Arôo....mahajerijery e, tsy mandry ny eritreritra fa angny aminanjy,mahatsiaro ny fiarahagna andro aman'aligna, mafy arôo zalahy ny elanelan_tany. Merci bcp kaiamba.💖💖💖
MBOLA TIA (Charles Martin) Kaiamba tena izy I. (x2) Efa ela bé izay no tsy nahitako an'azy Malahelo anie aho Manimanina ê Nefa atao ahôana moa mbbola ho avy ny andro iray Na ho éla / na ho haingana / Tsy maintsy mbola hihaona Refrain: (x2) Satria mbola tiko ianao ka tsy haiko ny hanadino anao Mahatsiaro anao fôna izaho aty ê Na andro na alina (x2) Äja malahelo anao ngah'ê Zaho mbolo ho avy ê Satria mbola tiako ianao ty ô // tiako ô (interlude) II. (x2) Tsy mandry ny eritreritro fa any amin'azy ê Mahatsiaro ny fiarahana andro amn'alina Mafy arô zalah itony élagnélantany ê Na izany // na tsy izany // Tsy maintsy mbolo ho avy. Charles Martin (Mananjary)
Mampahatsiaro an' i Charles Martin
Misaotra indrindra
🙏🥲💟😢🙏
oh ! bella ,molto bello .e viva ny hira anno 70!!!!!!!
Adoro 'sta canzone ❤️❤️❤️
Merci eee zany ka tena hira
Misaotra nizara👍mankasitraka Prosh'Ely, grand guitariste🎶🎸🎸
Arôo....mahajerijery e, tsy mandry ny eritreritra fa angny aminanjy,mahatsiaro ny fiarahagna andro aman'aligna, mafy arôo zalahy ny elanelan_tany.
Merci bcp kaiamba.💖💖💖
Mon adolescence 🇲🇬
Mbola tiako anao lol 😃
Belle chanson ❤️
mankasitraka eh❤️❤️❤️
azalahy é,tsara è,ts lany manja è,tiako be si!!!
mankasitraka Tompoko ❤❤❤❤❤❤❤❤
Merci hoy bora de tamatave je retournerai à tamatave
ndriii, mampahatsiahy ny taloha.
tsara loatra eh! misaotra ny mpizara
Mankasitraka mankatelina eh! Isaky ny mihaino an'ity hira ty aho de mahatsiaro ny fahiny!
Hafa hiany n'y fahiny eeh
Tena tsara be,mampa'manimanina eee
Mahamani2gna ny tany niaviagna iz Zan!!!
Mahay ny olona taloha e!mankasitraka !
Hafa foana ihany ny hira fahiny no dia mbola tanora aza ny tena.
tena favy be ane izanny hira izany re havana ka tena misaotra
tiako be ty hira ty
tamatave me manque
Lasa ise fa dia veloma.za sisa no mihaino ity hira.
Tsara e. Misaotra betsaka ♥╣[-_-]╠♥
cool
dédicace à behavana velomody jean alfred
mampatsiaro n tiany e
hum!
Hembona
Mafinaritra be ito hira ty an
Bonsoir omeko anareo jiaby ity hira ity ok
Tsara be ty hira kaiamba ty mampatsiaro ny fahiny marina moa merci
❤💏
ʜᴏ ᴇʟᴀ ᴠᴇʟᴏɢɴᴀ ᴀɴᴀʀᴇᴏ ᴇᴇ
tsapako
Merci Charles Martin, merci Prosh'ely...Merci mpizara
tsara loatra fa misaotra e
mankasitraka ny mpiaino
oaro atsiarovako tanana nahabe ane androranga camarade surtout labotikany zefa na i lemena tsy iza ity fa i tabe lot 2994
y
Androranga ah
Quelque soit notre age , ne jamais oublier , ce beau Pays où nous sommes nés(es) et où nous avons grandis(ies) merci beaucoup
Misaotry ro Charles Martin sy ny namany
Toute mon enfance quand je l'écoutais déjà je sentais beaucoup d'émotion ❤️
MBOLA TIA (Charles Martin) Kaiamba tena izy
I. (x2)
Efa ela bé izay no tsy nahitako an'azy
Malahelo anie aho Manimanina ê
Nefa atao ahôana moa mbbola ho avy ny andro iray
Na ho éla / na ho haingana /
Tsy maintsy mbola hihaona
Refrain:
(x2)
Satria mbola tiko ianao
ka tsy haiko ny hanadino anao
Mahatsiaro anao fôna izaho aty ê
Na andro na alina
(x2)
Äja malahelo anao ngah'ê Zaho mbolo ho avy ê
Satria mbola tiako ianao ty ô // tiako ô
(interlude)
II. (x2)
Tsy mandry ny eritreritro fa any amin'azy ê
Mahatsiaro ny fiarahana andro amn'alina
Mafy arô zalah itony élagnélantany ê
Na izany // na tsy izany //
Tsy maintsy mbolo ho avy.
Charles Martin (Mananjary)
Musique de Madagascar
Fitiavana be noho ny zavan drehetra ,!!!!!!!!!!
Zaho teraka 1989 fa hira jiaby talo presque tiako arery e ary misaotra aminy mpizara koa za
J'tiens à vour remercier pour cette Chanson;M'lay eh!
Atsavarovagna Toamasina zany hira zany ! azalahy, anga eee
merci hoy bora de tama
:* :* :*
Tsy mba nanana hira hafa ve izy ioe? Tiako lotra e!!!!ZEM
Tena manana hiramaro izy
Jereo ao am super music analakely sao misy cassette audio, de avadika njareo mp3.. feno album complet.. fa video you tube vitsy..