azo anoarana
    Fitia tsy tanteraka hono e, aoka hifarana

  • @rija612
    @rija612 4 หลายเดือนก่อน

    Misaotra ehhhh ny fahazazana izany hira zany

  • @olgamiray8845
    @olgamiray8845 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka , na saika tara vao nisy namoaka eto am TH-cam .. efa somary lehibe i Charles Martin.. tsara e

  • @tranimarihenyrampanazara387
    @tranimarihenyrampanazara387 4 ปีที่แล้ว +1

    hira tsara ahatsiarovako ny fahazazako tany Mampikony-Ampapamena.

  • @ramamonjy-ratrimoravoparan9118
    @ramamonjy-ratrimoravoparan9118 4 ปีที่แล้ว

    Tonony oh

  • @rahobisoaherimalala112
    @rahobisoaherimalala112 2 ปีที่แล้ว

    kermesy